-
Compteur de contenus
1 554 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom
-
-
-
Izahay lesy dia manohana foana sady quand on croit vraiment à quelque chose, il finit toujours par se réaliser. Ireo pilotes malaza rehetra ireo : Loeb, Auriol, Gronholm, Solberg, etc tsy nisy nanam-bola ireo t@ vao nanomboka fa tsy nataony naharesy azy izany - et il n'y a plus qu'à voir ce qu'ils sont devenus Ne pas cesser de frapper à toutes les portes, chercher toutes les issues possibles fa tafa foana io e
-
-
-
-
Mba mila meilleur temps !
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de KREESS dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
-
Iza no lalana fanaovan'lisany test?
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
So6 Control Noel Edition
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Hisantarana ny saison manaraka sahady
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans V-MRC Old
-
Sipa mijery rallye :-)
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans Photos - Videos
-
-
Momba ilay resaka so6 control de Noel miaraka @ i Nirina58 dia misy 404 azo lalaovina any (an'ilay mécano-ko izy io). Ny kozin'i lery fotsiny dia hoe : efa misy lo ny chassis fa mba souder-ntsika fotsiny ilay izy (efa manana tole izy dia isika izany raha hilalao ilay daba dia manao soudure fotsiny). Ny ankoatr'izay dia mandeha tsara hoy lery, sady ilay izy boite courte Dia tsara raha fantatra aloha ihany ilay date mba handaminana ny programme, lery koa (ilay mécano) nilaza hoe mba ampilazao mialoha ihany izy momba an'io. Miandry ny hevitry-ntsika rehetra e
-
-
Izaho moa zany zalahy dia miala tsiny be dia be fa saika haka camera mihitsy kanefa na ny tena aza dia repotra be t@ iny sabotsy sy alahady iny ka dia tsy tao an-tsaina intsony ny ni-capturer film sy ni-charger batterie cam. Voatery namita adidy t@ fianakams tampoka e (nisy fahoriana manko t@ fianakaviana).
-
-
Ecurie Rallygasy
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Bigbang dans RBR (Richards Burns Rallye)
54 : Thomas Radstrom Aza malahelo lesy Peno fa mbola ho avy ny anjaran'ialahy a - i KGB fotsiny t@ teo no nanafangaro accélérateur sy freins Ny challenge "Thomas Radstrom" dia ho asiantsika foana au moins in-1 mandeha isan-taona, dia ny loka koa ho ezahana hiakatra valeur hatrany. Fa @ manaraka izy ity aleo atao hoe Challenge "Racing-Passion" fa sao dia hitan'i le vrai Thomas Radstrom ka hangatahany droit d'auteur eo ny mampiasa ny anarany -
manche officiel SLALOM CROSS CAR - AUTO et QUAD
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans mrc Old
-
-
Challenge Thomas_radstrom : Inscription
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans V-MRC Old
-
-