-
Compteur de contenus
1 554 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom
-
Skin saison 09
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
Tapa-kevitra ny hanao ihany i Doda ? milay e Torohevitro farany : ES14/16 - ES 15/17 : pneus clous dia mba afaka mi-attaque tsara fa misy adhérence - izay no hitako Dia "course d'attente" io Monte-Carlo io rizalahy a, izany hoe miandry ny sasany higebona ianao sady manao izay tsy higebonana ihany koa tsy dia conseillé loatra ny "attaque à fond" raha tsy sûr ianao @ ilay spegany, indrindra @ ireo spéciales mod Monte-Carlo izay miovaova be ny adhérence. Izaho @ week-end any vao hanao, aleo aloha mikotrana session public sady miandry andro tsaratsara koa fa ity orana be ity tena mampisy jiro tapaka foana Dia bonne chance daholo e -
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
Salut daholo rizalahy a Ity sujet ity zany dia ho an'ireo izay hanao Monte-Carlo (na Alpha na Zen ) mba mifanome sopapa eto e Atomboko @ ny ahy aloha ary (207 no entiko) 3 premières spegany aloha tsy maintsy pneus neige (cloutés), tsy dia olana loatra io @ ES3 (Joux Plane II) fa mila mitandrina be fotsiny. (Ho an'ny spegany mod Monte-Carlo rehetra : ahenao antsasany ny détente (rebound) fa ohatran'ny mihatsara ny adhérence - somary miteraka sous-virage kely nefa - saingy raha ny ahy aloha aleoko sous-virage toa izay holiday on ice Azo atao koa io raha voatery hametraka pneus tarmac wet nefa sec ny terrain) Ny réglages par défaut an'ilay 207 presque ça va @ spéciales rehetra (il suffit juste de quelques ajustements, comme réduire les freins arrière à 2000 sur la descente de Cote D'arbroz II). ES8 jusqu'à 11 : raha ny ahy aleoko tarmac wet ny pneus fa mba azo leferina io @ ES9 sy ES10 toa izay ilay pneus sec. ES11 : somary nampiakariko kely ny détente dia nahavita chrono tsaratsara kokoa aho fa ... à tester pour chacun koa (pneus tarmac wet) ES12 sy ES13, mahavita chronos tsaratsara kokoa aho @ boite courte, saingy à tester pour chacun ... ES15 et ES17 (Joux Verte Mod Monte-Carlo) : tandremo ary @ faramparany (descente) fa verglacé hatrany @ arrivée, ny pneus aloha na tarmac wet aza tsy mitana e , fa mbola ho andramako ny clous dia ho jereko ny temps (asa raha ho very be @ ireo portions sèches ?). I Beels milaza fa ilay Polo no tsaratsara kokoa, nanao tests aho fa tsy dia hitako loatra ny différence (fa saingy izaho koa mbola tsy mahay mitondra noho i Beels angamba ) Dia izay rizalahy fa dia mazotoa a, dia milaza eto ihany aho rehefa mahavita tests misimisy indray.
-
Ecurie Rallygasy
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Ecurie Rallygasy
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Une fin d'après midi à tana... en 2009
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Laza dans Photos - Videos
-
-
-
-
-
asterix ....
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans Présentation des nouveaux membres