Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Bigbang

ANTSOINA NY TEAM SO6

Messages recommandés

Ho an'ny so6
noho ity fikarakarana goavana miandry antsika dia manao antso avo ndray @ coticota rzala petard
Ny ACCT efa nanao ny azy
Tapaka fa coticotra pour le mois de Décembre lay izy, (ny novembre tsy nisy mo zany)
Ar 10.000 / so6
izy io dia afaka aterina
aty am Netbox (na tsy ato aza a aafka apetraka lay izy d miteny ny pseudo fotsn oe ian nanatitra teo) jusqu'à 20h00 lundi - Samedi
soit any am Net Access (tsy tadidiko ny horaire fa na dimanche aza mbola afaka mandray)

Izy io ra ny tena marina tokony mba ho azo daholo avant samedi, kanefa na Dimanche aza ataoko fa tsy tara ra mandalo kely eny am NetAccess



pirat oan reo zay mbola tsy nanatitra ny tam Octobre dia iangaviana mba anatitra satria efa nisy ni avancé nenareo ka manjary lasa enta-mavesatra
Ao ko i Mikkah zay efa ni avancé ny Banderole so6 (gros plan b tam MBS "fandresy" dance )

KOA MANANTENA SY MANETANA ANTSIKA REHETRA ZAY MAHATSIARO TENA FA so6 !!FA IO NO AMARANANTSIKA EN BEAUTE ITY 2008 ity

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

voaray tompoko..radm après cad vend28 nov à 15h23 ny ahy ateriko ao @ lah ao bigy a!!! Surprised ...

dia ilay akanjoko koa lesy tonga d ento ao zfd a !!!!hihihiii

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

coti minimu le Ar 10.000

fa raha misy tsara sitrapo te hando bebe kokoa dia raisina an-tanandroa dia omen'i ramatoa bizou lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
I ramatoa "Hents" ve?!!! scratch aleo @ zao kah!! Saotra betsaka lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za koa aloha raha hi Hents no hanao Bizouuuuu de "aoka aloha"...fa tsy aiko izay hataon'lery sy tsi fa ry zalah moa hiaraka chambre @ 06/12 scratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

bzouuuuu beuhhhhhhhhhhh beurkpetardpetardpetard
mme big anié letsy zany éééééééé!!! za aloha D ho avy am'zany ry big aaaa lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
bzouuuuu beuhhhhhhhhhhh beurkpetardpetardpetard
mme big anié letsy zany éééééééé!!! za aloha D ho avy am'zany ry big aaaa lol!lol!lol!


il faut savoir bien lire tokoa a! sa aôna ra hents!
lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Soafahana: lé signature sary, efa nandalo t'@ ilay Madcatz io koa za Smile nilalao V-rally tsisy farany.... efa manomboka mitantara ny taloha za zany thb

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mbola entanina foana isika team so6 amin'ny tsipaipaika fa @ io no hitsarana antsika rzala an!!
faut assurer !!!
ka mbola miantso reo zay mbola be fitiavana sy passion @ hetsika goavana miandry antsika ity

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

i Hathor niantoka ny vola hiakarana Kidaona mat1 radem plus ny annonce @ Jeudi, vendredi samdi dia tonga dia izay hono ny cotisation anlery. Mety ve?????

(mangataka an'i Dadah Master mba amadika an'lery ho Rouge fa tsy tafiditra ato lery, dia tsy maharaka resaka)

Hathor: EmbarassedSmile Normalement tsy tafakatra plateau intsony raha toa ka tsy instrument de musique no entina ao! Rolling Eyes fa nahalala olona tao ihany a dia nanaiky ihany ry leirony!

Mba hilazao izany i Andry (ACCT) et Tsi2 fa @ 6 maraina ry zalahy no tonga any @studio rta!! sml2claplol!danceaffraid

(dia tongava ry zalahy fa izaho efa mba niady varotra ihany tao fa sao dia tsy hita laisany fa tsy nisy niconfirmé ny réception anle sms-ko laisany manko!)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:

(dia tongava ry zalahy fa izaho efa mba niady varotra ihany tao fa sao dia tsy hita laisany fa tsy nisy niconfirmé ny réception anle sms-ko laisany manko!)


Aza matahotra lesy fa tonga tao tokoa izy mtsam a !! Surprised .. sady bôgôsy be daholo !!hiihi...sahona tsi²??? lol! .. T.I.M SO6 ve sa TEAM SO6 no izy hono???? petardpetard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
.. T.I.M SO6 ve sa TEAM SO6 no izy hono???? petardpetard


"Tsy lé T.I.M tsy tian'tsika" ahona ry tsi2?? lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Niome rery mintsy a nahare an'iny we le TIM tsy tiny olona

TSo6=Tokny Entina Amin'ny Manaraka ny So6 io avaly azy ry tsi² refa mantany izy @ manaraka a lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraid

Tena miala-tsiny zany za zalahy fa de tsy de afaka hanao firy an'ilay somizou raha nivoka kidaona izany campertirrrrrre

Mamy ny mipetraka any antrano eo anivon'ny ankohonana sy ny fianakaviana koa makafoka

lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ILAZANA FA HISY FIVORIANA FANDAMINANA (MISE AU POINT) ANIO ALAKAMISY 04 DESAMBRA HARIVA AO AMIN'NY ATELIER RAMAROSANDY.


IRARIANA MAFY NY (VIVEMENT SOUHAITE) NY FAHATONGAVANTSIKA AMIN'IO FIVORIANA FA MARO NY RAHARAHA MILA IFANOMEZAN-TANANA FA NY TAO-TRANO TSY HEFAN'NY IRERY.

AMIN'NY 5 ORA SASANY EO HO EO NY FOTOANA ENY AN-TOERANA

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

lay fotoana koa izany an, tena eo ho eo mitsy e lol!lol!
tsy nahandry intsony a fa taraiky kle, dia miandry résumé koa izany azafady an. Merci e clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MISY FIVORIANA RARIVA AO @ ATELIER RAMAROSANDY RARIVA @ 17H30 (TSY DISO MIHITSY) HO FANDAMINANA NY HETSIKA SABOTSY SY ALAHADY.

ILAINA NY FAHATONGAVANY TSIRAIRAY AZAFADY RAHA TSY ZANY lol!

MISY FIZARANA.... (Ay ve mbola tsy tenenina eto e, azafady ary e!! Embarassed )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:

MISY FIZARANA.... (Ay ve mbola tsy tenenina eto e, azafady ary e!! Embarassed )



cheerscheers hay androany no zaraina ny ..... hay moa tsy tenenina eto marina kay Embarassedlol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
His a écrit:

MISY FIZARANA.... (Ay ve mbola tsy tenenina eto e, azafady ary e!! Embarassed )



cheerscheers hay androany no zaraina ny ..... hay moa tsy tenenina eto marina kay Embarassedlol!

mahazo tenenina eto fa ato am so6ment nge tsika e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...