Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

arizona

Membres
  • Compteur de contenus

    114
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral

À propos de arizona

  • Date de naissance 19/09/1987
  1. Io efa namidy efa ela io fiara io,sinon raceland amorto combin fileté avy eo tsy aiko tsony fa nataoko ambany b sans mesurer fa lé pneus koa teto 195/45R15 d tena miftetaka mitsy.ui sinon misy test teto fa 205 t8 no betsaka et ça reste illégal io zavatra io donc tsy misy maka temps fa just mi run fotsiny
  2. Tsy mikitika berceau zany,support moteur 306 s16 io côté distribution.Eo @ collecteur no tsara manapaka d manao soudure @ lé ligne d'échappement raha tsy te isahirana loatra
  3. Attention plaque vita gasy,nalaina teo Anosy ty an
  4. Ity zany no niafarany lé fiara,nalàna le motera 306 RS satria nisy pblm moteur lé 306 vao nividiko vao aingana dia nasiana moteur T8 lé 205 Dia ty ny première sortie zany zay natao t@ dimanche 2 Octobre teo
  5. [quote="Smam"]Toizo foana ry Arizona ny fitantarana fa mahafinaritra. Ary le 106 prepare henjana be ireny ve efa lafo. Tena nilay ireny a Annonce mba itako reny ka!toa otrany efa tsy ita tsouny koa
  6. rabaissé kely lery eto an!tena miala tsiny fa le fotoana koa tsy d betsaka d tsy afaka mandalo matetika
  7. [quote="rawilll"]mis ktiana v t@ le 205 sa natsatoka ftsn le moteur an le 306?[/quoteefa tsy à jour tsouny io an,efa démonté !! Moteur tonga dia mitsatoka tsara,collecteur d'échappement no tsara atao modification mba tsy ikapoka eo @ tablier,fa ny descente koa afaka atao fa zany oe somary compliké eo @ lé biellette avy eo.zay no mahatonga any lé collecteur modifier.dia soudure cardan sur boite 6 fa raha atao boite 5 io dia tsy mila manova cardan,boite 5 xsara vts koa malaza be mpanao. radiateur 106,205 lé kely io d zay...!
  8. efa mandeha le izy ka,fa saingy mbola tsy au point tsara, otrany pblm calage AAC angamba dia mécanisme d'embrayage d'origine koa otrany tsy compatible @ le 4 patins omp angamba ! mbola tsy misy passage fa tokony ho avy tsy ho ela
  9. zandry aa!! Fin de l'épisode zann??? inn manaraka>>104 ZS???? tena efa tsy misy tsouny io an,fa 104 monté en T koa mety tsy ratsy an!!!
×
×
  • Créer...