Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
michigan

RUN 2008

Messages recommandés

Run 05 10 08










io ny sipa reveko ndrindra tany sady azoko ny num fa mbola tsy voantso atramzao


anareo ny safidy ny ngeza sa ny kely (ny beks manaraka fona)




ato ndray ny safidy manaraka o!!!


engane mba otranzao ny ozatra rehetra refa mienjana fa d ho faly nareo ry sipa isany


tenisany aza miavona refa angalana num fa tsy fatatra za na anao kambana lol et n'oublie jamais que j'ai été un jour le plus rapide et le meilleur spermatozoïde de ma bande... lol!


tsy d le run lotra no nadanako tany fa noho ity donc tsy manana sary daba afa afatsy io za
(jereo le razoky eo @ plot faha2 fa mbola manao reglage nefa GG ary efa any @ arrive, asa mbola taraiky lavitra lotra ngamba ny adva sa aona ry Fred)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheersbouncebounce sary hafa, sary hafa

tsy maninona na tsy misy sarin'ny fiara aza fa ny hôtesse be dia be Very Happymakafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ireo bandy bokona b reo v no ankizin'ireo sipa kely reo? Very HappyVery HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Refa manana cox v zany d manintona sipa lé?lol!lol!lol!. Mety invest mlay iany zany ny cox an geekgeekgeekclapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Soafahana a écrit:
Asioooooo SIPA tSY COX eeeee



lol!lol!lol! elà ty raprez an!
Michigan= hotesse master lol!lol!lol!lol!lol!


lol!lol!lol!lol!

Michigan koa = bokonozatra master lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
smachdodo

efa saika tsy hanisy sira tato ihany za fa

Le hôtesse zany mba mampitovy tenue

Fa kaika koa ry Bokon'ozatra Team Michiggan mampitovy tenue lee prier

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Back of Run 2008 na Ny arinan'ny Run 2008 lol






MANGARONAAAAAAAAAAAAA AAAAAAAAAAAAAAAAAAAA LOL





tapitra atreto ngamba ny sary ato fa @ manche manaraka ndray an.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
vo naita we tao dadah za teo tonga d we censure daoly zany ny sar tao le lol.


Ny avatar an'là mihitsy no mila censurer-na

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol! lé sary tsy mihetsika reny ihany no ainy ra-Michigan alaina ko.... lol!lol!

satria tô flou be ny sary ny lery t@ lé rallye dzama iny.... lol!lol!lol!santa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
lol!lol! lé sary tsy mihetsika reny ihany no ainy ra-Michigan alaina ko.... lol!lol!

satria tô flou be ny sary ny lery t@ lé rallye dzama iny.... lol!lol!lol!santa


Sur @ zany v ela ry boom jereo nge ny t@ rallye TOTAL e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...