Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. mba asio sary insolites na crash ato amin'ny site raha mety ry zalahy fa aza atao an'ilay mampatahotra fotsiny
  2. ragnotti

    ASACM / DZAMA SPORT

    marina tokoa izany fa tena tsara iny opel iny, normal i Rase raha nitsoraka fa mantanjaka iny nefa i lery tsy ampy prise en main, ho hita eo izay ataon'i leiry amin'ny SRK, i Patou efa mety ihany fa ho hita eo ny evolution-ny leiry, ny clan sub aloha dia tena combat e!
  3. ragnotti

    ASACM / DZAMA SPORT

    sao dia ilay fiara no tsy mahatanty rehefa gindraina be, tamin'ny 1ére sy 2éme journée, tsy maharaka ny tadiavin'ny pilote atao ilay fiara. ohatra i mathieu, nisy pépin ihany ry zalahy tamin'ny farany fa voagidra loatra ilay fiara, on verra au prochain rallye
  4. ragnotti

    ASACM / DZAMA SPORT

    ilay team SO 6 moa tsy fantatro ry zalahy fa ny hitako dia ny fiaran'i Laza misy ilay logo, tena mila vam vaovao i mathieu fa tsy ampy an'i leiry ilay 205, na 2 roues matanjaka noho le 205 dia efa mety aminy(motera kit car ilay 150cv hono iny) , na manova motera 2.0l 16 i leiry
  5. ragnotti

    ASACM / DZAMA SPORT

    mba ohatran'ny ahoana ny prestation-n'i Toto la glisse ry zalahy avant sortie, à fond foana sa calme
  6. ragnotti

    DZAMA SPORT 2008

    mahafinaritra fa vita tsara ny rallyeDZAMA 08, fa fanamarihana kely fotsiny, momba ilay SS amin'ny alina no tokony asiana fanaraha-maso ny sécurité na raha tsy izany dia aleo tsy asiana raha mananosarotra ny sécurisation ny concurrent satria zavatra tsy misy dikany dia mahatonga dégats betsaka, tsy dia tsara ho an'ny sport e!
  7. ragnotti

    LIVE RALLYGASY

    misaotra e! lazao ihany raha misy lera poinssa analakely zany hariva
  8. ragnotti

    LIVE RALLYGASY

    ahoana ry zalahy misy ihany ve ilay présentation ny équipages androany hariva eo analakely dia amin'ny firy misaotra e
  9. ragnotti

    PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008

    salut daholo ity ary ny pronostic dazama sport 2008; asio commentaires e! 1- LAZA, 2- MATHIEU, 3 - SISSY, 4- DANI, 5- MAMIKELY na koa ity 1- LAZA, 2- MICKAEL, 3- MATHIEU, 4- DANI, 5- SISSY aleo mahita an'i toavina sur terain vao miteny fa tsy mbola fantatra tsara i leiry
×
×
  • Créer...