Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Sali daholo Lazao @ rdv manaraka fa ho avy ny tenanay na mbola novice aza @ RBR e !
  2. Sali sali daholo Araka ny anarana (jerevo @ Google) dia pilote suédois nanao t@ championnat du monde t@ années 90 tany ny tenanay Ary mbola tsy afaka @ rallye fa mankafy foana (na réel na virtuel - bon ny virtuel moa zany no tena atao be ) Rallye no tena discipline favori fa ankafizina daholo rehefa resaka fiara (Gran Turismo 4, GTR - rehefa "mamofompofona" simulation - fa tsy need for speed kosa aloha a ) Dia faly be mahita ity communauté ity dia impatient be @ fihaonana manaraka na dia mbola novice be aza @ RBR (WRC 5 sy Gran Turismo 4 sur PS2 foana no nolalaovina hatr@ zay) Inty ny n°-ko : 033 08 953 90 - lazao rehefa misy fihaonana fa rembourser-ko ny crédit . Siks daholo,
×
×
  • Créer...