Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral

À propos de TsitsiGalli

  • Date de naissance 22/03/1975
  1. Mety mahita firy amin'ireo SS sabotsy ireo kay au maximum dia aiza no tsara miditra?
  2. TsitsiGalli

    Rallye ASA tana 2012

    Helas tsy mahita Live n'aiza na aiza an
  3. Na dia sahirana mafy aza dia tsy maintsy ho present amin'io e! ho an'izay afaka misera @ skype dia tsito.vw dia afaka mba miverina manaraka ny vaovao ato indray izahay e!
  4. TsitsiGalli

    FOOT T6

    Zay mazoto fa tsy manao match complet an!!! sauf si
  5. TsitsiGalli

    2ème Manche VMRC - CONTEST 2011

    Merci lisany d partager hatrany e!
  6. TsitsiGalli

    rallye juin

    Ka dia miandry izay fandehany rehetra anie izany fa gasy e!
  7. TsitsiGalli

    calendrier

    Mety hoe tsy tratr'antso e!
  8. manova total ny endriny le izy fa raha natao GTT fotsiny moteran'io mety nafinaritra
  9. pour le plaisir des yeux, j'avoue que je suis fan de lui !
  10. Soa fa tadidy hoe niditra salle d'operation ny matos-ny poulet fa saika nahazo ôtran'izay koh ity, vao manomboka ny depart Leg 2 tonga dia tapaka le connexion tonga dia tsy afaka manao na inona na inona intsony
  11. Leg 1: SS1: Alefa miadana klou fa rallye tsy nisy reco ty! efa eo aloha daholo ny matanjaka rehetra raloum sisa no tao aoriana tao fa nisy tsy nilamina angamba. SS2: mbola maka repère tsara ihany aloha fa somary namafisina ny fandeha dia mba ôtran'ny nety sady otrany nahita akoho teo aloha teo d nenjehina (riry 3747) SS3: Raikitra ity, ra His sy Kosomaso no henjehina manomboka eto na dia mbola tsy milamina tsara aza ny fiara SS4:Hita be le tsy nanao reco e! SS5: efa manisy pression fa mbola tsy azo ihany His, ry fusées rehetra hafa moa izany efa tsy jerena intsony SS6:mihitatra ny ecart entre His mitady tsy ho azo intsony lery, mi-attack farany aloha dia manao gestion kely fa ho sarotra ny manaraka SS7: Tonde sortie avy hatrany mihitsy à 200m ny arrivée SS8: novitaina fotsiny fa hita fa tsy nilamina intsony n boite Ho henjana ny hanenjika an'dry zalah reto am LEg 2
  12. Ary zara fa misy mpijery izy zany an
  13. Tsy faminaniana lesy fa efa hitanay tamin'ireny nataon'là tam contest reny a!
  14. Iza lety lisany no mba mahita jante 7x15 avec déport entraxe 100?
×
×
  • Créer...