Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Mandra-piandry ny Catalogne ry zalahy tena handray anjara @ ilay Mont-Blanc Morzine (championnat de France asphalte) ny tenanay. Sady mba manomana ny Catalogne ihany koa @ ilay surface Misy mazoto ve hanatevin-daharana ny délegation Malagachouis any ? Mba manentana an-dry Maximum Attack, Latvalaza sy ireo "Malagasy Henjana" rehetra e ! (Impreza WRC 03 ny dabako fa henjakenjana ihany ny mitolona azy an - zatra an'ilay Focus hendry be koa ko )
  2. Efa ho amboarina io trains arrières io ka. Ie tsy ratsy ilay hevitra marito
  3. Ny ahy ny 3 1ères ES tsy nisy olana (à part tonneau 2 sy tete à queue iray, en plus koa mba resiko i Maximumattack sur Newbobs ) - fa voa nanomboka ny ES 4 tonga dia tout droit be mihitsy, dia vizana ny radiateur dia mbola no-forcer-na namonjy arrivée ihany ilay daba fa namono tena à 1 km dia abandon -> parc d'assistance : pénalités de 4 ES Après an'izay dia maximum suicide sisa satria efa tsy misy chance hiakarana eo @ classement intsony, dia évidement rehefa maximum suicide dia maximum KKK koa Dia résultat horera e
  4. Ingahy Chief Instructor mihitsy no tena isaorana be (Andeha hanao Nouvelle-Zélande aloha )
  5. Nilay le so6 drift control omaly ireny an Un GRAND MERCI à Mr Chief Instructor fa nazava ny fampianarana (fa ny tenanay no mbola mila pratique e)
  6. thomas_radstrom

    Rallye de Nouvelle Zélande 2008

    Déçu be zà @ le Ford kle ça tue le suspens
  7. namako elà Ra-Big (mba samy frantsay ny antsika e ) Pourtant j'ai toujours aimé les allemandes, mais je n'ai jamais acheté une
  8. Ndeha hiantso an'i Christian Loriaux @ M-Sport mihitsy angamba no hevitra mety
  9. thomas_radstrom

    Problèmes shifter g25

    Mahalatsaka mihitsy lisany reto Izaho izany manana proposition e : Pour éviter les problèmes de G25, débarassez-vous en ! Dia ario aty amiko fa manolo-tena aho hanangona azy
  10. Ny any nanao "jump" be tany Ambohimanambola dia vaky ny réservoir an'ilay 309
  11. thomas_radstrom

    Jeux Playstation 3

    Milalao Gran turismo 4 @ volant aza efa masaka be Maika fa GT5 sy Gvint's
  12. Mba omeo réglages-n'ilay Focus 06 sur newbobs, greenhills, fraizer wells sy noiker e (sur gravier) Efa tsy ho vita intsony ny hanao essais @ ireo
  13. Tsy taitra ianareo fa ilay 309 efa mi-drifte ho azy tsy mila avily akory ny volant Efa manao an'izao ny trains arrière \ /
  14. Mitenena moramora lesy fa henon'ireto sipa ireto a, wain be
  15. thomas_radstrom

    Jeux Playstation 3

    Zà miandry Gran Turismo 5 vao mividy PS3 Dia évidemment Gvints (fa io mety ho vidiana aloha) Sady @ izay koa mety efa mba midina ny vidiny Ny jeux de rallye sur console toa ho arcade be daholo fa tsy misy éditeur manao simu toa ny RBR, ce qui veut dire toa tsy dia misy antenaina loatra ny @ iny. Sady ny console en ligne koa mbola payant ny accès au réseau Mbola ho ela isika hilalao RSRBR Live e
  16. Toujours présent mon général Fa @ Alahady angamba no hanao (session farany ihany e ! - miaraka @ ireo henjana dia mi-suicide be manenjika an-drizalahy ) Dia enga anie ka tsy hi-KK
  17. thomas_radstrom

    Rallye du boeny

    Félicitations à Latvalaza, MaximumAttack sy izay podium e ! Ny anay tsy haiko intsony na ny manette no tsy ahavitana temps na ny réglages no tsy ao, na tsy ampy kotrana fa e e e, efa mba max attack koa fa tsy ao mihitsy le chronos e ny risque de sortie no miakatra ! Rehefa tonga angamba ny volant vao ho hita eo !
  18. Tiako jeren'i Nirina58 aloha ilay 309 alohan'ny ampiasaina azy fa nentiko kely ilay izy androany dia manao "fandehan'alika" ilay daba, misy voa ny parallélisme - hafahafa be ny comportement-ny. Ilay daba vizana tsy quoi fa sao dia hamono olona any (manao tonneau ohatra ). Miandry ny feu-vert-nao Mr Le Professeur ô ! Ho ezahako amboarina ihany aloha raha tratra @ week-end prochain. Sinon, tiako handraman'i Mr Le Prof kely ilay izy dia ho hita eo izay verdict-ny. Raha afaka miantso ahy i Mr Le prof dia ity ny n° : 033 08 953 90 (Nary no tadiavina) Okay daholo e P.S : Na sao dia misy essieu et trains arrières-na 309 ? na misy mahay manamboatra an'io ?
×
×
  • Créer...