Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ny amin'ny manaraka izany kosa angamba tena any amin'ny 50 any ny participant
  2. ragnotti

    rallye des letchis tamatave

    nanadino nanao inscription dôl ny concurrents
  3. ragnotti

    rallye des letchis tamatave

    ASIO SSDRSK sy RSDRSK amin'ny 2011 tokoa hoe ry zalahy
  4. ragnotti

    4è manche SLALOM 2010

    milay zany sady akaiky
  5. ôôôô tena lafo be ilay resaka fiesta R2 fa hitako tao anaty boky echappement fa ny concurrent no miantoka ny déplacement sy ny reco dia ny fanamboarana ny dégat raha toa ka simba ny fiara
  6. mazava aloha fa tsy maintsy misy spons kosa vao afaka manao an'io fa raha budget perso aleoko mividy fiara tsara dia milalao eto amin'ny tanana ihany
  7. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    izay tokoa no irina fa ny eto an-toerana koa tsy latsa-danja
  8. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    imaginer- eo kely ange hoe tsy niabandonne i laza dia ohatran'ny ahoana ny rythme izy telo lahy tao - 29,5 - ambohibary - anjeva déjà entre joda sy zzmdrt efa adala be ilay rythme
  9. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    ADINO KELY MERCI ASATANA
  10. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    Fohy kely no lazaiko, MISAOTRA NY CONCURRENT FA INY NY RALLYE TENA SUSPENS HATRAMIN'NY FARANY, arahabaina daholo izay tonga, dia ny voalohany(JODA - RILA) koa arahabaina FA, NY AHY ILAY FAHAROA (ZZMDRT) NO TENA ARAHABAIKO FA TSY NILAVO LEFONA HATRAMIN'NY FARAN'NY SS
  11. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    tamin'ny RSDRSK natao teny an-tanikatsaka teny dia efa hita fa misy pression sahady eny amin'ny concurrent indrindra fa ireo favoris, ny tsapa dia izao no mety mitranga JODA sy LAZA no tena hiady dia avy eo ZZMDRT sy ROI LION , dia KOPELA , DANI, CRI, IRINA, SISSI mety hitsofoka eny anelanelany eny i TOVO sy TAX ary HERY BE manaraka ao aoriana ry NASHEMY,LEGAH,TITI, SGLL ary FIDY vivement vendredi
  12. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    52 sa 34 ilay inscrits mba avoahy eto ô
  13. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    ny andrasana zany sisa dia i olivier - mamy kely - kmickaz zany tsy hanao sa miandry farany kouh
  14. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    merci ôôô efa prise en compte ve ilay additif amin'io lalana io ô
  15. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    aza adino ry zalahy ny mamoaka ny grille sy ny parcours obli sy ny inscrits aza ô
  16. ragnotti

    PRONOSTIC ASATANA

    ka izay mintsy no ahatsara ity rallye ity , satria i Joda daholo izao no ao an-tsain-dry zalahy, izany hoe i Roi lion tsy hijery loatra an'i 58 sy zzmdrt sy ry evo x sy ry kopela , dia ohatran'izay kouah i 58 kouah tsy hijery loatra ny sasany fa i joda no tena ho jereny dia ohatran'izay koa i zzmdrt tsy hijery loatra ny ambiny fa i joda no hejehina dia tena ho
  17. ragnotti

    PRONOSTIC ASATANA

    ireto indray aza ny ahy ny pronostic ASATANA - JODA - LAZA - ROI LION - ZZDRMT - EVO X - KOPELA na - JODA - LAZA - ZZDRMT - ROI LION - EVO X - KOPELA ny 2RM TAX - TOVONEN - FIDY - LEGAH
  18. izaho indray sendra nijery site tamin'ny net dia nahita an'ity site ity tamin'izany mbola .tk .... dia nihaona tamin'ny team so6 tamin'izany dia lasa mivika eto amin'ny piso miaraka amin-dry hents sy ry prez sy ry M6 sy ry big sy ireo So 6 tsy voalaza eto , niezaka ny namonjy ny fihaonana ihany moa tamin'izany fa tena ilay fotoana izany tsy ampy dia tena tsy tratra mihintsy. ny rallye aza moa tsy voajery indraindray
  19. ragnotti

    essai 206

    Hoy ianao fa hiteny ve ny sasany hoe hanao essai zahay Kely ny finoako kanefa ireny no tena tanjona anefa pour la visibilité pour les sponsors pour le buzz avant rallye, io anié resak "com" tkn hatao betsak pourles sponsors éé!! izaho kouah aloha mahita hoe ho an'ireo manana sponsor tena ilaina ny manao ohatran'i Roi lion ireny satria matetika ny spons mimenomenona hoe tsy ampy ny communication
  20. ragnotti

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    tena ity no tena rallye henjana ry zalahy tsy mila pub intsony fa dia tena ; enfin ahita an'i 58 , roi lion, joda, zzmdrt hanao combat
  21. ragnotti

    essai 206

    sary sary sary
  22. ragnotti

    essai 206

    emoticone hafa no saika havoaka fa tsy ireo ô vrus -dozatra ihany no mahatonga an'izao
  23. ragnotti

    essai 206

    tsy fa efa nalefako ity fa tsy nivoaka fa aza adino ry zalahy izay mijery ny essai 206 ny manao reportage eto ô, SSDRSK sy ny RSDRSK na ny TRBKL kouah aza
  24. ragnotti

    essai roi lion

    aza adino ry zalahy izay handeha hijery essai roi lion rahariva eny vontovorona ny manao sahalan' ny nataon-dry zalahy nanao course de cote miampy sary ô sy ny SSDRSK sy RSDRSK eny ô!
×
×
  • Créer...