Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ankoatran'izay zavatra niseho tao mba tantarao ho an'izay tany ny SSDRSK sy ny RSDRSK ary izay TRKBL tao ry zalahy
  2. surtout raha manao daholo i N58, roi lion miampy an'i joda sy max tena henjana ny rallye na 4 RM na 2RM
  3. fahafinaretan'ny spect daholo izany SSDRSK ato izany an! ary manao ahoana ny concurent hafa efa misy vaovao ve N58, roi lion, Cri, inona ny fiaran'i Joda raha izany, tena ho avy tokoa ve ny C2 R2 max ilay 306 eo ambohipo toa mbola tsy tafa aloha amin'ity
  4. ka tokony mba manao sensibilisation kosa ny club tsirairay na ny fede fa lasa piége ho an'ny concurrent ilay fiovana raha izany kouh
  5. ny tsara ho confirmer-na zao dia ny hoe hanao ve i Roi lion , i N 58, amin'izay haingana be dia tonga ny datin'ny rallye hijerevana cômbat be Joda - max vs roi lion - N 58
  6. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    no sady manao karting ohatra
  7. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    marina io fa ny resaka technique rallye ihany fotsiny no raisin'ny officielle (calcul temps , réclamation, sy VA/VT, chronométrage) fa ny resaka sécurité sy ny logistique rehetra dia an'ny organisateur foana. izay no mahatonga ny rallye any ivelany vao misy accident anaty SS dia ny organisateur sy ilay pilote fautif no voatana voalohany dia après enquete vao hita avy eo hoe misy part de responsabilité pilote ve sa tsy dia arakarak'izay no maha afaka ny pilote na tsy
  8. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    atao ahoana moa fa ny zavatra atao tsy ho tonga lafatra daholo fa fotsiny hoe raha mandeha tsy misy voiture zero aloha tena dangereux ihany, réglement any ivelany Art 6 sa 7 sa firy izy izay momba ny sécurité fa raha mahatratra voiture zero ny concurrent dia soit ajanona ny spécial (ny police sy ny commissaire anaty SS no manajanona satria mettre en danger la vie des pilotes, ary afaka mitory ny pilote amin'io cas io raha tsy nisy nanajanona ka constaté hoe tsy nisy voiture zero, na tonga dia lasa liaison ho azy ilay SS après constat, ny an-dry zareo moa ny logistique matanjaka be ka na aiza na aiza misy zavatra miseho dia en temps réel foana ny compte rendu:study:. raha ny réglement no jerena dia tsy afaka ny responsabilité ny organisateur , fa efa vita moa iny fa dia ny amin'ny manaraka no atao tsara hoy Jojox izay
  9. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    Za ko manao réservation iray! On attend les photos et autres récits avec impatience.[/quote] +1 amin'ilay DVD ô
  10. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    '' '' firy indray ilay tel amin'ny live ô '' ''
  11. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    mba asio guide ho an'ny spect ato ry zalahy , aiza no miditra , aiza no tsara jerena sns......
  12. ragnotti

    rallye tasamm

    mba asio guide ho an'ny spec ato ry zalahy raha mety ô ('')('')
  13. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    izaho aloha mieritreritra fa raha tsy misy blem max sy joda dia ireo no tena combat fa raha samy misy blem kely izy mitsam dia eo vao tena ho combat amin'ny Mamyjavascript:emoticonp('') javascript:emoticonp('')javascript:emoticonp(''), sinon i Dany sy ry tax ary ry Kmickaz no tena ho combat koajavascript:emoticonp('')javascript:emoticonp('')
  14. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    tsara asiana pari officiel tokoa ny rallye amin'izay tena milay tsara, fahafinaretana azo ny vola miditra ho an'izay mahazo!!!!!!!!!!!!!javascript:emoticonp('')
  15. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    mazava izany fa combat joda vs max no arahina dia manaraka combat daholo surtout 2 roue motrices fffffffffffiiiiiiooooo, fa nankaiza daholo ny favoris sasany leuh !!!!!!!!!!!!!
  16. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    mba avoahy ry zalahy ny lalana sy ny ora ô , hanomanana prog's ô
  17. ragnotti

    rallye tasamm

    ny programme ry zalahy TASAMM raha vao misy aza adino ô na dia efa fantatra aza ny lalana
  18. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    milay be io rallye io raha manao daholo ny favoris rehetra Joda - Max - N58 - Roi lion - ...........
  19. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    milay zany parcours zany leuh tena combat be io entre favoris
  20. ragnotti

    RALLYE TASAMM #3#

    Toa RITM mitsy vao hanao daôly ko (SSDRK) De iza zany no hi-ralls @ io ra @ RITM vô hanao daôly ko ts aleo atambatra zany n RITM /TASAMM ny tsara anefa dia atao ohatran'ny rallye blanc avant rim io rallye na ho an'ny organisateur na ho an'ny pilote na ho an'ny fiara
  21. ragnotti

    rallye tasamm

    eto tana ve sa any amin'ny provinces ny rallye tasam no atao ary efa tena raikitra sa mbola tsy fantatra
×
×
  • Créer...