Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

NORIZA

Membres
  • Compteur de contenus

    553
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. NORIZA

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Ho antsika mbola tsy nandoa 2é tranche t@ inscription VMRC dia mba samy miomana handoa izany fara-faha tarany @ samedi any @ contest, misaotra mialoha!
  2. NORIZA

    CONGRATULATIONS OLY ET ZO

    Triste nouvelle, toutes nos condoléances et que Dieu vous bénisses!
  3. NORIZA

    CONGRATULATIONS OLY ET ZO

    Razo a écrit:"Notre petite merveille est née à 11 H ce 18/06/13 :Emy Rajohnson pèse 2,65 kg pour 51 cm,en pleine forme.Maman se remet de sa césa doucement." Arahabaina nomen'Andriamanitra ny fara dia maroroa taiza e!
  4. Félicitations ndray nareo e!étapes manaraka ity
  5. NORIZA

    CONTEST RPR 2013

    Bravo RPR Team ,arahabaina isika rehetra nahatontosa iny contest 2013 iny,isaorana etoana ireo rehetra niara-nifarimbona indrindra ireo nanao ny ainy tsy ho zavatra, tsy omena tsiny koa anefa ireo tsy afaka noho ny antony samihafa.Misaotra eram-po,eran-tsaina ireo mpanohana rehetra tsy ankanavaka, ilay Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hitahy sy hamaly fitia antsika rehetra. Misaotra zala!
  6. NORIZA

    Rallye WRC Vodafone Portugal

    Mahereza lesy fa mitovy tsika zao ,za voa 2 es tao Hulapai nanao saut be t@ le descente iny dia nitsatoka ny lohany dia vita tsy velona intsony ny DS3 miandry an'i Herzo,Henintsoa ary Rawilf sisa
  7. NORIZA

    CONTEST 2013

    ok mety letsy io fa miandry spons sisa a!
  8. NORIZA

    CONTEST 2013

    ie aleo boucler-na avant fin du mois ny préparatif fa sao tara spons eo isika
  9. NORIZA

    Remise des trophées

    ny tsara izahay andeha dia milaza @ karl mba mora hanaovany réservation any @ fede
  10. NORIZA

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Tsy tokony tany @ réunion niaraka t@ Fédé ve ry zala dia efa niady an'izany dia nalamina arak'izay ilay izy,ny ahy aloha ny hevitro dia tsy dia tsara loatra raha any @ octobre isika vao hieritreritra organisation contest fa ny tsara dia mba vita aloha dia mba mifantoka @ Championnat amzay,ka ny proposition efa noresaiko an'i Andrinoa dia hoe aleo zala asaina mi-négoce @ Asacm virtuel raha tena ilay Avril ny daty mety aminy dia alaintsika ilay Mai dia ny Asacm vrt no lasa maka ny Octobre.
  11. NORIZA

    STABLE 2013 RPRT

    merci Mr le manager aleo tairina MP izay variana sao manadino cochage raha tsy mijery ato,izaho aloha tonga soamantsara (enfin) t@ ity semaine ity!
  12. Nahazo zazalahy kely indray ny fianakaviambe Rond point Racing koa dia arahabaina manokana ireo Ray aman-dreny niteraka nomen'Andriamanitra ny fara dia tongava taiza,tsy ampy zazalahy iray sisa dia complet ianareo mianakavy kely
  13. NORIZA

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    merci ela efa place aux jeunes izao fa ny senior aza efa nofoanana e!
  14. NORIZA

    WRC Rallye Automobile Monte Carlo

    Tena ratsy fiatomboka ny saison fa dia DNF koa aho tao @ noiker 2é boucle,tsy nahazo rythme mihitsy t@ voalohany dia teto vao nanomboka nety kanjo mafy loatra indray,tandremo zala fa tena tsy mi-pardonne ilay realistic ,niezaka nanohy satria stable koa jerena ihany ka dia tratra indray tao @ leg3 2é ES,ho bedin'ny manager Abu Dhabi izao fa dia @ manaraka manarina,asio ry zala fa dia ianareo 3 mitsam sisa no handrasana ao!
  15. NORIZA

    Don Rallyesim 2013

    hatreto aloha dia 6 isika no efa nanatitra ny anjarany tao @ QG,mbola rahampitso hariva alahady Hajax vao handalo haka ireo participation efa ao ireo ka izay mbola te hanao dia mbola afaka manatitra izany ao @ QG ihany. Misaotra antsika.
×
×
  • Créer...