Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Misy voakendry indray any alavitra any zany !!! mora² ihany ianao prez sô tsy ho tonga aty eo anie izy e !!!
  2. Ny ahy raha miverina aho dia anao Challenge vaovao, le premier à Madagascar: Vue intérieure, dia atao volant à droite. Dia avadika aty @gauche mihitsy ny levier de vitesse !
  3. Dude1111

    RBR Contest Team So6 7 mai 2011

    am manche manaraka tsy manaiky zà fa manao elà an!!on partagera mon poste!asina kotrana kely comme au bon vieux de chez toi à ambolokandrina, fa là ce sera le contraire: zà no mampikotrana an là! 1 poulet ki va Coatcher 1 poulet = Efa may vava anie ianao zany riry e !!! Efa niala t@ manette manko dia efa mba mahavita temps ann !!hihihii !! ....
  4. Dude1111

    RBR Contest Team So6 7 mai 2011

    am manche manaraka tsy manaiky zà fa manao elà an!!on partagera mon poste!asina kotrana kely comme au bon vieux de chez toi à ambolokandrina, fa là ce sera le contraire: zà no mampikotrana an là! Sura @izany ve ialahy???? hihiihi.... ho hita eo e !! Izaho mazoto fa miankina @ fandaharam-potoana
  5. Dude1111

    RBR Contest Team So6 7 mai 2011

    Arabaina daholo zany ialahy isany e !!! Domage tsy afaka mihitsy ny tena noho ny adidy samihafa, fa na dia izany aza tena nangidihidy mihitsy!! Milay ry zalah !!
  6. Dude1111

    skin 2011

    + 10000000 !!!! hihihi... mihomàna laisany ry zalah fa handeha be io subaru io fa hatosiky ny Fanahy Masina !!! hihihhhi
  7. Ny vaha olana sisa ho an'ialahy ry M.N.R. zany sisa dia ny mamorona pseudo hafa be dia be ao @ forum rallyesim dia manoratra daholo ireo pseudo reo hoe "mi-bug" ilay daba !!! .... @ zay ry zalahy mety hanamboatra @zay !!!hihihi
  8. Efa malamalama mihitsy ny vavan'i Hents zany ann !!!mdrrrrr...
  9. Tiantsika be mihitsy io roadbook io His a!!!...mila miala @fomba ratsy nahazatra taloha fotsiny tsika dia ao tsara
  10. Tongasoa ianao Mr Vonjy! ela ny ela ka tonga ihany !!
  11. Site an'ny zanak'i Bigbang io !!!!
  12. faly aho... tena faly mahita anao eto Mr " Ny Andriana...." ....Tongasoa Ledada !
  13. 5 taona tokoa izay, 5 Taona izay tsy nitsaharana nivoatra hatrany, 5 Taona nizarana izay rehetra mikasika ity rallye ity, 5 Taona feno fandavan-tena tokoa, ka dia tena indraim-bava ihany ny ahy : "Mankasitraka ry zalahy a! ho ela velona anie Rallygasy, ary handroso hatrany"
  14. Dude1111

    Balou16

    Ela² izy izany baloo an !! Zay vao tapakevitra ny hiditra tato?...Tongasoa ary e!
×
×
  • Créer...