Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
henintsoa

Fihoanana team so6 ce 31/10/08

Messages recommandés

Misy fihoanana any am'prez zoma zao ka asaina isika so6 rehetra ho tonga eny. Tsy misy zavatra ho dinihana lol! fa manal'azy am'RBR sy so6 no ho atao. Mitondra so6 sy boisson zé ho tonga oo. am'20h ny fotoana, iangaviana zay manana an'lé G25 hitondra izany ary koa izay afaka mitondra matos PC (misy RBR bien sûr) Ny rallye asa tana no ho kotranana ao amin'io.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Zay zany fa dia aza hadino ny Matos, So6, Boissss fa tsy misy zavatra dinihina fa fanalany fotsiny no hisy ao.... drunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga ihany elah Rads aaa !! nilay ilay lesona nomeny Beels Master fa tandremo va ho avy masiaka daholo ireo nanatrika fa tena hita daholo ny fika fika reglage..."les absents ont toujours tort " lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa teny am-pandriana mihitsy vao nivoaka ny trano indray

Nilay ireny ka ! fa betsaka loatra koa ilay paramètres gérer-na @ ilay réglages dia gidraka be ihany ny mi-tester azy rehetra an ! scratch

Récap kely ho an'ireo izay tsy nihaino lesona tsara omaly (izay mba tadidiko koa ):

- Azo atao maxi ny couple différentiel raha asphalte dia ahena rehefa terre, dia vao maika ahena rehefa neige na pluie - raha ny fahazoako azy dia hi-limiter-na ny patinage io

Ny couple différentiel central no mi-limite ny couple avant sy arrière, donc tsy mety hihoatra ny couple diff central mihitsy ny couple diff avant sy arrière na afaka misafidy valeur amboniny aza rehefa manao réglage.

- Angle de chasse 0 raha vao pluie koa - mba ho mora hanaovana inscription en virage

- Raha maditra be ny vodiny dia ampiana ny barre anti-roulis arrière, raha au contraire mipelipelika be kosa ny lohany dia ampiana ny barre anti-roulis avant.

- Reglages frein à main (na 0 na 100% - tsy misy valeur intermédiaire) : à 0% misy puissance foana transmise aux roues (à l'avant) - 100% bloqué ny différentiel dia tsy misy puissance mankany @ pneus intsony (mety mivadika io fa tsy tadidiko tsara Embarassed Mr Beels ô ! vonjeo ! ) en tout cas manampy @ virage au frein à main io.

- Reglage frein à pied : même chose que io ambony io fa ho an'ny pédale de frein indray

- Dia ny "spécificité Beel's Master" : asiana ouverture ny train arrière rehefa avy orana maha-mora ny inscription en virage hono !!!

Shocked

Ny ampiny angamba efa haintsika ihany.

Raha ny test nataoko t@ ilay tableau différentiels dia + ampiakarina ilay pourcentage (Gaz et vitesse, ny frein tsy kitihako) dia + ohatran'ny miha-matanjaka ilay daba (normal koa angamba satria libéré kokoa ny couple différentiel) - nefa miakatra koa ny risque de patinage sy miha-sarotra kokoa ny mi-controle ilay fiara.

Fa araka ny essais nataoko dia moramora kokoa ny ahavitana chronos milay rehefa ampiakarina ireo pourcentages ireo - fa mila compenser-na @ réglages hafa indray raha lasa sarotra be ny mitondra ilay daba.

Dia évidemment ampiakarina ny avant raha tiana ho sous-vireuse ilay daba - na ampiakarina ny arrière raha tiana ho sur-vireuse - ny central koa t@ nampiakariko dia mahatonga ilay daba ho sous-vireuse ihany koa ...

Ouf !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hay kosa ann !!!!..milay zany rehefa samy nahazo izay tandrify azy ny rehetra e !!!..izaho moa tsy afaka fa tara vao hitako lé post tato d efa nisy programa afa fa @manaraka manarina e!!!!!!!!!...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Ny lesona kosa aloh d nilay fa nenay le fafiny azo tam le gvints no no-appliquer-na tany @ meeting cheerscheers

cheerscheers Cox Slalom Master cheerscheers

dancedancedance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum a écrit:
geekgeek merci pour l'astuce.... cheers

tsy ita ao rallyesim io astuce io an... lol!lol!lol!lol!



Mba zarao fa zay tsy tany éh, sa aleo aloha vita ny championnat geekgeek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:

Mba zarao fa zay tsy tany éh, sa aleo aloha vita ny championnat geekgeek

lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!
inn lety no ho zaraina amlà???

efa io ambony io ngeh le izy e!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Mc Crash a écrit:

Mba zarao fa zay tsy tany éh, sa aleo aloha vita ny championnat geekgeek

lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!
inn lety no ho zaraina amlà???

efa io ambony io ngeh le izy e!!


Tena tsy hitako fa azafadyé!!!fa zany hoe raha izao aloha vo hikitika vam mety tsy tratra tsony fa dia @ inter-saison angamba mandaliana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...