Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. ie vao miondrikondrika iny le tsain tonga de .... OK je sors ...
  2. Io Ra-Prez a ! AAASSSSSIIIIIIIOOOOOOOOOOOOOO ! Ny ahy Focus WRC 2000 no ho entiko, milay be no mitondra an'i lery fa ohatran'ny tsy dia matanjaka izany nefany ... mety tsy dia hanahirana an'ilisany loatra aho raha mitondra WRC plus évoluées kokoa lisany Bon fa ho hita eo, ilay roadbook aloha milay be
  3. Tsi² lesy manao so6 keyboard control a misoratra anarana eto izay hanao
  4. Betsaka moa izany ny nanjo ny TRRT t@ ity rallye de Norvège ity : - Ny pilote thomas_radstrom dia maty tao @ leg 1 ny 207 dia tsy velona intsony, frustré loatra dia tsy nanohy intsony. - Ny 2ème pilote KKMaster, nilatsahan'ny varatra ny PC-ny officiels t@ passage-ny dia very daholo ny temps-ny. Krizy be lery dia tonga dia nandray avion nody. - Dia ny akanga sisa nanamborana sisa dia ny pilote faha-3 "Cole-Trickle" (N°1553) izay mba nahavita ny rallye hatramin'ny farany (tsisy KK ) fa tsy nisy freins tsony lery 2 kms avant arrivée avant-dernière spegany, fa dia ny marche arrière no nataon'i lery freins Fa mbola tsy effectif tokoa ilay dégats cumulés rizalahy a, satria mbola nisy freins indray ilay daba niditra dernière spéciale ! (nefa tsisy assistance)
  5. Tsy mety mivoaka intsony ilay roadbook, sao dia mba efa nisy naka ilay image dia afaka alefa eto @ forum ?
  6. Hay ve e "emblème" -na région moa io sa tsy izany ? Mba nandra koa zaho ty
  7. Atao ahoana fa tsy fidiny ny badraodra e (sady @ izay koa mbola suédois )
  8. An an an fisakanaNA no barrage ka
  9. Fa inona lty ny dikan'ilay hoe "fisakana" ?
  10. Nitokona koa ny serveur rallyesim nefa ilay pilote faha-2 ny TRRT (KKMaster) nanao leg 1 Rehefa tsy ny connexion no mitokona dia ny serveur rallyesim mihitsy
  11. Enfin une bonne nouvelle On croise les doigts pour vous les gars !
  12. Manamerda be le connexion fa tapatapaka foana Tsisy leg 1 vanona i Thomas_Radstrom izany efa tsy tafa fa problèmes électriques ilay 207 fa i KKMaster indray no hanao azy
  13. Ohatran'ny tsy d'accord @ io zavatra nataon'i Jeannot Ramambazafy io aho - efa notenenina lery hoe tsy tokony atsofotsofoka @ io zavatra io ny resaka politika Vraiment aucun respect
  14. Mahafinaritra rizalahy ny fampisehoana fiaraha-mientana. Tsy ny maty akory ny mahafaly fa ny mahita antsika manotrona foana ary tsy mifanadino. Dia farany dia prenez soin de vous les gars - @ izao andro manahirana izao - tsy te haheno mihitsy aho hoe nisy nanino-maninona indray hono ny ao @ team so6 - tsy misy mahasolo ilisany tsirairay ireo - tsy ahita Soafahana hafa iray intsony - tsy ahita Rajou hafa iray intsony - tsy ahita Nerona hafa iray intsony - sns sns
  15. Petter ne sera pas là pour gagner mais pour garder le contact avec la course. De toute façon la Xsara est une très vieille mémée et s'il arrive à accrocher un top 10 avec toutes les Focus et les C4 qui sont sur le plateau ce serait déjà un petit exploit
  16. thomas_radstrom

    Sortie de club nouvel an

    Encore un petit problème au niveau du delco, à part ça nickel - elle ne démarre pas des fois - et présence de fuite d'huile Mais je préfère aussi que la situation de la vie quotidienne soit réglée - on ne sait jamais avec les vandales qui peuvent profiter de n'importe quelle situation ...
  17. thomas_radstrom

    Team So6 en deuil

    Vraiment scandaleux
  18. Ity rizalahy amidy a (déjà utilisé mais état neuf) : - Modèle HP Compaq 6820s (http://h10010.www1.hp.com/wwpc/fr/fr/sm/WF06a/321957-321957-64295-89315-89315-3442856.html) - Ecran 17 pouces en 16/9 (format cinéma, tsara ny mijery films aminy) - résolution maxi 1440x900 (lisses tsara daholo ny soratra sy ny sary, mba mahafinaritra ny maso ) - Processeur Core2Duo à 2,10 GHz (rapide tsara) - Mémoire 2 Go (misosa tsara mihitsy na milalao Photoshop na Premiere, sady DDR2 à 667 MHz (vitesse)) - extensible à 4 Go (Citic dia misy) - Disque dur 140 Go en S-ATA (plus rapide que IDE). - Carte graphique : ATI Mobility Radeon X1350 (mémoire 128 Mo, mbola tsy nandramana t@ RBR fa tokony ahatosika tsara, installer-na RBR à la demande de l'acheteur si demandé) - Carte son Haute définition (mba tsara ny feo e ) avec 2 prises jack : sortie stéréo et entrée micro - Graveur DVD +/-/RW bi-couche, mamaky sy mi-graver CD na DVD rehetra - Wifi - Bluetooth (réseau sans fil , connexion téléphone portable) - Modem intégré 56K + port RJ-11 (connexion internet) - 3 ports USB, sortie VGA (écran externe), port RJ-45 (réseau LAN), lecteur SD Card (appareil photo) - Autonomie : 3 h (pleine charge) - Windows Vista Edition Familiale Premium (français) - Clavier AZERTY + pavé tactile (touchpad) Vidiny : 11 M fmg (antonony kosa angamba fa tsara ny entana e )
  19. thomas_radstrom

    Team So6 en deuil

    Miala tsiny rizalahy fa tsy tafa androany t@ le famangiana Maty indray ilay daba e
  20. thomas_radstrom

    Team So6 en deuil

    Tsy mahita hotenenina fa feno ny fo Ny souvenirs mijanona e - tsy ho adinoinay
  21. Vao nahavita leg 2 an'ilay Rouergues dia valaka tanteraka Henjana ihany ny mitondra ilay S1600 rehefa zatra 4RM kle, mitady haka appui foana ohatran'ny @ 4RM nefa lasa fotsiny ny vodiny en plus koa à haut régime foana ... tsisy couple azo ampiasaina Fa ny nahafaly aloha dia tete à queue iray izay tsy nisy olana fa tonga dia niverina tany @ lalana ihany no natao sur Greenhills. Dia on termine le leg 2 à la 65è place provisoire (8ème de la classe A6)
  22. Nanao an'ilay Rouergues aho rizalahy histoire de s'amuser un peu Clio S1600 ny daba Fa ohatran'ny mora mandreraka izany ny mitondra ilay S1600 fa à fond foana lasa mitazona concentration be foana fa tsy misy hakana aina mihitsy, na miditra "K" aza dia à fond ihany Ny leg 1 izao no vita - erreur 1 ihany no natao tonneau sur Mineshaft fa diso ni-coupe virage loatra Mbola 103è provisoire aloha vita ny leg 1 (fa toa vitsivitsy ihany ny pilotes ao @ classe A6 ka mety mba hi-marquer points betsaka ihany angamba). Toa hitako betsaka koa isika Team So6 no nanao tao !
  23. Re-Félicitations Mr Beels Dia tokony ampianarin'ialahy pilotage mihitsy izay (virtual so6 control) fa on commence à se débrouiller avec les réglages mais les chronos ne suivent toujours pas !
  24. OK efa nahita réglages mba ca va ca va aho @ le 207 fa alefako eto ihany
×
×
  • Créer...