Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    course de côte Imerkasinina AMA

    resaka sécurité aloha dia ny tsara indrinra dia hoe misy arceau , harnais ..... ny fiara, fa mba hijanonan'ilay esprit open dia ny vitesse amin'ny compétition no tokony atao izay tsy ahatonga azy ambony be, ohatra hoe atao systéme gymkhana ny parcours asiana ralentisseur ny ligne droite genre botte de foin dia amin'izay tsy dangereux loatra
  2. ragnotti

    course de côte Imerkasinina AMA

    tokony manao boky ialahy ry hents moi et le sport automobile.
  3. ragnotti

    sary CC

    aiza ny sary ry zalahy ô
  4. ragnotti

    course de côte Imerkasinina AMA

    na kouah casser-na ny ligne droite ohatra hoe asiana botte de foin amin'izay tsy lasa ambony be ny vitesse dia lasa karazana gymkhana
  5. ragnotti

    course de côte Imerkasinina AMA

    Tokony tsy misy olana aloha momba ny FJKM Imerinkasinina fa misy accès 3 amin'iny partie iny donc tokony tsy ho bloquer ry zareo sauf hoe ny embouteillage no mety hisy raha be ny mpijery
  6. ragnotti

    Les photos old rallygasy

    misy champions mbola tsy nivoaka sary ao ry hents >>>>R12 Fréres Andrianjafy! iny ny ahy no mba favoris-ko tamin'izany
  7. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    raha info azo hatramin'izao izany dia ity no rallye tena ho combat : 206 - EVO ?? (l'important c'est que 58 participe), les N12 et N10 et les autres EVO !! tena ho henjana , tokony miverina i totokely leuh
  8. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    izany hay ka scoop , donc 206 vs evo vs N12 tsy adino ny ambiny an!
  9. ragnotti

    course de côte Imerkasinina AMA

    adino kely ny hauteur caisse koa ampidinina kely raha possible
  10. ragnotti

    course de côte Imerkasinina AMA

    Yé, fa le motricité izany no pbm-ko é, lasa mi-burn ftsn le daba à chaque changement de rapport, raha misy auto-bloquant + direction assistée no tena lafatra. astuce kely ialana amin'io dia ampiakarina ny haben'ny jante, raha /15 dia atao /16 na /17, somary very amin'ny accélération fa par contre resaka motricité sy tenue de route migagner be dia be
  11. ragnotti

    course de côte Imerkasinina AMA

    ary izaho nieritreritra hoe tamin'ny week-end teo ilay cc leuh
  12. misy adino kely; nisy diane izay koa nanao course de cote fotsy mena ny lokony tena henjana, dia ny tadidiko i bain'i zzmdrt nanao course de cote tamin'ny R12 gordini dia resin'i lery ny temps ilay 309 gti izay dia tsy nandray départ intsony ilay 309 nefa ny conduite tsy mitovy mihintsy .
  13. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    tsy mahazo mijery course de cote zany no tsy mahazo mandehadeha any ny mpanao rallye
  14. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    tena milamina tsara kosa ity rallye ity ho an'ny spect an! afaka mahita SS betsaka sady mifanakaiky daholo
  15. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    io izany sujet iray manahirana mihintsy , ny interdiction tsy valable raha tsy efa tena publié sy nahazo autorisation ny organisateur, donc alohan'izay daty izay dia libre daholo ny rehetra manao izay tiany. na any ivelany aza io mbola tsy voafehy mihintsy sauf hoe anaty proprièté privée ny SS.
  16. amin'ny radio efa misy RDJ na VIVA izy izay tsy tadidiko
  17. espérons que pour le rallye asa tana y aura evo 6-7-9-10 et la 206 pour contrer les subarus
  18. pas de mot pour exprimer la satisfaction mais merci à l'organisateur , concurrents, officiels, rallygasy et les forumistes pour l'ambiance du vendredi après -m pour nous qui étaient coincé au bureau et surtout vous les spectateurs vivement le RITM 2011
  19. fa angah i Gino manao dia inona ny fiara fa tsy hitako ao amin'ny inscrit sa inscription derniere minute
  20. en principe raha efa nandefa candidature isika dia tokony ho ao satria aza isika tamin'ity efa manche de reserve donc any amin'ny FIA afrique sisa ny baolina
  21. ity comparaison kely vetivety Irina - Joda - Max 1 - jodasy matetika vao manomboka dia efa à fond , idem irina , fa par contre i ZZM mila fotoana kely vao tena chauffé 2- jodasy SS lava be ireny tena henjana, irina eo ho eo ihany, i ZZM rehefa SS lava mahavita mitana moyenne tsara ihany izany hoe mila toundè à 100% daholo i ZZM sy Irina raha te haharaka ny rythme an'i jodasy, sinon lasa izy roa lahy indray no manenjika ny rythme Joda avy eo izay tena ho henjana
  22. [Sinon ny tena Combat alo d ao @ Rallye International e : Subaru JODA + Max + TITI + KOPELA + SISSI + VAZAHA Vs MITSU IRINA + CHRI Vs C2R2MAX @ Rallye National ndray : Combat sur 1er Gpe M + M12 : Olivier Vs Nashemi M11 : KMIKAZ Vs TOVO Vs FIDI Vs NIRINA Vs LANTO ... M10 : LEGAS Vs SANG LL M9 : CARLOS Vs TEXINHO Bon Rallye à tous [/quote] izaho indray aloha mahita fa i JODA VS IRINA VS ZZMDTR no combat miady 1ére dia avy eo KOPELA VS CRI VS OLIVIER VS NASHEMY (à condition bonne prise en main) VS VAZAHA VS TITI fa ireo dia hifampitana amin'ny C2 R2 daholo dia manaraka TOVO VS KMICKAZ VS FIDY VS LEGAH VS SANG LL avy eo vao i LANTO VS NIRINA sy ny sisa .....
  23. very en terme de quantité fa mba nahazo kosa en terme de qualité ny RITM, be dia be ny antony mety tsy nampazoto ny mpanao rallye fa samy manana ny eritreriny moa!
  24. aza adino ny mamoaka ny liste eto ry zalahy ô
×
×
  • Créer...