Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Yesssss bravo letsy aa. Rallier l'arrivee pour un premier rallye en plus. Fa mba enjana ihany le mi-temperer anaty speciale fa te hanitsaka foana an!!! Hihihihihi. Dia faly nahafantatra an'la letsy a Bienvenu au club Ambiance rallye daholo kouh reny prepa alina tous ensemble le jour avant iny an!!!!!
  2. Ax anders efa ao am'tonio depuis asatana ary hanpanofaina raha misy mazoto! Pour l'instant BR Rado mbola sur 205 foana am'Rim ary i Tonio sur Sub N10 ihany! Hitako teny Ambohidratrimo i HajaD sur 540 fa asa raha hanao! I Hajia moa efa hotantsika am'celica ex-kmikaz iny
  3. powaaaa!! merci prez!!!! ary tena ss vaovao be kay izy zany an! mety tsara kah.
  4. Parcours classique am'le ca va izy zany! Vontovorona aller retour d'misy PK29,5 dia Androrohoro, d'misy anarana speciale vao2 tsy fantatra. Tsaravinany zay moa aiza ho aiza ry zalah? Efa natao io fa tsy tadidiko hoe aiza
  5. kosany annnnnn!!! alefa "za maka an'la" annn! mety ho tantara mahafinaritra ndray zany!
  6. Tax sur 4 roues kouh aza adino an! Faux depart ftsn nyt@ boina fa mety efa au point @io. Ts ceux qui sortent de drift control by asa tana vont peut etre elevé le rythme encore. En M10 il faudrait le retour de la saxis pour mettre du piment. Tex devrait passer dans cette categorie aussi pour mettre du challenge a Chris. En M12, Tiana a impressionné quand mm, face a Titi et surtout Tahiana il y aura du combat (+ celica ex-gerald) Les top M11 ont tous eu de gros pepins a majunga, tovo n'aurait pu rallier l'arrivée aussi si un des 2 autres fous (Dani et Fidy) auraient été resté dans la course je pense. Sinon en N4, nous on va continuer d'apprendre et voir a nouveau avec qui on va se battre. Mety ho 1,8 ndray hono coef an'io??? Misy superspeciale ihany ve?
  7. Nilay iny rallye iny!!! Ho anay aloha dia resultat tsy nampoizina loatra. On est venu pour apprendre, on rentre avec un podium. Yesss. Ny souci tsy dia nisy fa tena fiable tsara ny daba niala tany am'andrianjafy. Reglages des trains sisa no hatao rehefa miditra parc de reparation, de tsofina manala vovoka d'manasa daba! Loool. Premiere speciale somary spectaculaire kely teo am'slalom fa vaovao be am'nay le style propulss be. Ensuite nande nilamina. Premier jour tena afa-po zay satria niditra alohan'2rm sy M12 ny temps anay. Deuxieme jour sady mianatra mampiakatra rythme tsikelikely no hita fa tsy tena poulet be fa mba mety ihany na dia tsy tratra aza ny adala be tao aloha (boom, kopela, joda, mathieu, olivier) Soa ihany kouh fa nisy combat nahafinaritra niaraka t@ GGB ka voatery nampiakapiakatra rythme ambony nahitana limiten'fiara ihany. Conclusion : degany be ilay boite crabot sy ny amort Reiger. Tsy misy tsy laniny fa a fond daholo ny lavaka rehetra. Ho hita eo ndray tohiny am'rallye total fa mbola mitohy foana ny fianarana mitolona azy.
  8. Tantara ny omaly ary. Vita soa aman-tsara ny VA/VT d'lasa nampidirina tany am'parc fermé tao am'bord ny daba. Miandry ordre de depart dia gaga fa classement t@ 205 no ni-classeny anay donc niainga tao arinan'fidy tovo ary Dani. Depart superspeciale : manosika b le daba fa tena mode propulls be mintsy. Imbetsaka ihany nbnivoaka ny lalana fa bon 2'1e ny temps, 8eme ex-arquo am'Tiana aremec. Nanomboka natawatra kely am'le vodiny mora lasa be satria ny es avy teo somary tery tery zay. Niainga Es belinta ndray, ligne droite sur l'acceleration de depart somary milalao b zay ny vodiny d'nitandrina, pneu tsy mafana kouh premiere vrai speciale anay mitsam tam'N10. On fait un passages avec beaucoup de marge pour ne pas casser et pour monter crescendo surtout. Au vol manome temps ry zalah fa tsy mety manome ny an'hafa. Tany an-tsaiko hoe voa be dia be zay, les 2rm sur fa lasa devant, tellement on a pas roulé (pas d'attaque comparé a la 205 zany). D'gaga ela fa 7eme temps hono iny nataonay iny. Wahouuuuuu. Effectivement la relance en sortie de virage est incroyable grace la boite crabot. Androany on va continuer d'apprendre. Si la penalité de joda est appliqué ce matin, on est 6eme a 25 sec de GGB et Tiana juste derrière a 9sec.
  9. sub GC8 ex-nashemy lasan'Tiana aremec, ny GC8 ex-andrianjafy lasan'Tahiana copi vidy varotra. Sinon en 2RM otran'mbola tsy hay zé vaovao ao an. En tout cas ny 205 M10 vao nantsangana hoan'Rova (ex-copi texhino) efa vita any donc tsy hay raha handray anjara amin'io!
  10. henintsoa

    6EME RALLYE DZAMA EVENT

    Es ihazolava : tonga ao am'tanana an'Ihazolava ( aprés Ambatolampy izy) d'misy barriEre depluie a droite d'mitsofoka any. Pour Andranomanelatra, tonga eo am'station shell Andranomanelatra, d'mbola mandroso mandalo eo am'kobama, 100m aprés prendre a gauche eo am'plaque FIFAMANORn d'mitsofoka 500m eo ny depart. ES betafo, acces depuis l'arriveen mitsofoka mankany Andraikiba d'mahitsy foana, 100m après le lalana kely midina mankany am'lac no misy ny arrivee. Bon rallye daholo ary ee!
  11. henintsoa

    6EME RALLYE DZAMA EVENT

    Za aza mba gaga fa otran'mafana nohon'aty zany tany an! Tsy niditra es maraina be ka tsy nahita zavona klouh. Ny alahady somary nanerika fa am'akapobeany nafana kah.
  12. henintsoa

    6EME RALLYE DZAMA EVENT

    Ny golf barbie lasa entin'lancer ndray am'ty!
  13. henintsoa

    6EME RALLYE DZAMA EVENT

    Echos des recos: Es andranomanelatra tena mahitsy bedebe tokoa fa feno piege. 1km ligne droite fa au final feno lavaka ohatra. Des le premier virage ety efa mahita spectacle, un gauche90 suivi d'un droite 90 puis 1km ligne droite a fond. Pour l'es de betafo, aleo miditra avy aty Andraikiba, l'arrivee se trouve juste en haut. L'acces de betafo est trop eloignee et le debut de speciale etroit sans parking. Vu dans les recos des habitues, un nouvelle equipage sur la 540. Nicky avec Honda be sur la 505. Cri avec ;ackol, Md remplace Hasina a cote de Ndrianja, des nouveaux également sur la Golf Maxi (ex rado). Rova ex-copi de texhino en M10 sur une 205. Freddy et Yachine également apercu en reco
  14. henintsoa

    6EME RALLYE DZAMA EVENT

    rallye lava be sady alavitra be!! inn ndray ssdrsk any ry zalah? ny tao am'réunion d'infos moa zany D ilay ss andranomanelatra io hono 14km avec 10 km de ligne droite en tout !!!! Anisan'ny coefficient ambony io rallye avec RIM donc tous les habitués et ceux qui jouent le championnat devraient tous répondre présent! nanao awana ry zalah lé 106 nivadika? efa tafarina vé? tairo mba asio wakawaka fa mangina bé loatra é! lasa aiza "partager"
×
×
  • Créer...