Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    Essai Radom-Damix

    tonga dia any amin'ny Big lety mandeha
  2. ragnotti

    photo

    MERCI
  3. ragnotti

    photo

    Fa tsy maintsy héberger na amin'ny site d'hebergement d'image aloha ny sary!!! ity no ampiasaian ttttsssss tena izany tsy fantatro leuh, azavao tsotsoment hoe M6
  4. ragnotti

    photo

    ahoana ny fomba fampidirana sary ato fa toa tsy mety tafiditra ry zalahy
  5. ragnotti

    Ames sensibles s'abstenir

    ary maninona moa ra 3 lames manao maillot string 2 piéces no apetraka alohana virage iray dia ho hita eo ny résultat
  6. ragnotti

    calendrier

    ilay voalohany izany efa sur fa slalom fa tsy rallye, juin vao manomboka ny rallye
  7. ragnotti

    calendrier

    opel (astra haja D)==> otrany itako tanaty P.A Midi M/car tany a otrn efa mila mise à jour be zany analysen'i Hirvo zany an. Donne efa tam janvier ireo Haja D sur subaru GC8 Nioto sur GrN.... voir aussi les nouveaux venus : Lavasanga (mbola tsy azo lazaina ny anarany hihihi) sur Toyota M12, Yu sur sub GC8, Herizo sur Clio N3,... mety tsara izao kah amin'izay manao mise à jour izay manana info vaovao
  8. ragnotti

    calendrier

    izaho aloha mahita fa na eo aza ireo manao any afrika dia tena ho henjana ny saison 2011 amin'ity statistique kely vinaninany SUBARU N12 : 04 (ex sissy, hery be, tity, kopela) SUBARU N15: 01 (sissy) 02 fin de saison (rila et Joda) SUBARU GC8: 04 (mamy, ex kopela, Kmickaz, ex- max à cfm) NISSAN SUN : 02 (danny - nioto) MITSU EVO X : 01 MITSU EVO 9 : 02 (Max et N58) MITSU EVO 8 : 01 (Cri) MITSU EVO 6 : 01 (N58 senior) 2RM: Clio (tovo, fidy, Tax???) Honda Civic opel (astra haja D) 205 (Legah - Sang LL- boom?????) sy ireo golf (IV, III, II, I) sy ny 205 hafa tsy voalaza mbola tsy ampy be dia be io ry zalahy
  9. ragnotti

    calendrier

    mety N12 angamba izany fa raha ilay N15 na N2010 dia + de 100 M€ ny vidiny satria fiara vaovao ny base alaina préparer-na
  10. ragnotti

    calendrier

    hay 4 ndray zany ka tsy lay olona fantratra ela lay fantatro zany an.....hisy tsy ho tia an'206 roi lion zany mitsy fa na n2010 na ds3 r3 DS3R3 izany koa izao mety ho tsara
  11. ragnotti

    calendrier

    2 ihany ny N2010 fa ilay olona fahatelo misalasala entre ny sub N12B prodrive sa 206 ex roi lion, tsy hoe faly manao akamantatra aho fa rehefa miresaka ry zalahy dia hoe aza amparitaka loatra aloha fa aleo ho surprise
  12. ragnotti

    ARC 2011

    MIJERY RALLYE ANY KENYA IO IZAO NO TENA TSARA izaho efa partant aloha amin'io an!
  13. ragnotti

    calendrier

    ny sasany amin'ireo SSDRSK ireo aloha efa tena ok daholo, izay ilay lazaiko hoe manaova paparazzi eny ambohibao eny dia ho hitanareo, fiara roa no tokony ho tonga eny amin'iny toerana iny ny anankiray efa ato ho ato
  14. ragnotti

    calendrier

    NISY GAZETY IRAY ANDROANY NILAZA HOE NANAO ACQUIQITION NY SUB EX-MAKINEN I RILA SY JODA RESTE A SAVOIR LAQUELLE
  15. ragnotti

    calendrier

    fa misy inona moa amin'io
  16. ragnotti

    calendrier

    raha tsy misy ny fiovana dia afaka efa J-30 eo ho eo ny rallye voalohany
  17. ragnotti

    Calendrier WRC 2011

    surtout à la fin je crois que sur l'asphalte Loeb sera plus rapide qu'ogier et de même pour Finlande.
  18. ragnotti

    Essai Radom-Damix

    ko elah ian no nilaza fa tsy maintsy miandry ny RB mivôka vô afaka mamoka ko mbô asio avant impression kely ho an' ny forumiste ô
  19. ragnotti

    calendrier

    ny tsara dia ny manao paparazzi ihany miaraka amin'ny sary, amin'izay tsy misy hoe ialahy indray no namoaka an'io nefa hoe atao surprise
  20. ragnotti

    calendrier

    marina ny an toi tsi2... Efa vita ny e! Tsisy SSDRK zany eto. Hery B ny naazo any SUB Rila tsy misy SSDRSK ireo fa sansiré fotsiny efa ok daholo fa aleo ny tompony no iseho sô izaho indray no mahazo eo
  21. ragnotti

    calendrier

    ny sub GC8 kopela kouah niova toerana, dia misy sub N14 sa N ??? henjana koa toa ho avy, misy koa ireo 2RM hafa ho avy koa evo 9 MAX efa ao anatiny izany rehetra izany.... Kmkaz koa efa mipréparer sub
  22. ragnotti

    Essai Radom-Damix

    ka elah zao no efa manana info eo ka alefaso ary alou ny aperçu -n lah leuh ; fa any @ fb any ko nge misy aperçu fôna an eny amin'ny lalan'i aéroport eny ô
  23. ragnotti

    Essai Radom-Damix

    resaka paparazzi ihany , ity misy soupapa kely aza efa tokony ho tonga any ny fiara iray izay ho favoris amin'ity saison ity ôôôô anjaran'ialahy isany ny maminany
  24. ragnotti

    Calendrier WRC 2011

    ialahy l'ty tena
  25. ragnotti

    Essai Radom-Damix

    Ô ry zalahy mba asio aperçu avant impression ihany ho an'ny bandy eto
×
×
  • Créer...