Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
michigan

Rallye SICAM-ORANGE 2008, ASA TANA 3

Messages recommandés

lol!lol!lol!
ATTENTION mineurs reo. Very Happy tsy mampino fa marina fa mineur reo.
'zafady an lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Houuuuuuuuu!!!!!
Soa raha viavy zalah!!!!

Radstrom> Tsy mety @ ialahy ireo bainnnn aaaa, ialah ve tsy tokony hanambady an'ilay tsain kely tao @ Migany amzay eeeee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bibs a écrit:
Houuuuuuuuu!!!!!
Soa raha viavy zalah!!!!

Radstrom> Tsy mety @ ialahy ireo bainnnn aaaa, ialah ve tsy tokony hanambady an'ilay tsain kely tao @ Migany amzay eeeee


Mister Bibs ! Comme on se retrouve !

iza moa zany tsain kely izany ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Suspect inona ary zany resakelisany zany leuh???

Bon, ireto ny sarin'ny andro voalohany. Iret ihany aloha no alefako fa efa @ 2 maraina izao dia mbola hifoha @6 koa rahampitso ka dia rapitso alina indray aho mandefa ny ambony. Miandry ny sary avy any @ bandy hafa rehetra koa satria nahita bandy maromaro naka sary ihany aho teny an-dalana teny koa mino fa ho feno indray ny sary momba ity rallye ity

Miandry an'i Michigan koa handefa sarin'ny fleurs lol!lol!sml2clap



Ny mpanokatra ny làlana

Mandrapiandry ny fiara voalohany

'Ndao am'zay ary afro











Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny andro voalohany ihany ireto sary manaraka ireto.

tsy nahazo sary androany fa nandalo nitsidika teny fotsiny hijery ny fandehan'ilay cox rapitso. Rapitso vao haka sary dia ho atao bobaka be.

Dia mba teneno ihany ry zalahy refa mahita ana lisany fa kôzy ra misy koboko ny so6 à part bigbang, henintsoa, soafahana. OK? manjary ôtriny hoe miavona za kleu.
Ny sariko moa zany nanandrana fomba fangalana sary hafa indray t@ty indray mitoraka ity (asina sensation de vitesse ny sary) dia misy ny mety, dia misy ny tsy mety fa aza omena tsiny be lôtra.
Embarassed

randstom> mbola tsy pro letsy fa miezaka hatrany ho izay an. fa merci mankasitraka e cheers






















Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy misy fisaorana letsy
stay connected fa les meilleures sont à venir ry zalahy an afroafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fisaorana b ho an'i Focus e. Ary inona marina ny matosin'la l'ty. (Ary sao dia nareo ihany alony le focus atsy @ tg atsy?)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol! Dia ra bonzai moa iza sur TG? focus i Focus everywhere afrocheerscheers

D40x lay matos letsy.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hertz, izay no any @ tg lol. Fa tsy feno vovoka marina v ny matosin'ny la kle.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ah dakor,faly mahafantatra letsy

Ny orana dia nanampy ahy betsaka mihitsy.tsy misy vovoka mitsy. Refa tady hisy vovoka dia tonga dia atao ambany akanjo refa avy maka. Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

checkpoint>VIVA NIKON cheerscheers maka sary elah radem???za @9 n eny @ Sicam. Mora hita kely a, 70-300 silver ny objoako. Tonga dia voyant beu Embarassed

ireto pejy voalohany ireto moa izany dia tahaka ny présentation ny équipage rehetra. tokony ho 40 photos ou plus zany no hita ato, après ces 40 photos vao ho asehoko ny zavatra nahafaly ahy Very Happy

















































Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol! SUBARU io an! proto moa ra tsy diso a sa inona???tsy tadidiko. fa za koa t@ voalohany gaga hoe inona ty kle??? lol!lol!

Ity ny patin'ny sary ho avy manaraka eo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:
Préparaton an'i Nérone lol!lol!lol!
Ireto akama nanaiky hoe alaina sary anaty lay vam fa raha mety zao hoe ny pompom girls any @ PC koa maka pose anatin'ny fiara tsirairay no masaka e???sa ahôna ozy lisany???
hevitra ho an'ny meeting madacox zany geek


So dia ireo lty no tena ^poisse tam le vam

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Very HappyVery HappyVery HappyVery HappyVery Happy , za wa nehare kozy foana hoe tsy d mlam iny vam ela iny, arabaina lo less baina tsy maty fo am'naina, dia sitrana aingana é...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
So dia ireo lty no tena ^poisse tam le vam

Aza omen'lah tsiny rangah reo Nerone fa so d mba nisy fotona ela sy Bôzô nitondra an'reo nanao reco d tsisy nandé @zay laonininy ny note?lol!lol!lol!.
Sa nisy fotona lisany niaraka naka souffle kely teny @ manodidina teny?lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="TVN"]

Citation :

Sa nisy fotona lisany niaraka naka souffle kely teny @ manodidina teny?lol!lol!lol!


Very HappyVery HappyVery Happy , mety tsy teny am manodidina ka... albinoLaughingLaughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone>aleo tondrahana mitsy ilay vam @manaraka. tsika ary tsy naninona tsy naninona ireo sipa reo akory t@io fa nojere-potsiny. Very Happy

Ireto mbola ny 1er jour ihany







Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bonzai a écrit:
cheers milay e.

ary inona l'ty ny fiara voalohany @ le sary io kle.


Subary elefanta lesy io a! fa jiro na kangoo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
lé finona gasy é Very HappyVery HappyVery Happy

Ela ty ry Checkpoint a lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...