Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    GP CHINE

    EL 1 - EL 2 en forme tsara i hamilton fa saingy pénalisé 5 place, combat red bull - mc laren aloha dia tena ho tsara ferrari somary ecarté fa asa izay magie ho ataon'i Alonso, ny lotus koa eo ho eo ihany ho hita eo ny qualif rahampitso maraina
  2. ragnotti

    Saison F1 2012

    [quote="td6patrol"]lasa indray izany ny gp chine e! asiana pnonostic kely aza, ireto ny ahy ny 5 voalohany: Vettel - hamilton - raikkonen - alonso - button na koa hamilton - vettel - button - webber - alonso
  3. ragnotti

    MRC 2012

    moyenne longueur ES 90 km
  4. ragnotti

    MRC 2012

    SI ça s'avère véridique, je me demande ce qui est passé dans la tête du proprio de la N16... Tsy dia logique loatra... aza adino fa ny N16 mety mbola sous douane amin'izany
  5. ragnotti

    Saison F1 2012

    raha ohatran'ireny foana ny GP dia tena mahafinaritra ny mijery azy suspens hatramin'ny farany. izaho mahita fa raha tsy voadona i Vettel dia sur fa tratrany i hamilton izay mbola miconfirmé ny lazaiko tany aloha hoe rehefa en course i lery ohatran'ny tsy dans le coup mihintsy fa qualif ihany no mazana flower:
  6. ragnotti

    Saison F1 2012

    raha mahita solution amin'ilay resaka pneu mora midegradé i mercedes dia tena ho combat be mihintsy marina, ho hita eo aloha ny qualif rahampitso
  7. ragnotti

    Saison F1 2012

    hafinaritra ny grand prix de malaisie amin'ity fa miady tsara essaie libre 1 tamin'ny maraina teo hamilton - vettel - rosberg- msch - gros jeans - webber - raikkonnen ferrari mbola tsy dans le coup indray 13 sy 15 éme ny eo ampovoany koa miady tsara williams - sauber - torro roso - force india
  8. ragnotti

    MRC 2012

    ssdrsk ag FSAM>> "mpanjakan'liona" en personne nilaza fa mbola ao ny 206 !!! ny tsara hofantatra dia hoe hanao rallye sa tsy
  9. ragnotti

    Saison F1 2012

    ok raikitra izany thomas
  10. ragnotti

    MRC 2012

    fa tsara asiana rubrique iray momba ny F1 ihany ato
  11. ragnotti

    MRC 2012

    Zà mirevy F1 fa tsy maharaka fa WTCC sy FIA GT koa tena tiako +1 amin'ilay F1 , tsara aloha rehefa miady ny course fa mba tsy midomine be intsony ny Red bull, ferrari tsara miakatra kely, dia lotus koa mila constance, hamilton mampanahy rehefa course fa mitady tsy dans le coup par rapport amin'i Button, en général nahafinaritra iny GP australie iny amin'ny week end izao indray ny fotoana
  12. ragnotti

    MRC 2012

    ny tsara amin'ny Joda sy Laza ary Max dia mitondra fiara moins puissante noho ny plateau izay misy amin'izay tena
  13. ragnotti

    MRC 2012

    TD6>>>>ilay hoe Ryan nahazo ny 205 berthin izao mbola vaovao be mihintsy
  14. ragnotti

    MRC 2012

    vaovao efa ela be izany GGB sur evo 9 izany fa tara kely nareo ô sinon 2012 sera une année que 2011
  15. ragnotti

    F1

    maninona ry zalahy raha mba asiana resaka F1 kely koa ato , sport mekanika mahafinaritra koa io sady misy azo hanaovana discussion tsara entre passionné
  16. ragnotti

    Voeux nouvelle annee 2012

    BONNE ANNEE RY ZALAHY HO SALAMA TSARA DAHOLO DIA HO TANTERAKA DAHOLO IZAY IRIANA
  17. ragnotti

    MRC 2012

    Milay kosa aloha raha misy S2000 zany eto, ary milay koa raha miverina ny 206MRC dia enga anie ka ho fiable ihany koa ny SEAT Ibiza M2000 (moa izany? ) amzay toundé ny saison. Irariana koa ny hanaovan'ny pilote tsirairay saison feno. Pour une fois mba hoe reunis daholo ny pilote rehetra ( Joda, Falibe, Mamy Kely, Laza, Mathieu, Zo, Gino, Hery Be, Kopela, Mo, Boom, Tax, Irina...) pendant une saison (le championnat aurait de la gueule non?) Maninona moa raha hoe manao daholo izy 4 favoris (JODA-LAZA-MAX-ROI) na sinon tonga dia tsy miaraka manao koa na koa hoe manao amina vam moins puissante (oh tamin'ny Max nanao tamin'ny 205) fa amin'izay tena sur fa milay be ny championnat
  18. ragnotti

    MRC 2012

    raha sicam tokoa ve moa no iantoka ny ankabeazan'ny dépense que demande le peuple fa sinon evo IX aza efa sarotra ny mandresy azy donc avec S2000 tsy vao maika ho henjana
  19. ragnotti

    WRC 2012

    on verra au premier rallye, une petite doute quand même sur la competitivité de Petter face à latvala - loeb - hirvonen et même sordo
  20. ragnotti

    WRC 2012

    miala tsiny ry Chlistophle fa i Ogier VW zany, raha mety tsara ny developpement ny Polo R amin'2012 dia ho tena sahirana ny citroen sady en plus i Ogier zany manao amin'na skoda S2000 mandra-paha aloha
  21. KIKOOLIN fa tsy ampy kely ilay parcours obligatoire nefa iny no tena ahitana lalana
  22. ragnotti

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    ary i LAZA koa izany tsy nanao sa efa vita mihintsy ny transaction
  23. ragnotti

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    SEAT IBIZA INONA RY ZALAHY NO M12 SA TDI MILAY ZANY HO AN'NY SPECTACLE SY COMBAT AMIN'NY 2 RM
  24. ragnotti

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    hatraty io ary inona ihany ry zalahy ny fiara ho entin'i ZO-JACKPOT
  25. ragnotti

    RIM 2011: THE RALLY IS UP TO YOU

    WWW.RALLYGASY.COM: Tout sur le rallye: Présentation rallye, interview, grille horaire, cartographie, temps par es, résumé de chaque ES parcouru, etc.... [/color][/quote] alefaso eto ry His man ny GO sy ny tralala ô
×
×
  • Créer...