Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. eritrereto anie ny tarehin'ny pilote gasy raha misy 3 lames presque miborindana amin'ny faran'ny SS tara pointage daholo avy eo
  2. dia misy actrice mitsena ilay concurrent isaky ny fin SS
  3. tokony mba natao invité vedette loeb tamin'io , angamba tena
  4. ragnotti

    Karting so6

    izay angaha moa
  5. ragnotti

    Karting so6

    Asio karting kely indray ry zalahy fa mbola ho ela ny saison rallye vao hanomboka sady hanalana ity janvier sy fevrier monotone ity ô
  6. ragnotti

    KARTING SO6

    PROPOSITION ITY Ô ASIO KARTING INDRAY RY ZALAHY DIA ATAO SYSTEME RELAIS NA OHATRAN'ILAY TEO METY DAHOLO MBOLA HO ELA IZANY MOIS DE MAI NA AVRIL IZANY
  7. ragnotti

    calendrier

    ka raha ho any afrika daholo izany joda mathieu laza freddy dia inona sisa ny eto dago raha izany
  8. ragnotti

    calendrier

    milay daholo izany zavatra rehetra rehetra izany vivement le mois de mai
  9. ragnotti

    calendrier

    Ataovy ON kely aloha ilay resaka saison 2011 sy ny calendrier ry zalahy ô
  10. ragnotti

    calendrier

    hahahahahahahahaha ialahy tena tttsss , izao simba daholo ny planning leuh hahahahhahahaha
  11. ragnotti

    calendrier

    efa misy manana info amin'ny calendrier saison 2011 ve ô ! mba avoahy eto izay manana na RSDRSK fotsiny aza hanaovana planning congé ô
  12. ragnotti

    voeux 2011

    BONNE ANNEE DAHOLO HITONDRA FAHASALAMANA SY FAHOMBIAZANA ITY TAONA ITY , Izay no izy raha eo amin'ny fiaraha - monina , fa raha amin'ny rallye indray DIA HO COMBAT BE FOANA ANIE NY RALLYE , ARY MBA HO BETSAKA KOA NY HIVERINA SY NY VAOVAO HANDRAY ANJARA ho an'ny be vazivazy indray dia hoe ENGA ANIE ITY TAONA ITY MBA HO PROBLEME MORA VAHANA DAHOLO NO HISEHO
  13. ragnotti

    CHRONOMETRAGE

    nijerijery tamin'ny internet dia mahita fa à partir 300€ ka hatrany amin'ny 1000€ ny vidin'ny chrono iray, plus izy moderne plus izy lafo donc afaka misafidy tsara arak'izay tratran'ny budget
  14. ragnotti

    CHRONOMETRAGE

    ny solution tsara indrindra aloha dia ny cellule, solution hitadiavana fond indray aza no proposer-na, 1- soit manao ohatran'ny nataon'ny asacm manao karazana manifestation mba ahazoana vola (soirée, competition , ........) fa miaraka manao daholo na ny club na ny fédé 2- na koa mijery spons dia atao partenaire mandritra ny saison iray manontolo . rehefa atao ny kajy tsotsotra dia tsy mahavita hafa tsy 8SS isika journée iray donc 10 chronos imprimantes dia efa ampy raha rallye izany mbola proposition daholo izany
  15. ragnotti

    CHRONOMETRAGE

    ilay resaka penalité kouah hitako mafy ihany, hoy i jackpot zay hoe any anaty SS no rallye fa tsy ambony latabatra. ohatra hoe ahena ny penalité resaka départ anticipé sy izay mifandraika amin'izay:ohatra hoe 5s de penalités par seconde anticipée, mino aho fa tsy hisy hanao départ anticipé plus de 2s kosa angamba aloha raha tsy hoe fanahiniana mihintsy, mora anie tsinona ny milaza hoe nanao départ anticié ilay concurrent rehefa any anaty SS any e! dia eo koa no ilaina ilay olona manao controle hoe tena zay tokoa ilay fait na CHD io na CHV. izy ity mampisy disadisa foana hatramin'izay fa tsy aleo ve hijerevana solution une bonne fois pour toute dia milamina tsara ny fijeren'ny rehetra
  16. ragnotti

    CHRONOMETRAGE

    solution iray sahady ireo, fa raha toa ka budget no olana dia ity ny solution proposer-ko amin'ny presisdent asa tana : - asaina mandray anjara ny club amin'ny controle au départ sy CHV, ary manao sonia miaraka amin'ny officiel - zaraina amin'ny isan'ny club ny SS dia amin'izay vitsy ny olona tadiavin'ny club - en cas de litige entre CHV et STOP dia ny CHV no en vigueur - désigné quelqu'un qui sera habile à faire des constats au départ et au CHV - communiquer-n'ny club amin'ny remise numéro ny anaran'ny controleur-ny - mettre tous ça par écrit mbola afaka halalinina ireo fa proposition fotsiny aloha ny tena tsara aloha dia ilay cellules na transpondeurs (10 unités dia efa ampy)
  17. ragnotti

    CHRONOMETRAGE

    marina aloha fa question budget fa tokony asiana ezaka kely ihany kouh, déjà isika efa handray manche champ d'afrique , io anie ilay lazaiko hoe rehefa tsy ampy ny budget dia ilay processus de chronométrage mihintsy no tokony asiana refonte, dia ny fomba hanaovana controle no mba atao betsaka afaka miantso ny club izy amin'io ohatra raha resaka olona no olana, ny concurrent efa mba manao effort tsy mandray prime sy mi-investir amin'ny matériel dia mba tokony misy geste kely ataon'ny fédé recours amin'ny malalatanana koa anie azo atao e!
  18. ragnotti

    CHRONOMETRAGE

    Izaho ry zalahy mba te hi-souleve point iray atao ampandrosoana ity sport tian-tsika ity, ho anareo izay akaiky ny fede na koa president -na club, tokony mba manao ezaka ny fede amin'ny resaka chrono , ny parc eto amintsika efa tena tsara tokoa ka na atao aza hoe mbola tsy takatra ny chrono efa tena moderne dia mba ny processus- n'ilay resaka chronometrage mihintsy no tokony havaozina tanteraka, ny moyen de controle , ny olona habilité miprononce decision iray momba ny concurrent (oh: départ anticipé) na koa correction -na temps fin SS mba hanatsarana zavatra sy ampisy tsirony kokoa ity sport tian-tsika ity
  19. ragnotti

    rallye des letchis tamatave

    ny tena mahafinaritra koa izao dia ny valse automobile eto amintsika betsaka ny SSDRSK mandeha amin'ny fiovana fiara eto an-toerana ankoatran'izay efa nilaza amin'ny fomba ofisialy
  20. MERCI AMIN'ILAY SARY Ô RAHA MISY HAFA KOUAH TSY MANINONA
  21. Ato rehefa clicker-na zany eo amin'ilay hoe ato dia lasa any amin'ny présentation nouveau membre leuh
  22. ragnotti

    rallye des letchis tamatave

    TOA TENA TSY MISY VAOVAO AVY ANY TAMATAVE TOKOA LEOUAZA
  23. ragnotti

    rallye des letchis tamatave

    en tout cas 2011 sera très inter vu les voitures qui vont arriver et qui sont déjà sur place , à noter qu'à part zzm qui sera avec une nouvelle voiture il y aura un autre pilote déjà connu et que nous attendons tous sa prestation sur 4RM qui sera bien évidemment sur 4RM l'année prochaine mais je laisse le soin à l'intéréssé d'annoncer la nouvelle d'ici qq temps
  24. ragnotti

    rallye des letchis tamatave

    ny tsara dia aleo lafo ny evo 9 dia na miova evo 9 na 10 i 58 mety daholo fa amin'izay misy betsaka ny marque hi-contrer subaru déja tamin'ilay rallye asa teo efa gaigy be ilay rythme koa vao maika mitombo ny mitsu manao
×
×
  • Créer...