Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    mba asio GH sy PO ato ho an'izay manana hanomanana ny fijerevana rallye ry zalahy
  2. ragnotti

    WRC 2012

    pas de Seb chez nous! merci! nefa raha competitif tsara ny VW dia i Ogier no pilote sur aho fa sahirana tanteraka Citroen, na koa raha lasa ford i lery
  3. ragnotti

    WRC 2012

    [quote="Soafikov"] ho an'ny citroen efa ok ny pilote fa i Ogier no mbola en discussion amin'ny ford sy VW
  4. ragnotti

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    Zo-Jackpot, tena suspens jusqu'à la fin an. In ny vam amin'io?[/quote] Lancia delta Gr N - BMW 325 IX Gr A - Nissan sunny Gr A
  5. ragnotti

    WRC 2012

    ka zay lé erreur, ny fiabilité "TSY fotsiny" izaho mahita hoe ilay fiabilité efa ao ihany satria i Latavala rehefa tsy manao betise dia tsara foana ny résultat fa i Hirvonen no tsy maharaka an'i Seb anankiroa sy latavala
  6. ragnotti

    WRC 2012

    hita tamin'ny fahitalavitra any ivelany fa ny fitadiavana pilote no tena mahafotaka koa izao, OGIER , MIKKO, samy be mpikitika daholo i P SOLBERG miady mba ho lasa pilote officiel ny ho pilote ny Polo koa ....... :
  7. ragnotti

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    Sao dia efa misy manana parcours sy GH any fa toa efa mahita aho atsy ambony atsy hoe SS1 andohatapenaka
  8. ragnotti

    RSDRSK

    mbola misy duel JODA - LAZA kah
  9. viens tenter l'expérience de courir sur la terre à Madagascar , il y aura la manche africaine chez nous le 25 -26-27 Novembre
  10. espérons au pire on aura un duel joda - laza
  11. espérons que Mathieu sera de la partie, sinon ce sera toujours intéressante de voir les N16, evo 9-10 et les autres subarus
  12. même si j'admire les finlandais je crois que Loeb est bien placé pour remporter le championnat, par contre s'il abandonne alors la Hirvonen est un sérieux prétendant par contre Ogier sera limité sur la position de Loeb étant N° 2 chez citroen dommage
  13. ny ho champion aloha mazava fa i rauten sy whyte no hiady fa par contre ny place vice champion no tsara jerena koa raha toa ka lasan'ny rauten ny championnat satria raha voalohany i joda ka tsy tafiditra ao anatin'ny 3 premier i whyte mety hafahafa ny calcul nefa i Freddy tsy azo ignorer-na sy izay afrikanina hafa ho avy eo (dethise - ry bukera ry fredddy ........... ) mbola afaka miady vice champion daholo ireo mathematiquement donc
  14. Whyte efa niteny tany aloha tany hoe ho avy aty Mada izy donc vivement le RIM
  15. ragnotti

    ABANDON ES 1

    diso indray ny emoticones lasa leuh HAHAHHAHAHAA ptchinois kay mbola nahavita SS1 16mn
  16. ragnotti

    ABANDON ES 1

    valo sahady izany no niala raha azoko tsara legah-daddy-luc-tahina-nirina-ptchinois-nirina(106)-calvel
  17. ragnotti

    ES vontovorona

    ça va tsara ny combat amin'ny rallye hatramin'izao 58 devant max pour 3s, tovo aloha no voalohany amin'ny 2RM ho hita eo ny temps Dany
  18. ieuh izy mihintsy fa mbola SSDRSK io aloha hatramin'izao!
  19. SSDRSK fotsiny hoe tokony manao daholo ny ténors rehetra aloha Max , 58, ice man, titi, nashemy, oely, sissy (apparemmenr resolu ilay resaka douane sy gasy net), sub ex - sissy (i Pao hono no hitondra azy ??????????????), irina, tovo, dani , legah, marc.........................
  20. ragnotti

    ARC 2011

    Ireto avy ny manches Conférence Sud : Zimbabwé / Afrique du Sud / Zambie / Madagasacr raha izao anie izany dia manana interet ry zalahy hanao ny manche roa farany, mety ahita S2000 ihany izany leuh:cheers:
  21. tsara kosa izany traçé izany kouah, na efa manana avance aza ny voalohany dia mbola tsy maintsy miattaque ny dimanche:cheers: amin'io
  22. ragnotti

    rally of tanzania

    raha tsy misy mi-abandonne ny 3 voalohany amin'ireo manche farany dia tsy maintsy aty dago no ahitana izay champion d'afrique:bounce: na koa hoe izay be point tsy manao manche iray dia aty no mamarana azy, izay cas eventuel an'i rautenbach sy whyte:flower: ahita S2000 zany
  23. ragnotti

    rally of tanzania

    ]refa aeto dago ange peu importa la place de jode 1er 2è 3è 10è fa refa tafiditra alohan'ny pilote ARC diua izy no voalohany amin'ny ARC [/quote] marina ny an'i M6 fa na izany aza sur fa na ny combat entre ry zalahy manao ARC aza ho henjana dia tsy maintsy hiezaka ny hanaraka ny rythme ny bandy eto koa ry zalahy
  24. ragnotti

    rally of tanzania

    ny tsara amin'i Joda sy rila dia ny manao ny manche ambiny rehetra satria James whyte sy rautenbach tsy hanao rwanda donc afaka mirattraper kely ny retard i lery dia combat be aty dago miaraka amin-dry Max sy N58:cheers:
×
×
  • Créer...