-
Compteur de contenus
1 554 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom
-
-
-
-
Boite ''longue'' izany? ça dépend letsy a, raha be mahitsihitsy ohatran'ny Kaihuavaara izao dia mety raha longue, fa raha tanner ohatra boite courte no toa mety. Enfin, mila mi-teste ialahy Ilay 207 aloha toa tsy dia misy différence firy ny boite moyenne sy longue (raha ny fahitako azy, fa izaho koa moa tsy dia mitarika vitesse loatra)
-
-
Les rallyes du soirs
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de His dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
-
Loza ny nitranga t@ leg 2 Jusqu'à Sikakama 2ème passage tsy nisy problème mihitsy On est même remonté de la 29è place à la 21è Décidément je n'aimerais jamais Sikakama Tsy voa-expliqué-ko mihitsy aza fa : ny réglages sy ny pneus tao tsara, izaho tsy ni-attaque be fa juste nitazona rythme fotsiny, dia sur une droite légère je perds subitement le contrôle pour arriver tout droit sur un arbre. (ary efa la poisse mihitsy fa tena teo amoron'ny arabe ilay hazo ) Bilan : moteur cassé après 100 m --> KK De la 21è position, on chute tout droit à la 65è On va repartir pour le leg 3 demain, juste pour le fun !
-
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
Vao nahavita leg 1 dia somary frustré ihany fa erreurs tsy tokony natao daholo no natao - ES1 : rehefa avy nandona barika dia nandrava fefin'olona (ary mavesatra be le barika kle aza a ... tafajanona mihitsy ilay sub lancée à pleine vitesse !) fa tsy nisy DA tsy nisy KK - ES7 : optimiste loatra niditra "K à gauche" --> tonga dia sortie avy hatrany --> DA Ankoatr'izay tsisy ambara fa nitandrina be, na izany aza mba 29ème provisoire aloha vita ny leg 1
-
Ireto avy ny réglages hitako ho an’ireo izay mitondra Impreza WRC 06 @ ity rallye Irlande ity : Mety tsy hi-convenir @ tsirairay ireo réglages ireo, mety tsy hi-convenir koa raha daba hafa no hi-appliquer-na azy, ary misy style de pilotage adapté @ ireo réglages ireo koa. Mila roulage be mihitsy rizalahy a. Mila reco bobaka be. Marihana eto koa aloha fa tsy dia tsara loatra ny suspension an’ilay Subaru, ka mila mitandrina be rehefa passage de bosse na réception de saut. Izaho tsy dia mahay mi-régler suspension loatra fa mila an’i Master Beels indray angamba. ES1/ES4 : ir-es4c : 60% du couple à l’avant, natao 0 ny top mount position (réglage angle de chasse), dia ni-régler-ko koa ny pincement sy ny angles de carrossage. Ampidino 2000 koa ny freins arrière mba ho stable rehefa mi-freine mafimafy (izay misy partie tsy maintsy hanaovana izay @ io spegany io). Noho ilay angle de chasse au minimum dia sous-vireuse be ilay daba @ io réglage io, kanefa kosa afaka mi-attaque tsara tsy dia misy risque hanao sortie @ ireo portions mahintsihintsy sy bosselées @ pribram. Mila propre be mihitsy @ trajectoire. Noho ilay 60% du couple à l’avant dia miampy koa ny stabilité an’ilay daba, indrindra @ ilay partie gravel an’i Pribram. ES2/ES5 : ir-es8b : 60% du couple à l’avant Ny réglages gravel no napetaka @ réglages suspension dia mba ça va Ni-régler-na koa ny carrossage sy ny angle de chasse Rabaissement de la hauteur de caisse à 250 Io spegany io dia bosselée be mihitsy ka aza mi-attaque à fond fa miezaha fotsiny mitazona rythme ambonimbony. Ny réglage eto dia manampy an’ilay daba ho tsara comportement fotsiny sur passage de bosses. 60% du couple à l’avant – amin’izay mba tsy dia maditra loatra ny vodiny @ ireo virages serrés betsaka @ io spegany io. Mila propre foana ary manaraka trajectoire tsara. ES3/ES6 : ir-es6b : 65% du couple à l’arrière Angle de chasse au minimum Réglage pincement avant Noho ilay angle de chasse au minimum dia afaka mi-attaque kely @ ireo portions mahintsihintsy sy bosselées – sady tsy dia misy risque hanao sortie. Ohatran’ny réglage sur pribram dia sous-vireuse be ilay daba kanefa kosa stable tsara. Mila propre be izany @ trajectoire sady mi-anticipe virage tsara. ES7 : Io indray dia na réglage par défaut aza dia efa mety. Ny ahy nampiakariko au maxi ny angle de chasse. Tsy tokony hisy problème @ io spegany io raha tsy hoe manao excès d’optimisme angaha dia KK ! ! ES8 : Mitovy @ ES2/ES5 ES9 / ES13 : Io indray angamba any @ Prez no maka réglages fa spécialité-ny io spegany io ES10 / ES14 : Spécialité an’i Prez koa, réglages par défaut avec 65% de couple à l’arrière ny ahy dia efa mety. 65% de couple à l’arrière : couple diff max à l’avant : 484 Couple diff max arrière : 900 Couple diff max central : 900 ES11/ES15 : ir-es11 : Réglages par défaut fa natao 60% de couple à l’arrière fotsiny dia nenjanina ny ressorts mba ho tsaratsara kokoa ny réception de saut. Marihina ihany nefa fa ratsy be mihitsy ny suspensions an’ilay subaru (par rapport @ WRC hafa, resin’ilay Focus lavitra be mihitsy aloha e) – ka mila MITANDRINA foana rehefa sur bosse na réception de saut. ES12/ ES16 : Réglages par défaut azo hiafiana, ny ahy n-régler-ko 60% du couple à l’arrière fotsiny. 60% de couple à l’arrière : couple diff max à l’avant : 600 Couple diff max arrière : 900 Couple diff max central : 900 (bloqué à 500 ny différentiel avant sur RBR, saingy misy utilitaire izay : Car Setup Tool ny anarany, afaka mampiakatra an’io, azo télécharger-na sur www.bhmotorsports.com). Farany ny momba ny pneus : Aleoko mi-roule pneus tarmac wet toa izay ilay tarmac int. Tsaratsara kokoa ny mi-roule en tarmac wet sur good conditions que mi-roule tarmac dry sur bad conditions. Manaova essais, dia aza adino ny manova ny pneus en début de boucle ! Ireo spegany ambiny mbola tsy dia nisy essais sy recos firy fa alefako eto ihany rehefa mahavita e ! Dia mazotoa daholo dia ento avo ny voninahitry ny Team S06 e ! Ato ny fichier zip misy ireo réglages ireo http://www.racing-passion.info/setups-ireland.zip
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
Vita ny Monte-Carlo leg 3 dia tsisy ambara ... ny erreur grave tsy nisy fa ny chronos aloha mbola tsy ao mihitsy e (tokony hanome cours de pilotage mihitsy angamba Mr Beels ! ) Résultat : 40ème provisoire (tsy dia ratsy kosa aloha io raha sur + de 300 participants e ) juste 3 places derrière Fablide Sa tokony hi-invest @ G25 @ izay ve ? -
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
Vao avy nahavita Leg 1 sy 2 fa dia ... Na dia tsy manao erreur aza mbola tsy tratra mihitsy ny temps an-dry Beels et compagnie e mandeha mora loatra ve ? tsy hay intsony ! Tsy nanao erreur mihitsy jusqu'à Joux Verte II (ES7) fa tary @ ilay mahitsihitsy tarmac iny (ny pneus moa neige) dia nanitsaka be dia t@ ilay avant-dernier virage kely iny juste ni-dérape kely loatra fotsiny ilay daba dia nanitsaka bozaka - dia tonga dia ni-lacher-ko daholo sady niezaka namerina t@ piste fa tsy tafa e avy dia vodihazo be ! Heureusement tsy nisy naninona ilay fiara fa ny niala teo no tsy maintsy naka DA fa mi-patine fotsiny ilay daba Dia sosit** t@ iny dia nanenjana be t@ ilay East-West tarmac, fa saika nirefotra koa fa soa ihany fa voa-rattrapé ihany ilay daba ka sortie de route kely fotsiny, fa mi-patine foana indray ilay fatina 207 rehefa anaty bozaka dia ---> DA Dia farany dia ni-se relaxer kely mihitsy hoe aoka izay ny adalana fa ndao hi-assure @ izay, fa tsy nijanona teo anefa fa mbola tete à queue be manadala t@ Cote D'Arbroz II (ES9) fa soa ihany fa tsy nivoaka ny piste dia tsy mila niantso DA fa manoeuvre no natao Rahampitso angamba hamarana azy dia hiezaka ny tsy hanao erreur koa fa ny 4 dernières ES rahampitso koa mbola gidragidra -
Jouer en ligne à moindre coût
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
Ny Monte ange misy importance be mihitsy ny régularité-ny pilotes, ny choix de pneumatiques, ny informations omen'ny ouvreur, ny fahaizana mi-gérer attaque sy prudence ... Io irery angamba no rallye izay tena miankina betsaka kokoa @ pilote noho @ tanjaky ny daba. Izay no tena mampilay azy. T@ 1999 aza Gilles Panizzi sur Subaru Impreza WRC année 98, ben il a mis une belle raclée aux Subaru WRC officielles ayant les dernières évolutions - avant de sortir de la route sur une plaque de verglas non mentionnée dans ses notes. Pourtant on avait des pointures aux volants des Sub officielles : Kankunnen et Bruno Thiry (qui connaissaient aussi très bien le Monte)
-
Jouer en ligne à moindre coût
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
Pour les Team @ !!! mahazo mipost ny team Zen
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)