Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    calendrier 2010

    ny antsika koa ny rallye ho combat raha tsy simbain'i krizy satria i ggb avec Sub vaovao max miverina sub koa i sissy miha mahay ny fiara miampy ny ford sy ireo olona milaza hiverina ny hanao indray
  2. ragnotti

    Reglementation FIA

    tsy nanao inona io ry nerone!!!!!! 3 lames ve izany sa oouuuuuhhhhh !!!!!!!!!!!!!!
  3. ragnotti

    calendrier 2010

    efa misy izany ny calendrier saison 2010 matoa efa misy miresaka rallye amin'ny avril sahady ato , mba alefaso eto ry zalahy
  4. ragnotti

    Reglementation FIA

    raha tsy diso aho efa misy texte any milaza fa mila confirmer-na tsara fotsiny hoe efa détaxer ny momba ny accéssoire ampiasaina amin'ny spaoro rehetra, donc ny piesy rehetra sy ny tralala zany tokony tsy misy taxe intsony
  5. fa na rallye koa aza io prépa io milay kah asiana autobloquant sy couple dia basy sady nareo any ampotony mety mahita piesy mora ihany
  6. ragnotti

    Reglementation FIA

    SEZA SY NY HARNAIS KOA ETSY ANDANINY FFFFFFIIIIOOOOO
  7. ragnotti

    Reglementation FIA

    ny application ilay réglement fotsiny angamba sisa no azo discuter-na hoe rehefa rallye internationale dia obligatoire ho an'i Gr N sy Gr A recommendé ho an'i Gr M fa raha rallye nationale dia atao recommandation fotsiny ho an'ny rehetra dia avy eo vao obligatoire dans un ou deux ans.
  8. ragnotti

    Reglementation FIA

    la sécurité a un prix!!!!!!!!!!!!!!
  9. ragnotti

    rallye 2010

    mila manao paparazzi kely fa efa misy mikarakara any surtout ireny elaela tsy nanao rallye ireny !!!!!!!!
  10. ragnotti

    rallye 2010

    ny miomana amin'ny saison 2010 aloha efa misimisy ihany, ny revenant surtout, miampy izay efa teo mazava ho azy mmmmm
  11. ragnotti

    fil de l'info

    iza nefa no ho candidat sa tsy mbola misy, sa i prezi amin'izao ihany no hilatsaka sy ho tohizana fa procédure fotsiny no tsy maintsy tanterahina
  12. ragnotti

    Judica

    3 lames lol kouh passion miafina io
  13. ragnotti

    Nirina58

    ooouuuuuuuu, tena ooooouuu tsara! 58>> si tu veux un assistant pour la prise des photos je suis volontaire
  14. ragnotti

    calendrier 2010

    aaaaa tsy congé annuel fa miandry convocation ny président club rehetra ho any MAPUTO hahahhaahahah
  15. ragnotti

    calendrier 2010

    mbola tsy misy resaka ve ny calendrier 2010 sa tena mbola krizy ô, lol
  16. ragnotti

    Voeux 2010

    samy tsatsan'ny ho avy dôl ry zalahy, enga anie mba tsy ho simban'ny krizy ny saison amin'ity
  17. ragnotti

    DEFI KARTING ENSEMBLE

    asio ilay kart fa izahay vonona foana dia izay resy mandeha tongotra mody avy any imerts
  18. ragnotti

    DEFI KARTING ENSEMBLE

    JOYEUX NOEL DAHOLO NY ny mpankafy rehetra VIVEMENT 2010
  19. ragnotti

    Toutes les photos

    mahafinaritra rehefa misy ohatran'izao mba mivoatra tsara ny parc eto amintsika izao ilay mapitaintaina miandry ny rallye ivoahan'izany fiara izany leuh
  20. ragnotti

    rallye 2010

    tsara manao boky genre alberlinette sy andréchappemnt lety laisany an! tena mahalatsaka kleh
  21. ragnotti

    FMMSAM RBR contest 2010

    tena taraiky mihintsy izahay izany an!
  22. ragnotti

    rallye 2010

    atakalo X3 ilay Astra dia inona no entina miasa
  23. ragnotti

    rallye 2010

    ny faniriana moa dia izay fa miankina ny ho enti-manana ô
×
×
  • Créer...