-
Compteur de contenus
1 554 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom
-
Wales Rally GB
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
Misy revy kely mba hamaranana en beauté ny saison ity zalahy a : Manana joystick mbola vaovao be aho ato (ilay fanaovana flight simulator ireny) - noketrehiko saika natao levier de vitesse en H an'ilay momo ilay izy fa tsy nety (tsy mety miaraka izy sy momo e ) Fa raha ampiasaina irery izy dia mandeha tsara. Ka izao : mba milay raha mba fenoina saina gasy ny résultat @ ity rallye de Grande Bretagne ity ka omeko atao loka an'izay gasy voalohany @ classement @ io rallye io - à condition ka eto Madagascar izy - io joystick io. Dia évidemment raha izaho zany no gasy voalohany eto Mada @ classement Rallye GB dia omeko ny tenako ihany ilay joystick -
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Marina ny tenin'i Nirina58 fa ahavitana chronos milay ihany ilay evo 6.5 fa mila ketrehina be fotsiny ny réglages. Izao no nataoko : - Couple différentiel max : - avant : 450 (na 675 raha kelikely virages ny lalana ka tsy mampaninona anao ny misy sous-virage kely) - arrière : 900 - central : 900 - Dia ilay tableaux différentiel no ampiakarina daholo ny pourcentage accélérateur sy vitesse : arrière sy central no tena nokitihako fa vao nokitihana ny avant dia lasa niova be ny comportement an'ilay daba. Dia mila manao roulage be aloha fa miova be mihitsy ny comportement an'ilay fiara ka mila mizatra kely vao mitetika ny hanao chronos. Fa ny tsy milay dia tsy solide mihitsy io Evo 6.5 io ka raha vao midofotra kely dia na boite cassée na moteur maty na zavatra hafa mandreraka be Ka conclusion : aleo ihany izany Evo 7
-
-
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
thomas_radstrom a posté un sujet dans RBR (Richards Burns Rallye)
Ny @ ity taona ity moa zany zalahy efa tsy tratra intsony fa @ herintaona indray. Izao ilay hevitra : Rehefa vita ny session rsrbr dia mba alefaso aty amiko ny replays an'ireo izay tena nisy combats dia monter-ko atao vidéos en parallèle dia apetraka @ youtube na atao vidéos mijanona ho antsika ihany. Izany hoe vidéo iray izany dia mizara 2 ny écran dia cote gauche replay an'ny daba 1 dia coté droite replay an'ny daba 1 (même spéciale) - ohatran'ny t@ télé ireny e Mety mampangitakitaka tsara ny mijery izany an ! surtout rehefa tena combat be ilay spegany ! Ahoana ny hevitrareo ry zalahy ? -
-
-
-
Marcus206
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Marcus206 dans Présentation des nouveaux membres
Bonjour et bienvenu à toi Marcus206 Toujours heureux de voir un adorateur des Peugeot, surtout un Français (rare sur ce forum , vu qu'on est tous Malgache ), moi aussi j'apprécie beaucoup la marque au Lion (peut-être que c'est normal aussi, puisque c'est mon signe astrologique ) J'ai une vieille mémé une 309 qui a été sortie de sa retraite pour les passionnés du forum Maintenant elle ne cesse de faire des siennes -
-
-
photo de la premiere competition de Corss Car le 27 decembre
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Christophe B+ dans Acct
-
ny ahy koa taty tapaka ny jiro fa heureusement avant session ... Saingy ilay rallye aloha dia e e e variana tany @ Japon indray dia tsisy prépa , tsisy reco sy tsisy réglages dia évidemment tsisy résultat koa Ary i Peno efa tena advers sérieux a ! dia i Dadah koa Ra-Prez moa dia efa il collectionne les scratches
-
-
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
Samy manana ny toe-tsainy ny olona e , mampalahelo indraindray fa atao ahoana moa fa izay ary ny azy ! fa isika fotsiny tsy miditra @ jeu-ny fa aleo ny rallye hijanona sport sy kilalao sy fanalan'azy ! De toute façon koa ange na titre io na victoire io na temps scratch io ho adino foana ange iny dans 5, 10, 20 ans et + ka izany ve no hakana fahavalo fa tsy aleo ilay plaisir sy convivialité @ compétition no tsinjovina ! -
Rallye du Japon
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
Ra-Prez ity ary sao dia efa nahazo Gvintss fa tena tsy azo intsony Zà mijery ilay classement spéciale dia tsy hita lery dia hozy aho hoe tena KK izay Ra-Prez kle ... hay lery mi-scratch ! Le fog koa aloha e e e aleo le bad conditions fa tsy misy hi-attaquer-na mihitsy ... Mba nanao vidéo kely-n'ny rallye du Japon-ko aho ato (avec bêtisier ) : http://www.racing-passion.info/japan-rally08.php -
-
Ny problème-ndry zareo frantsay dia zara fa médiatisé ny rallye any @ drizareo na dia 5 fois champion aza i Loeb (jereo ohatra ny section wrc @ www.forum-auto.com fa teny ratsy tsisy farany mihitsy ny ao satria zara raha misy 5 min ny momba ny rallye @ ny vaovao @ télé sy ny émissions sportifs na émissions auto-moto aza). Ohatran'ny mbola considéré ho "discipline bourgeoise" tsy manintona ny sarababem-bahoaka ny rallye any @ ndrizareo. Any @ pays nordiques nefa (Finlande, Suède, Norvège, ...) dia tena "sport national" mihitsy ny rallye ary efa tsy te hanao rallye mihitsy ny boay kely tsy manao rallye any (e sambatra ) I Loeb koa tsy azoazon'ny fanjakana sy ny fisc frantsay satria anisan'ireo "millionnaires expatriés" : izany hoe nitsoaka nipetraka any Suisse mba tsy handoavana impôts (izay vola be) any Frantsa. En + koa moa dia bandy tsy dia tia misehoseho sy mizesta be loatra i Loeb fa somary discret izay foana. Betsaka koa ny milaza fa tena accessible be lery ary mizara notes, traikefa sy mpanome conseils tsara hoa an'ny bandy kely vao manomboka. Tokony ketrehina ihany ny hi-inviter-na an'i lery eto Madagasikara ....
-
-