-
Compteur de contenus
1 554 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom
-
Carburateur Solex double corps et train arrière pour 309
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans Petites annonces
-
Ny cas an'i Tomi Makinen tao @ Mitsubishi no mitovitovy @ Loeb - saingy t@ Makinen dia dépassé tanteraka Mitsubishi question fiara t@ namoaka ilay Lancer WRC t@ 2001. Dia nifindra tany @ Subaru i Makinen t@ 2002 nefa tsy tafa intsony satria début à la case départ niveau équipe sy daba. I Loeb sy Makinen dia samy exigeants be niveau mise au point-na daba. I Makinen koa dia miditra "état de transe" (karazana état hypnotique) rehefa mitondra (tsy haiko raha io ilay lazaina hoe "sisu" finlandais ) - possible koa i Loeb mety manao an'io
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Carburateur Solex double corps et train arrière pour 309
thomas_radstrom a posté un sujet dans Petites annonces
-
555 t@ androny le razoky adala be ray iny.
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de 555 dans Présentation des nouveaux membres
-
-
-
-
Fihoanana team so6 ce 31/10/08
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans So6ment votre
Efa teny am-pandriana mihitsy vao nivoaka ny trano indray Nilay ireny ka ! fa betsaka loatra koa ilay paramètres gérer-na @ ilay réglages dia gidraka be ihany ny mi-tester azy rehetra an ! Récap kely ho an'ireo izay tsy nihaino lesona tsara omaly (izay mba tadidiko koa ): - Azo atao maxi ny couple différentiel raha asphalte dia ahena rehefa terre, dia vao maika ahena rehefa neige na pluie - raha ny fahazoako azy dia hi-limiter-na ny patinage io Ny couple différentiel central no mi-limite ny couple avant sy arrière, donc tsy mety hihoatra ny couple diff central mihitsy ny couple diff avant sy arrière na afaka misafidy valeur amboniny aza rehefa manao réglage. - Angle de chasse 0 raha vao pluie koa - mba ho mora hanaovana inscription en virage - Raha maditra be ny vodiny dia ampiana ny barre anti-roulis arrière, raha au contraire mipelipelika be kosa ny lohany dia ampiana ny barre anti-roulis avant. - Reglages frein à main (na 0 na 100% - tsy misy valeur intermédiaire) : à 0% misy puissance foana transmise aux roues (à l'avant) - 100% bloqué ny différentiel dia tsy misy puissance mankany @ pneus intsony (mety mivadika io fa tsy tadidiko tsara Mr Beels ô ! vonjeo ! ) en tout cas manampy @ virage au frein à main io. - Reglage frein à pied : même chose que io ambony io fa ho an'ny pédale de frein indray - Dia ny "spécificité Beel's Master" : asiana ouverture ny train arrière rehefa avy orana maha-mora ny inscription en virage hono !!! Ny ampiny angamba efa haintsika ihany. Raha ny test nataoko t@ ilay tableau différentiels dia + ampiakarina ilay pourcentage (Gaz et vitesse, ny frein tsy kitihako) dia + ohatran'ny miha-matanjaka ilay daba (normal koa angamba satria libéré kokoa ny couple différentiel) - nefa miakatra koa ny risque de patinage sy miha-sarotra kokoa ny mi-controle ilay fiara. Fa araka ny essais nataoko dia moramora kokoa ny ahavitana chronos milay rehefa ampiakarina ireo pourcentages ireo - fa mila compenser-na @ réglages hafa indray raha lasa sarotra be ny mitondra ilay daba. Dia évidemment ampiakarina ny avant raha tiana ho sous-vireuse ilay daba - na ampiakarina ny arrière raha tiana ho sur-vireuse - ny central koa t@ nampiakariko dia mahatonga ilay daba ho sous-vireuse ihany koa ... Ouf ! -
-
Fihoanana team so6 ce 31/10/08
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans So6ment votre
-
-
-
-
salut daholo tsika
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Morma1 dans Présentation des nouveaux membres
-
555 t@ androny le razoky adala be ray iny.
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de 555 dans Présentation des nouveaux membres
-
Tena valaka vita be mihitsy avy tany @ rallye + ilay NOS teo Mahamasina fa tsy aritra fa mi-post kely eto ihany aloha alohan'ny hamonjena fandriana e Dia nahafinaritra rizalahy ny zavatra ni-organiser-na : drift, rbr, madacox, sns fa nahafinaritra ny olona no tsy nisy pépin mihitsy na dia ataoko aza hoe somary niasa be ny team dia tsy afaka naka fy be loatra. Mahafinaritra ny fiarahana e, dia enga anie hitohy foana ny revy iarahana : "so6 forever" e Dia misaotra antsika rehetra tsy ankanavaka nandray anjara sy nanatevin-daharana fa milay e (reraka be aho raha mbola hi-taper izany olona rehetra izany fa ils se reconnaîtront) Dia ndeha hatory @ izay !
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
-
Rallye SICAM-ORANGE 2008, ASA TANA 3
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de michigan dans Photos - Videos