Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    WRC 2013

    ce sera dans quelle catégorie
  2. ragnotti

    WRC 2013

    il est chanceux S Loeb, mais je vois d'ici que les Ogier, hirvonnen, sordo et latvala ne vont pas lâcher prise facilement pour aujourd'hui
  3. ragnotti

    WRC 2013

    Loeb VS Ogier esperons le jusqu'à la fin du rallye
  4. mba asio resumé kely ato ry zalahy hoe iza no nijanona dia naninona
  5. ragnotti

    Rallye ASA tana 2012

    felicitation BOOM - BERTHIN izay tonga rehetra spectacle nataon 'i Mathieu sy laurent
  6. ragnotti

    Rallye ASA tana 2012

    ary mba naninona ny equipage sasany no tsy hita GGB - Tahina - Hery be ........
  7. ragnotti

    Rallye ASA tana 2012

    asio live ry zalahy ato ho anay tsy afaka mijery
  8. ragnotti

    Rallye ASA tana 2012

    ny hita eny ho eny dia ho betsaka ny fiaretan-tory amin'ny préparation ary tena samy miketrika zavatra daholo
  9. ragnotti

    Rallye ASA tana 2012

    le rallye s'annonce chaud pour ce week end
  10. ragnotti

    Rallye ASA tana 2012

    eh ben ! tout le monde est en pleine préparation! vivement jeudi
  11. eo am lé 2 hitako hoe Boom Kopela Olivier Dia GGB (pour l'instant) Hery B ndray catégorie hafa sa ve diso za?? dia rah aizay indray dia tsara ampiana an'i Tonio izany GGB VS TONIO VS HERY BE
  12. ny ahy tsy pronostic fa analyse simple fotsiny 1 - mathieu VS joda aloha dia sur fa tena ho henjana 2 - boom VS olivier VS kopela VS GGb VS Hery be ireo no manaraka 3 - M12 sasantsasany (ohatra: Tiana - tity - tahina) miampy an'i Tovo sy Dany dia avy eo ny sy ny eny amin'ny bord
  13. ragnotti

    6EME RALLYE DZAMA EVENT

    merci amin'ilay recit an'ny sasany indray ô
  14. ragnotti

    6EME RALLYE DZAMA EVENT

    tsy aiko na izaho irery no tratra fa misy message hoe "internet explorer ne peut pas ouvrir rallygasy.com" dia tsy mety misokatra mihintsy nefa ny mrally mandeha tsara alefaso eto ry zalahy ny liste ny engagé ô
  15. ragnotti

    Rallye FSAM 2012

    fa tena henjana ilay trajectoire mbola henjana i Joda
  16. ragnotti

    rallye 11-12 Mai #1#

    tsy mandeha ilay live ô
  17. ragnotti

    rallye 11-12 Mai #1#

    aza malahelo fa au moins mahita joda VS roi lion, fa ny tena combat koa Nashemy - GGB - olivier - kopela - Cri - titi tsy maintsy tonga dia à fond foana adino kely BOOM sy Hery be koah
  18. ragnotti

    rallye 11-12 Mai #1#

    aza malahelo fa au moins mahita joda VS roi lion, fa ny tena combat koa Nashemy - GGB - olivier - kopela - Cri - titi tsy maintsy tonga dia à fond foana
  19. ragnotti

    rallye 11-12 Mai #1#

    eto ihany ô ,
  20. ragnotti

    rallye 11-12 Mai #1#

    Evo 9 Tsiresy efa hita vonona tsara ery androany, manao ahoana ny sasany Sub N10-12-14 , GC8, Evo 9 ggb............
  21. ragnotti

    GP CHINE

    combat assuré dem rosberg-schumi-koba-raikko ny ao aoriana adala be daholo button-webber-hamilton-perez-alonso
×
×
  • Créer...