Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. TRKBL_ON le izy ary toundé tao janga no niditra t@ sambo de toundé miandry n ralls any an TRKBL_OFF Sissy efa sur fa manao any majunga dia ilay sub -ny taloha koa fa pilo vaovao, miampy an'i sub legacy kmickaz, Max, SGLL ............., ny fiara hanao any aloha mafimafy daholo
  2. ragnotti

    ARC

    ka ny tsara raha izany dia manampy rallye iray ankoatran' ny efa ao anaty programme sinon lasa mihena be ny chance amin'ny championnat ho an'i JODA sy RILA, sinon atao daholo mihintsy ny ambiny amin'izay misy marge kely rehefa eto amintsika surtout raha hanao aty Dago i Whyte sy Rautenbach
  3. ragnotti

    Pearl Of Africa Uganda Rally

    Ho lasa acteur amin'ny malok'ila 10 izany i Joda sy RIla koa inona
  4. ragnotti

    Volant momo urgent

    partageons la passion avec les sôsy
  5. ragnotti

    RSDRSK

    SSDRSK nandeha teny ho eny dia hoe efa eny ambony sambo hono ny N14 i Sissy, dia mano rallye majunga, dia ilay olona nahazo ny sub-n'i lery taloha hanao majunga , WAIT AND SEE
  6. ragnotti

    Rally Safari Kenya 2011

    JODA 3éme à 7s de Rautenbach
  7. ragnotti

    Lalao baolina kitra ...

    izaho tsy milalao virtuel fa mazoto aho raha hilalao baolina
  8. tena midomine mathieu hatramin'izao aloha , combat irina - laza no tsara jerena
  9. iza no mety tsy handray départ sa mbola tsy hay, fantatra fotsiny hoe nisy sub iray nanao essai dia toa nisy blem fa hoe izay io sub io sa tsy izay ve ???
  10. mety diso ry zalahy fa nataony copie coller tamin'ilay taloha io fa vao mandalo ny ouvreuse dia mikantona amin'izay ny lalana ny dikan'iny donc 00 izany efa fiara mandeha mafy
  11. , i mô koa tena hamely mafy amin'ity fa efa vonona tsara mihintsy ny sub
  12. fa tena course koa ilay izy ho an'ny mpijery an, M6 alefaso eto ihany ilay guide raha mety ô
  13. ho atomboko izany ny pronostics na vinavina : mazava aloha fa ny combat voalohany dia MAX VX N58 dia avy eo ny 4 roue rehetra combat daholo fa ny tena ho miady dia i mamy kely sy olivier dia manaraka ny ambiny, ny M11 koa dia tena fffffffiiiiiiiioooooo ho combat izay hisisihan'i legah ho hita eo ny eny an-kianja
  14. ilay ES vololomborona moa izay aiza marina fa io tratra raha vao mirava toundé any
  15. vinavina kely aza: mamy kely, sub ex sissy, fidy anjeva, toyota gerald, Tx ?? sa Boum???, ........
  16. ragnotti

    Mrallye

    ary lasa niova ny présentation-ny forum , aza adino ny live ry zalahy fa ny anay ny côzé diso date ô
  17. raha mahazo 30 eo ho eo ny engagé efa tena tsara be, mamely mafy ny crise, ny sur aloha dia ny fiaran'i max irery no tonga fa ny ambiny mbola tsy misy eo aloha, miandry ny confrontation N58 VS MAX izany
  18. hanomboka amin'izay ity ry zalahy, miandry ny wawawaw sy ny paparazzi manadra-pahatongan'ny rallye zany
  19. ragnotti

    rallye juin

    ôtrany fa mba manontany confirmation alou sô dia niova koa! N2010 hono foana moa izany ny tsy hay dia hoe efa eto sa mbola eny ambony rano sa ambony ny rivotra ny fiara izao ny tena sur aloha dia ny an'i MAx no efa tonga
  20. ragnotti

    rallye juin

    manomboka mivoaka tsikelikely izy izany , ny vaovao momba ny fiaran'i Sisssy izany sisa no andrasana hoe efa tonga sa tsy , ny an'i mathieu efa ao tamatave, donc efa azo ho atomboko indray izany ny pronostic
  21. ragnotti

    Rallye reunion

    mampihomehy ahy mihintsy lty lesany ireto ka aza manoratra hono rehefa tsy misy soratana hahahahahahahahha
  22. ragnotti

    rallye juin

    hihihihi ... de vôtery oe hingitrika 2 jours be zao ve leuh tena tssss nefa ilay vendredi tena ça va an
  23. ragnotti

    Rallye reunion

    261 cv boite sequentielle io an pour une atmo 4 cylindres c'est ouf comme puissance, ataotsika zé atongavan'an io eto au moins pour 3 rallyes fa tsy maintsy manova configuration ny train avant complet raha hanao terre aty kouh , sinon toujours tout droit
  24. ragnotti

    rallye juin

    ohatran'ny hafahafa ihany ilay rallye manomboka jeudi an! diso kely ny fakana congé leuh
  25. ragnotti

    Reco sur google earth!

    confirmé ihany ve ny participation Joda sy rila amin'ny ARC juin izao ry zalahy toa tsy misy resaka sa efa niabandonné-na ny projet dia MRC indray no tanjona
×
×
  • Créer...