Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    rallye juin

    aleo izy anao akanafinafina ôtrany toi e! sa tsy zany ry PDD?
  2. ragnotti

    rallye juin

    ilay tsy miverina indroa tsy dia maninona fa raha mba mifanakaiky ny SS dia mba afaka mifindrafindra fafahcop & prez >>>> omeo lalana na dia tsy misy horaire indray aza e! fafahcop>>>ary ilahy hiaraka amin'ny mamykely sa i Kmickaz
  3. ragnotti

    rallye juin

    aiza ry prez ny RB na grille horaire fotsny aza
  4. ragnotti

    rallye juin

    mety izay angamba no tsy mahataitra an-dry zalahy
  5. ragnotti

    rallye juin

    mba niondikondina kely nijerijery ny préparation ny bandy tamin'ny week end teo fa ohatran'ny tsy dia misy taitra izany daholo ry zalahy nefa ny rallye efa J-15 ireo nahazo fiara vaovao ihany no tena efa vonona
  6. Efa J-30 sisa ny rallye voalohany ry zalahy
  7. FELICITATIONS - SANTE - BEBE - REUSSITE
  8. ragnotti

    calendrier

    MiTSU EVO IX NO AO TAMATAVE IZANY VAOVAO MARI-POTOTRA
  9. ragnotti

    Rallye d'Italie - Sardaigne 2006

    resultats shake down hafana ny lalao Voici le temps des leaders : 1. P. SOLBERG. Citroen DS3 WRC. 1:45.4 2. LATVALA. Ford Fiesta RS WRC. 1:46.1 3. OSTBERG. Ford Fiesta RS WRC. 1:46.2 4. OGIER. Citroen DS3 WRC. 1:48.0 5. H. SOLBERG. Ford Fiesta RS WRC. 1:48.1 6. SORDO. MINI John Cooper Works. 1:48.7 =7. HIRVONEN. Ford Fiesta RS WRC. 1:48.9 =7. ANDERSSON. Ford Fiesta WS WRC. 1:48.9 9. LOEB. Citroen DS3 WRC. 1:49.0 10. VILLAGRA. Ford Fiesta RS WRC. 1:49.0 11. WILSON. Ford Fiesta RS WRC. 1:49.8 12. MEEKE. MINI John Cooper Works. 1:50.2 13. AL QASSIMI. Ford Fiesta RS WRC. 1:52.9 14. KUIPERS. Ford Fiesta RS WRC. 1:53.7 15. ARAUJO. MINI John Cooper Works. 1:53
  10. ragnotti

    Rallye d'Italie - Sardaigne 2006

    vivement demain , pour voir latavala - ogier - loeb et suivent P-solberg - hirvonen et peut être les minis avec les raikonnen - H solberg et autres
  11. ragnotti

    calendrier

    refa tsy hiteny kou dia mijanona e!!!! tsy rarahanay fa avelao ho any nenazy! refa tonga ny rallye ka mandalo zé vam atao "SURPRISE" dia hakipinay ny masonay fa zay tsy hijery!!! +1 mm @ty mapifilafila ty fa aleo tsy miteny zalà rehefa hoatr'izao fa mitovy @tsy manoratra eto ihany lisany ze nahita Inona no maha-partager anlé passion rehefa tsy lazaina le izy fa afenina nefa anie ka ho hiat ihany rehefa hanao rallye de inona no tombony azon' lisany ... pffffffffffffffffffffffffffffff ka ny tsy azon'lesany kouah anie ilay info azo limité be dia aleo partager-na na limité aza fa mety misy bandy hafa mahita an'iny dia mahazo info be be kokoa , tsy izay ve ilay hoe partager raha amin'ny lafiny iray no hijerevana azy fa tsy hoe mampifilafila, asa aloha
  12. ragnotti

    calendrier

    HAHAHAHAHAHAHAHA ka ilay source mihintsy no tsy mety miteny kouh, araky ny eritreritro aloha rehefa tsy ny subaru sissy ve izany tsy ny mitsu max e!
  13. ragnotti

    calendrier

    +1! efa miketrika mm an info avy any tamatave port fa misy fiara iray ao izao, ny marque ??? surprise hono e!
  14. ragnotti

    calendrier

    normalement tokony efa tonga daholo ireo fiara hanao MRC rehetra (ny an'i Sissy no tsy hay raha efa tonga na mbola any ho any) tokony mba manao karazana reportage kely ny RG atao avant gout kely ny rallye fa na ny fiara vaovao io na ny fiara efa nanao teto
  15. N58>>>> sao dia tokony ao amin'ny salon lesy no atao io leuh
  16. ragnotti

    Rallye De Jordanie 2011

    attendons voir sur l'asphalte si Loeb arrive à larguer Ogier sinon ce sera chaud entre les deux seb
  17. raha jerena ny rapport poids puissance aloha mety mbola ho sarotra ny haresy ny cosworth fa tsy hay rehefa tena sur terrain ny smart mety tsy mihoatra ny 175 CV max 200 cv nefa ny ford efa ho 400 Cv voir même 500 cv donc ho hita eo
  18. ragnotti

    calendrier

    voiture de serie sa préparée
  19. ragnotti

    calendrier

    asiana sira ny vavan'lah lesy amin'izay kosa ialahy manao live ny zava-miseho any kouh
  20. ragnotti

    ARC

    ary ny an'i Rila sy Joda izany mbola tsy hay ny fiara hatramin'izao N2010 prépa simple ve sa N12 full prodrive
  21. ragnotti

    Sujet vary @ anana sy kitoza

    mahalatsaka mihintsy lesany indraindray kah
  22. ragnotti

    calendrier

    ny budget mandeha afrique kosa anie tena ffffiiooo tsy hanao championnat complet eto dago ihany ve ry zalahy rehefa tena henjana ny cout afrika e
  23. ragnotti

    calendrier

    sô dia ny préparateur fotsiny no niova fa ny fiara N2010 ihany
  24. ragnotti

    ARC 2011

    tsara ho fantatra ihany hoe avec kit R4 ve ireo Gr N4 ireo sa tsy
  25. ragnotti

    Saxo T4

    rehefa mahita ilay 6 chiffres ami'ny loto toundé vidiko io ry big
×
×
  • Créer...