Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Cross Kart So6 edition

Messages recommandés

ouhhhh! milay be lé! za koa mba te anao lé I love you

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izahay zany ngambany tsy mba nitaingina fa tao sary manamboatra sy manosika foana no mba sarinay tao eee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Izahay zany ngambany tsy mba nitaingina fa tao sary manamboatra sy manosika foana no mba sarinay tao eee

hihihihihihi LaughingLaughing latsaka b lesy ah ra prezzz le ExclamationExclamationlol!lol!

Ho avy letsy fa mbol anaty APN afa lay izy ahhh

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:

Ari

Hents (Depart @lay ande ifoka beuuuu) lol!

clap
milay be fa nanana tsy salama ny tenanay de tsy afaka mihitsy e
manaraka indray

fa misy fonds milay be kosa kaikaeo amin'ny circuit acct amin'izao

affraid

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary tsy nisy video marina nga, ary tsy nisy akandray temps nga king
iza no tena tompony tao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena mahafinaritra b daholo ny revy tamin'io andro io ry zalahy an.
Hisaorana bdb ny ACCTehaka clap sy ny tompona circuit Mr Heryvaika ary ireo Mecano.
Vivement la prochaine édition Laughingafro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Efa manao montage-n'ilay vidaka ka Very Happy

Tena lava ihany ilay izy zalahy fa ezahana ho enjehana @ ity herinandro ity !

Merci Thomas an!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zay zany le anisan'ny tsy mba nisy naka sary leoaza a! kiiiii!!! scratchscratch
Tairo haingana le vidaka ra-Thomas fa any kosa sur fa misy anay clapdancedance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ireto indray ny fanampin-tsary taty amiko e!

Peno

Thierry

emsics

Marc

hitolona an'i Rasta kely aloh

Misy mi-attaque be mihitsy miainga avy any gaga dawl ny rehetra

Hents ô moramora ihany fa malama maina anie le piste e! lol!

Fisaorana manokana kosa ho an-dry zareo ireto (Hery, Dadan, Edgar, ary ireo mecanos izay hialana tsiny fa flou b ny sary ka tsy afaka napoitra)

Samy faly avokoa na ny mpampian-trano na ny mpiantrano

Nofararanana tamin'ny sary miaraka (toy ny fanao mahazatra)

Dia manantena indray ny hisian'ny fiomanana ôtran'izao amin'ny édition manaraka

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za nanao upload tao @ Facebook fa tena 17h hono de aleo miandry refa hariva milamina manao azy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsara zalahy

clap

tena mety le prog iny fa rahoviana indray ny manarak ?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers zay moa zany atr@zao dia nanapaka hevitra hoe tsy hanenjika championnat @ 07/12 fa hanao spectacle ftsn cheerscheers
nefa tsy hay ra entakentanin'ny hafa eo dia mety raikitra ihany an lol!bounce

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tonga D asiooo letsy aaa! ngah io misy an'zany hoe ferako ny accelerateur hoe atreto ihany fa raha azo hatao D à fond partout foana lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
tonga D asiooo letsy aaa! ngah io misy an'zany hoe ferako ny accelerateur hoe atreto ihany fa raha azo hatao D à fond partout foana lol!lol!lol!

Manisy pression an lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

shhh, i beels sy focus V no asiana pression???? Basketball zao voatrey hanisy retroviseur nen'zalah D za voatery hanisy klaxon lol!lol!lol!lol!

lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mividy transmission radem cheerscheers

itanay sy henonay daholo zao ny tanjaky ny moteran'lisany e?? ny anay tsy mbola nisy nahakobo e?? Very Happy

ny pilotage koa tsy mbola nisy nahakobo anay sy Beels nitondra e??? surprise partie zany @ week-end e?? affraidcheerscheersgeeklol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:

itanay sy henonay daholo zao ny tanjaky ny moteran'lisany e??

D nangovitra V ela cherry ?? aza matahotra letsy fa tsy maninn zany io aaa!! afaka hanaovana dérogation anié laisany hoe hatao 2L ny moteran'laisany ééé geekgeek

lol!lol!lol!lol!lol!

vazivazy manisy sira daholo zany bainn annn fa sao tsy mahazaka ann --> aza hitako ka avy D resin'laisany daholo aza zay hihiihi

Sinon ahoana ny avancement-any ao??? Nen'lisany aloha zany no efa heno fa ny boiten'lisany no anisan'ny henjana zany éé (zay sy beels no nanao pré-montage an'iny t@ lahady nasiako sabotage kely hahaha )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aleo aloha ireto MIGNONS Petits joueurs reto hikotrana tsara fa ho avy aminy ny Finlandais Volant am herintaona ;-) (pression daholo zany rehetra zany) lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
aleo aloha ireto MIGNONS Petits joueurs reto hikotrana tsara fa ho avy aminy ny Finlandais Volant am herintaona ;-) (pression daholo zany rehetra zany) lol!

Ahoana marina ra votanen izany kozy mini rallye amin'ny CK amin'ny 2009. be dia be ny bandy henoko hoe tonga dia hi invest raha misy izany

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:

projet miaraka amin ny quad io fa asa hoe hanao ahoana ny réalisation... Exclamation omeko 10sec au Km par special reo MIGNON petits joueurs reo ra raikitra io... (mbola pression foana io an)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:

omeko 10sec au Km par special reo MIGNON petits joueurs reo ra raikitra io... (mbola pression foana io an)

Je relève le défi BasketballBasketball raha tsy resin'la 10 sec au kil ( fa ohatra hoe 9 sec fotsiny) D avy D resy ela D manao forfait geekgeek ahoana???
lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ilay rallye nge rallye de 5 km eo ny SS avec un total de 5 SS eo dia raha 10 sec du kil = 4 min trente eo zany à la fin du rallye ny ahy rangahy tonga de hataoko oe 10 min eo no diff-ko @ 1 er so6(mbola pression io an fa ny Ck ary mbola hatsangana mdrrrr)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za kou mety hanao Ck @ herintaona!!! Twisted Evil
Ilay projet Mini-rallye lou d tena tokony ho atao e! Za mihevitra fa abordable (cout de préparation, matériels...) hoan'ny kofbay rehetra ny fanaovana an'io, sa ahoana hoy ialahy isany! Za lou d isan'ny handray anjara sy hanetsiketsika an'io Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bibs a écrit:

cheerscheers Lasa izao eeeeeeeeeeeeee cheerscheers

cheerscheerscheersduel

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zay makan-làhh!! clap
Zay moa zany dia ao aoriana ny hetsika rehetra mba manohana e!!
Fa mety intéressé be koa @ ilay saison CK @ herintaona an!!! Rolling EyesTwisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...