Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
555

555 t@ androny le razoky adala be ray iny.

Messages recommandés

Sali daholo !

Mitovy @ bandy rehetra ato ihany ka : tena adala-ana daba koa ny boaykely indrindra @ le vovoka be (nefa za allergique @ vovoka an ! Fa ts maints miova ka) Efa hatramin'ny ela ihany

Mbola ts nanao rally fa ts maints hanao na ho ela na ho haingana.

Passionné @ pilotage à l'ancienne koa, zany hoe : boit en H, talon pointe, ragnotti, ...

Te hanana sub mafy ...

Zay aloha fa sode lasa dissert.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tonga shoa ia!
tany @rallye t@farany teo?tany @ PC? taiza ho aiza??? (jerena anaty sary manko sao dia hita ny tarehiny dia tonga dia tadidina Very Happy )

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa e!!! Dia mirary ny santa ho avy ts ho ela any amnao hanatitra an'le subaka e! lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa zany ra subakaka.
lol!
Laingako zany é.
Mahazotoa ary é. afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sali !!

Misotra betsaka e !!

Tena ts en Tana mits a Focus de ts nahita Sad fa manaraka vaovao @ forum sy rallygasy fottsin.

Zao za vo hande hijery sary.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
555 a écrit:
Sali daholo !

Mitovy @ bandy rehetra ato ihany ka : tena adala-ana daba koa ny boaykely indrindra @ le vovoka be (nefa za allergique @ vovoka an ! Fa ts maints miova ka) Efa hatramin'ny ela ihany

Mbola ts nanao rally fa ts maints hanao na ho ela na ho haingana.

Passionné @ pilotage à l'ancienne koa, zany hoe : boit en H, talon pointe, ragnotti, ...

Te hanana sub mafy ...

Zay aloha fa sode lasa dissert.

TONGA SOA EEE

za koa lesy efa tena elab no mba T hanana sub mafy mintsy, d mba efa manana aloha amzao cheerscheers
....saingy subaru vivio leiz, 600 cm3..... EmbarassedEmbarassed

fa izy aloh economika ee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
kirikou54 a écrit:

Efa 4 roues motrices lesy zany an efa milay Very Happy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
555 a écrit:
Citation :

Ts Kôpy anle kozy a QuestionQuestion Nari9

Wink kely tam kirikou fotsn iny fa nanana cooper S milay kely zay lery

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...