Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    Seb # Seb

    amiko indray aleoko i Loeb no tokony mandeha any amin'ny ford dia Ogier Citroen ihany fa i Latvala no VW fa tena mety ho
  2. ragnotti

    Seb # Seb

    ny fahitako azy koa dia mety tsy dia sahy hiova team marina i Loeb fa sao tsy compétitif izy any no ilay team raha vaovao dia mbola hanao developpement dia lasa ataon'i Ogier fotsiny, déjà aza izao efa tena à 150% i lery nefa fiara mitovy donc raha vao fiara eo ho eo ihany dia tena tanteraka
  3. ragnotti

    RSDRSK

    combat tsara izany championnat izany , fa na i Dany sy Tovo aza mbola afaka miady tsara raha ohatra ka miabandonne i marc sy legah pendant 2 rallyes:scratch: , fa ny tsara aloha dia ny mijery an'i Legah sy marc samy tsy misy hanaiky ireo mantsy sady samy fiara fiable
  4. toa tena voa mafy i Max leuh (crevaison, transmission, retard pointage ........
  5. ôôôô efa manomboka migerer course i Laza ô tena tsy hay fa K.O total i lery avant rallye:scratch:
  6. malgré l'état de santé de Mathieu je crois que c'est normal (sous serum 1 jour avant le rallye et a failli ne pas prendre le départ)
  7. même temps pour laza et mathieu 2.03
  8. surtout pour Mathieu , j'espére qu'il a bien récupérer toute la nuit
  9. Tokony efa vita ny VA/VT izay angamba, ny clio an'i herizo afaka manao indray fa efa vita:study: izay no azo tamin'ny SMS aloha hatramin'izao i N58 no comment hoy izy , hiady izany ny baolina koa inona 14H ny SS1:bounce:
  10. MMMEEESHHIII EM6:flower: miandry ny rallye live izany sisa e!
  11. ô ry zalahy amin'ny SMS aho mahita hoe laza forfait nefa amin'ny rallye gasy milaza hoe sur evo X:?:
  12. rallye amin'ny septembre efa manao hono e! efa ao ny fiara fa tsy mbola vonona hono, mila minimum de préparation ihany na dia efa pret aza.
  13. tsara kosa zany raha hanao i Dani kleuh, combat indray i Tovo sy Dani raha izany dia manisy 4RM izay taraiky ao , ATAOVY TSARA NY LIVE RY ZALAHY HO ANAY TSY ANY Ô
  14. ny tamin'ny SMS dia , SG LL - Maurice (mr le maire) - MAX - FRED dia zay ihany:bball:
  15. tsy manana liste ny inscrit aho fa ny SSDRSK no mampitaintaina , ny N15 i sissy toa mbola ao amin'ny port tamatave asa izay raha ho tafavoaka amin'ity herinandro ity, dia ny combat subaru VS mitsu, combat 2 RM, tovo , legah .....,sy ireo hafa be dia be fa tsy voalaza ato daholo ô
  16. ny live amin'ny net atao tsara ry zalahy fa izahay tsy afaka ny hijery any janga ô , nefa ny plateau tena FFFFFFIIIIIIIIIIIIOOOOO
  17. tsy hoe lasan'i Belazao fa lasa piloten'i lery i belazao , tsara ho hita kosa aloha io retour io par rapport tovo et autres ....wait and see! fa hanao janga nga r lerony izay lesy no tsy aiko raha hanao janga ry lerony:afro:
  18. VOUS ETES LA BIENVENUE POUR QQ MANCHES TERRE A MADA
  19. tsy hoe lasan'i Belazao fa lasa piloten'i lery i belazao , tsara ho hita kosa aloha io retour io par rapport tovo et autres ....wait and see!
  20. ragnotti

    Pearl Of Africa Uganda Rally

    [Cette citation est également dédiée à nos autres pilotes, en général, et à Zazamaditra, en particulier, que, nous, fans, espérerons revoir courir à l'extérieur pour défendre nos couleurs dans un avenir que nous souhaitons très proche.[/quote] aza matahotra fa minoa fotsiny
  21. fa tsy ny contraire-ny zay veu l'ty euh non, plus rigide ny susp plus mikorisarisa sy misautesaute au moindre boss ny fiara fa plus izy souple plus épouser-ny tsara ny terrain donc mila hita ilay compromis zany vao mahazo ny grip tena tsara izay casse tete sisona indraidray ny mitady azy
  22. ity vao hoe tratran'ny corde jodasy i jodasy leuh:lol!:
  23. prepa gasy fa ohatran'ny ça va ilay preparation, ny hamafiny no hita eo amin'ny rallye
  24. nefa tena ny trajectoire tena ao tsara mihintsy dia ilay attack koa tena ao tsara fa tena izay tokoa ilay hoe patsa iray tsy omby vava, fahitako azy ohatran'ny somary souple ny reglage ny suspension, fa raha somary dur iny dia nisautesaute fotsiny ilay fiara fa tsy nivadika:afro:
×
×
  • Créer...