Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    calendrier

    MBA ASIO SARY SY COMMENTAIRE AVANT PREMIERE HO ANAY ETO O
  2. ankoatran'ny activité ny club dia ny hitako dia mba asio an'ireny genre dans les coulisses des préparations ireny fa io no tsy ampy amin'ny resaka ohatran'izao mampisy suspens surtout avant rallye, marina fa betsaka ny tia kiafinafina fa mahafinaritra koa rehefa fantatra ireny, fa ny site en général mety tsara
  3. ragnotti

    calendrier

    aleo ny tompony na ny paparazzi no ilaza azy na sao dia tiany atao surprise kouh
  4. ragnotti

    calendrier

    nisy bandy nahazo sub any fa tsy mikozikozy an sa mbola atao surprise tsy hay fotsiny hoe N10 ve sa GC8
  5. ragnotti

    Débat autour de la médiatisation

    tttttttsssssss hay moa izay ilay probleme, asaivo miexploiter- ny article ato amin'ny forum sy rallygasy ry zareo raha izany. ny FB koa mbola eo
  6. ragnotti

    Débat autour de la médiatisation

    tokony mba asiana zavatra standard fotsiny iraisan'ny concurrent isaky ny rallye mba afahan'ny tsirairay manao promotion spons-ny ohatra samy mba manao comm eny amin'ny stand-ny ny équipage, ilay présentation avant rallye mazava ho azy .......sns, anjaran'ny tsirairay avy eo no manao mihoatra raha ilaina.
  7. ragnotti

    Débat autour de la médiatisation

    ny hitako hoe tsara efa nisy izao dia ilay présentation equipages avant départ iny, amin'izay na ny favoris na ny tsy favoris dia manana ny anjarany daholo. dia raha mbola afaka manao zavatra hafa moa ny organisateur amin'ny resaka promotion dia vao maika tsara avant , pendant na après rallye aza
  8. ragnotti

    Rallye de Suède 2011

    resultat hitako farany ato amin'ny wrc.com efa hafa Général Pos N° Pilote Temps Ecart Préc. Ecart 1er 1. 6 M. ØSTBERG M 40:10.8 0.0 0.0 2. 3 M. HIRVONEN M 40:35.6 +24.8 +24.8 3. 11 P. SOLBERG 40:56.4 +20.8 +45.6 4. 4 J. LATVALA M 41:30.6 +34.2 +1:19.8 5. 18 P. SANDELL 41:30.8 +0.2 +1:20.0 6. 5 H. SOLBERG M 41:32.2 +1.4 +1:21.4 7. 20 E. BRYNILDSEN 41:37.9 +5.7 +1:27.1 8. 2 S. OGIER M 41:45.8 +7.9 +1:35.0 9. 1 S. LOEB M 41:57.5 +11.7 +1:46.7 10. 19 M. PROKOP 42:17.1 +19.6 +2:06.3 11. 8 K. RÄIKKONEN M 42:19.6 +2.5 +2:08.8
  9. ragnotti

    rallye suede

    miady tsara ny rallye odstberg - hirvo - latvatla - Psolberg - ogier - loeb après SS2
  10. ragnotti

    Le futur WRC...

    en fait ce qui a causé lagrave blessure à la main de Kubica n'est pas vraiment le crash en soi mais le rail sur le parapet qui a transpercé la voiture. [b]Fa lery tokony ho entina any amin'-dRavao ery SabNam a! 3 mois io max dia sitrana[/quote][/b] tena zavatra marina io, 3 mois aza mety ela
  11. ragnotti

    calendrier

    ny tsara tokony fantatra alohan'io manche africaine io ny issu ny championnat gasy dia afaka miaraka mampijaly ny afrikanina fa raha eo vao ho hita hoe iza no champion gasy tena ho mazana ihany an!
  12. ragnotti

    calendrier

    mbola rahoviana ity rallye rallye voalohany leuh ttttssssss tokony misy rallye amin'ny avril zao
  13. ragnotti

    calendrier

    http://tananalife.com/fr/articles/rallye-%E2%80%93-championnat-d%E2%80%99afrique mbola mila manao pub angamba ilay sitweb dia namoaka an'io, ampisy piment sy manintona ny mpijery raison de bon coeur lesy fa tsy maninona izany raisina de bon coeur mantsy e!
  14. ragnotti

    calendrier

    http://tananalife.com/fr/articles/rallye-%E2%80%93-championnat-d%E2%80%99afrique mbola mila manao pub angamba ilay sitweb dia namoaka an'io, ampisy piment sy manintona ny mpijery raison de bon coeur lesy fa tsy maninona izany
  15. ragnotti

    calendrier

    Ils ont dit… Jean Yves Ranarivelo dit Joda (Asa Tana3): Je vais seulement faire deux ou trois rallyes cette saison, par contre, je vais bien me préparer pour le championnat d’Afrique. Mathieu Andrianjafy (ASACM) : Que des victoires cette année, le championnat de Madagascar et surtout la manche du sommet africain. Laza Randriamifidimanana (Asa Tana3) : Je vais participer à toutes les manches du championnat de Madagascar des rallyes, et je vais tout faire pour remporter la manche du championnat africain qui se tiendra pour la première fois dans nos murs. mbola miampy an-dry Rina - kopela - sissy - nashmy - tax - boum - tovo - dani - tity - mamy kely - fidy - ........
  16. ragnotti

    calendrier

    SSDRSK OFF na ilay olona nandehanan'ny resaka hoe hividy ilay fiara aza gaga
  17. ragnotti

    Le futur WRC...

    amin'ny rallye eto amintsika tokoa anie tokony asiana hopitaly iray efa voalaza mialoha alohan'ny rallye raha sanatria , enga anie aloha tsy hisy hoe misy accident grave fa tsy hoe rehefa mitranga ilay izy vao hoe entina aiza !!!
  18. ragnotti

    calendrier

    ohatran'ny naheno RSDRSK hoe niova tanana hono ny 206 izay mila confirmer-na ny fahamarinany ilay nahazo azy koa efa mandeha any ny SSDRSK fa mila hamarinina daholo
  19. ragnotti

    calendrier

    ny anay ny planning côzé efa mipetraka fa raha miova fotsiny ny daty dia eo no raisina vaovao tamin'ny assemblé teo ry zalahy ho an'izay tany ô
  20. ragnotti

    Asatana 2011

    aiza io ?? hifandrobaka indray izao vao hoe 3L
  21. ragnotti

    calendrier

    CHRISTOPHE B+ KOA VE TSY EFA HIVERINA AMIN'IZAY SA AHOANA
  22. ragnotti

    calendrier

    ary inona daholo ny vaovao ny pilote sahalan'i Nashemy , tax , boum , tovo , dany , mamy kely sy ny N10 zany , lega ......
  23. mba danz koa ilay hoe resaka choix -na pneu dia mitsimbadika ambony ambany ny classement,
×
×
  • Créer...