-
Compteur de contenus
1 554 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom
-
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
-
proposition ana hetsika pour asa tana 3
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6ment votre
-
-
Leon'ny manakatra clavier rehefa milalao ?
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans Setup
-
-
Mety misy ohatra ahy angamba sahirankirana @ le manakatra clavier isaky ny manao réglages na mi-lancer spéciale - na manao navigation @ menus RBR - satria rehefa installé ny volant dia somary mikisaka lavidavitra ny clavier. Inty misy fika tsy ampiasana clavier intsony @ ireo situations ireo : Mampiasa ilay logiciel "Joy2Key", io application io dia ahafahana mi-configurer boutons-ny volant (na manette) hi-simule touches @ clavier. Ny ahy ohatra dia atsatoko koa ilay manette filalaovako taloha dia configurer @ Joy2Key hi-simule touches @ clavier Ohatra : Direction HAUT manette --> touche HAUT Direction BAS manette --> touche BAS Direction GAUCHE manette --> touche GAUCHE Direction DROITE manette --> touche DROITE Dia bouton 1 --> ESC Bouton 2 --> ENTREE Izay ihany angamba no miasa @ RBR Raha mbola ampy koa moa ny boutons-ny volant dia azo configurer-na tsara @ Joy2Key @ Izay afaka alefanao à 100m ny clavier fa tsisy olana intsony !!!
-
-
-
-
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
-
-
-
-
-
-
-
-
proposition ana hetsika pour asa tana 3
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans So6ment votre
-
-
ô Ra-Prezy a sao dia tsy rariny ireny nataonareo t@ session ireny En plus efa nivadika Toyota a ! Félicitations aloha t@ ilay temps scratch e Izaho moa izany dia tsy haiko intsony na izaho no tsy mbola mahay volant na ilay evo 6.5 no tsy mandeha fa dia e e e , efa maka risque be fa mbola tsy ao mihitsy le chrono e Dia évidemment moa izany rehefa hors limite lava dia KKK no nahazo ... Ilay rallye koa moa tsisy préparation mihitsy fa variana tany @ Catalogne, androany vao nanao tours de roue kely. Fa ilay rally school aloha dia e e e