Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. thomas_radstrom

    RALLYE TOTAL 2008

    Aleo lesy hoentiko ilay mitsu dia ialahy manao copi an
  2. Ka ilay daba ange efa ela be tsy nampiasaiko dia na pneu de secours aza tsy misy intsony Ento ary e, fa ny jante misy (165/70 R13) @ week-end du 30 izany e
  3. Inty ny résumé détaillé : http://www.racing-passion.info/adac.php
  4. Ilay 309 asiana batterie sy pneus de secours sisa dia OK fa ho any Antsirabe aho @ ity week-end (22-23-24) dia après an'izay zany. Zany hoe week-end 29-30-31 Raha andavanandro koa mety raha misy afaka (je suis au chômage )
  5. thomas_radstrom

    Rallye ADAC Deutschland 2008

    Ilay Focus-n'i Galli aloha niolakolana be mihitsy e
  6. thomas_radstrom

    De Anders/Veroo

    Ary manao vacances daholo ange lisany zany e Bande de veinards
  7. thomas_radstrom

    Prochaine rencontre...

    Tsy afaka week-end zao fa ho any Bira
  8. "Amour de la cox" ? Sao dia hivadika visa A izy ity ? pump my cox ! Maka eo ambanin'ialahy eo aho dia entiko ao @ cyber net-access, OK ? --FIN HS-- Milay Ra-Laza fa tohizo e
  9. Ny ahy degany be t@ ES 4 fa retour bureau (nefa sans faute hatreo). Fa tena tsy mahavita temps favy @ manette kanefa efa à la limite foana no tsy manao erreur - sa misy mpilalao manette mahita fika ? Nahafinaritra ihany fa betsaka ny spéciales "sans faute" , tsy dia betsaka noho ny mahazatra ny sorties - ny hanenjika an-dry maximum attack aloha angamba tsy possible raha tsy tonga ny volant. Any @ rallye Boina indray e ! Ho velomina kely indray ilay EVO fa efa natory tao anaty garazy tao foana
  10. thomas_radstrom

    Rallye ADAC Deutschland 2008

    Résultat prévisible : Loeb 1er, Sordo 2è, Duval 3è, Hirvo 4è Nahafinaritra aloha fa tsy nisy consigne entre Duval et Hirvonen Latvala no nandiso fanantenana kely ihany (surtout mahay asphalte ihany le zalahy iny) saingy diso mi-attaque loatra koa (ohatran'ny tany Finlande ihany) nefa tokony hi assurer top 5 farafaharatsiny. Ny bagarre Loeb - Duval teo aloha sarotra ihany sady Duval en manque de roulage. Ny tsara nomena C4 koa i Duval dia tsy asiana consigne izay no mba nisy suspens !
  11. thomas_radstrom

    Rallye ADAC Deutschland 2008

    Rumeurs Marcus sa Duval ?
  12. OK rahampitso aloha rizalahy tsy afaka, 23 sy 24 koa nefa aho any Antsirabe , izany hoe après an'izay zany (mba mahandrasa kely e ). En attendant aloha manaova révision (miaraka @ cahier 100 pages) Laissez-moi le temps aussi de dépoussiérer "mémé" et de la remettre un peu en état (mémé = 309 )
  13. Tena ilay rahampitso angamba tsy tafa fa atomotra be fa hay moa androany efa 15 (zà koa rahampitso mbola tsy afaka indray) Izaho koa variana be tsy mahalala izay ambonin'ny tany kle Okay io 309 io (dabako ihany io) fa izao koa no adinoko no nilaza azy : efa vizana ny amortos aloha dia ny trains arrières koa efa mi-grince be ihany, ny ankoatr'izay nikel (ny motera mbola manao tsara - 90 chevaux). Mbola tsy vita aloha izao ny nanamboatra azy fa tsy maintsy ho atao ihany. Mety ve io @ izay état-ny izay mr le professeur ?
  14. Hé izaho +1 @ seance manaraka an Tsy maintsy daba propuls ve ? sao dia mety 309 motera be (matanjaka sy be couple fa saingy traxxx )
  15. thomas_radstrom

    Rallye Finland 2008

    Tsy sipako zany lesy reo a (reo any Japon zà aty Suède )
  16. Efa 2 izay ! Sao dia mba afaka mifampi-passe réglages ho an'izay mitondra focus ?
  17. Rahoviana ny session manaraka e Lelike zahay ve rangahy tsy afaka androany Tsy nisy naka sary ve ?
  18. Qui fera le déplacement (virtuel, bien sûr ) en Allemagne ? Izaho efa mikotrana be izao ! (fa tsy évident ilay goudron an ça glisse encore ) Andao zalahy a ! participation massive du team so6 chez les bavarois !
  19. thomas_radstrom

    Rallye Finland 2008

    avec la nouvelle focus RS (version route) j'adooooorrre
  20. Ato ny résumé sy ny photos "hors limites" http://www.racing-passion.info/rallye-finlande-08.php
  21. thomas_radstrom

    Rallye Finland 2008

    C'était tout ce qu'il y avait de plus prévisible, Loeb avait toujours fini 2ème derrière Marcus en Finlande. S'il n'y a plus Marcus, logique qu'il doit prendre la victoire !! Par contre, ce fut quand même une surprise de voir qu'Hirvo a tenu le rythme en ne laissant que 9 sec à Loeb pour s'imposer ... Moi je m'attendais à ce que Loeb largue son poursuivant direct à au moins 30 secondes ...
  22. Masaka izany nitondra F40 izany ra-emsics Ny ahy efa tsy voatanisa intsony ny fiara tiako entina (sy tiako ananana ) 911 GT3, Aston Martin V8 Vantage, BMW M5, Corvette ZR1, SLK 5.5 AMG, etc Na koa sensation @ WRC henjana (genre C4, Focus na Xsara), na passager fotsiny aza tsy quoi ! (de toute façon koa mety tsy sahy manitsaka accélérateur @ ireny )
  23. Izahay koa intéressé @ ity "drift so6 control" ity e fa saingy @ weekend izao aloha tsy afaka fa @ 15 Aout vao afaka. Sady izaho tsy mbola nanao drift "volontaire" fa "involontaire" foana En plus koa ny daba mbola maty ka @ 15 any angamba vao velona
×
×
  • Créer...