Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. thomas_radstrom

    540 en mini

    Heureux de voir un passionné comme ça Une victime ? je dirais plutôt une heureuse élue !
  2. Izao alina izao vao nahita sy nahafantatra ity fivoriana ity e E e e dia @ sabotsy izany ny fotoana e
  3. Mbola tsy handicapé kosa Ra-Prez a ! Ampikotrano foana ilay tongotra fa sitrana vetivety io
  4. Ao @ Prez misy ilay fichier vidéo raha tsy tafa ilay rapidshare
  5. 2 roues en l'air no efa nataoko sur R5
  6. thomas_radstrom

    ANTSOINA NY TEAM SO6

    Iangaviana i Beels mba hivarotra ny setups-ny dia hanatevenana ny oenti-manana ny vola azo
  7. thomas_radstrom

    ***olana g25***

    tôty atakalo momo e
  8. ndao hanaovana so6 control miaraka @ andros e
  9. Nareo lesy no tena mahasahy mandeha mafy be ohatran'ireny sur Chirdonhead a
  10. thomas_radstrom

    ***olana g25***

    Vahao lesy Doda dia mijereva forums miresaka an'io - na mitadiava schéma mihitsy aza no tsara. De toute façon ange zavatra be mpanana io sûr fa misy infos foana @ net ahafahan'ialahy manamboatra azy
  11. Ho an-ndrizalahy any an-dafin'ny riaka io ka na sida aza ny any ataoko fa mba manao fimailo rizalahy
  12. thomas_radstrom

    WRC 2009

    Ny Monte-Carlo notsoahina, ny Suède notsoahina, Ny Allemagne notsoahina , heureusement mba niverina ny Australie ! Rallyes mythiques 3 be izao no notsoahina
  13. thomas_radstrom

    ***olana g25***

    Taper-o hoe "centrage g25" @ google fa misy olona tratran'io problème io koa ao dia misy solution koa. Tsy simba izany ny Gvints an'ise fa toa resaka déreglage fotsiny io.
  14. Antsoiko ialahy dès que manana fotoana aho Inty ny vidéo DUEL McCrash - Ra-Prez sur Chirdonhead (adin'ny samy henjana io - 1s de différence à l'arrivée) : rapidshare.com mcvsprezfinal.part1.rar rapidshare.com mcvsprezfinal.part2.rar Downloader-na ireo fichiers 2 ireo dia atambatra @ winrar dia décompresser-na avy eo dia mahazo ilay vidéo (fichier .wmv) vakiana @ Windows Media Player
  15. Ato @ Prez aho letsy no mi-poste a Ny trains ar an'i Andros koa enjehina ho vitaina @ izay fa tsy tany mihitsy ny loha teo
  16. thomas_radstrom

    Records

    Mety hafa ny physics ampiasain-dry lerony an
  17. Efa uploader-ko rapidshare ilay montage-n'ilay duel dia afaka mijery McCrash sy ireo rehetra any finda Ny eto an-toerana moa izany dia ao @ Prez
  18. Nga tsy gravy e vao mifoha vao maraina dia tsy mety raha tsy milalao rbr kely aloha vao mieritreritra ny ho atao Andros ange dispo foana fa mbola misy problème de carbu indray izy izao (tsy mety velona indraindray dia noyé lava). Fa raha voamboatra aloha @ Noely tsisy olana mihitsy ka
  19. Mikkah > Tsy aleon'ialahy mibata matos any @ Prez ?
  20. Ahenao ny détente rehefa diso malama loatra e
  21. Santionany @ ireo "henjana" fotsiny ange i Prez sy Maximumattack fa mbola misy an-dry Peno, Dadah, Beels, CI, Dodanen , miala tsiny @ ireo tsy voatonona e Na i Sandy sy Papale ary ange tena mandeha be koa le t@ session indray sabotsy iry e ! dia ilay bandy kely iny koa (Sitraka moa izy teo ?) Mba lazao ireny sao hanao fa misy loka hono hoe !
  22. Nasianareo sujet vao² mihitsy an OK ary fa izaho tsy hisoratra anarana intsony fa dia efa ny iray aminareo izany no hibata ny amboara e !
  23. Ny blem ange na manao auto-motivation ohatran'ny inona aza aho raha vao miditra eo Ra-Prez na i Maximum Attack dia sûr fa ho lasa ihany ilay joystick e Tsy mety lesy a ! le volant mihitsy ange no tsy raharahan'i RBR intsony vao mitsatoka ilay joystick e Résultat aloha dada a mety ho azon'ialahy ange io e
  24. Misy revy kely mba hamaranana en beauté ny saison ity zalahy a : Manana joystick mbola vaovao be aho ato (ilay fanaovana flight simulator ireny) - noketrehiko saika natao levier de vitesse en H an'ilay momo ilay izy fa tsy nety (tsy mety miaraka izy sy momo e ) Fa raha ampiasaina irery izy dia mandeha tsara. Ka izao : mba milay raha mba fenoina saina gasy ny résultat @ ity rallye de Grande Bretagne ity ka omeko atao loka an'izay gasy voalohany @ classement @ io rallye io - à condition ka eto Madagascar izy - io joystick io. Dia évidemment raha izaho zany no gasy voalohany eto Mada @ classement Rallye GB dia omeko ny tenako ihany ilay joystick
×
×
  • Créer...