Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    chat midoungy

    tsy miainga ve ny saka sa ny aty amiko no midengany
  2. ragnotti

    in clin d'oeil

    Tsara ny sary ampio
  3. ragnotti

    rallye

    maninona ry zalahy raha miorganiser kely slalom sy open hanairana kely ny competition
  4. ragnotti

    MRC 09

    tokony mba misy rallye ihany amin'ity taona ity na atao formule boucle une journée aza dia atao SS aller-retour amin'izay tsy mihinana budg be dia be keh
  5. ragnotti

    GOLF Type II

    misy mila G25 ve ny SO6 fa afaka mitondra iray aho, andefaso MP alohan`ny talata zao
  6. tsikytsiky kely ho an'ny mpankafy rallye , ny rallye tasamm aloha hatramin'izao dia raikitra fa saingy any fianarantsoa ihany
  7. ragnotti

    Rencontre chez Nirina58 ce 07/03

    aza adino ny emmonat ry zalahy, ny ts1 koua
  8. ka raha vao mbola mitohy herinandro fotsiny ity crise ity dia mety ho ny rallye mihintsy no tsy hisy raha tsy any amin'ny 2 éme semestre any ho any
  9. ragnotti

    Toutes les photos

    Heveriko fa le ts1 no resahan'ialahy
  10. efa nisy tokoa izany ry dodanen: cas 1: Danielson sy terrinen tamin'ny R 21 quadra, alohan'ny SS Mandraka , tsy nety niakatra i terrinen fa romotra be i HD dia hoe tsy maintsy resiko io lancia eto . cas 2: mbola i leiry ihany HD , efa avy nanao tonneau tamin'ny R 21 quadra dia mbola à fond foana , tsy nety nanohy intsony i Terrinen
  11. ragnotti

    Championnat d'afrique!!!!!

    izaho aloha efa sur fa anatin'ny lisitra hijery an' i leiry sy hanao supporter e!
  12. ragnotti

    MRC 08

    e zany izy hoe ex FFSA , fa angaha tsy hitany ity ataon'ny team rehetra amin'ny championnat du monde , normale izy raha tsy ao amin'ny FFSA intsony koa aloha, samy manana ny fomba handreseny daholo ka atao ahoana
  13. ragnotti

    WRC 2009

    izaho koa aloha mahita fa ny IRC no tena mety e! efa mirona tsikelikely any ny réglementation 2010 fa ny motera sisa no tsy maha S 2000 ny WRC amin'ny 2010, sady betsaka ny ecurie privé intéréssé amin'ilay formule, duel Ford sy Citroen 2009, ny subaru zany no efa nilaza koa hoe hiala fa toa alefany amina privée ny fiara dia manampy amin'ny développement fotsiny sisa ry zareo
  14. ragnotti

    rally Réunion

    nisy fotoana tokoa nisy equipage gasy nandeha tany dia i Mamy kely (toyota); i Joda (subaru); hery be (subaru) , fa dia aventure no tena izy satria ny copi an' i joda hono tsy namely , i mamy kely tapaka goujon , i Hery be no tsy tadidiko hoe inona ny nahazo azy, fa i joda no niteny tamin'izay raha ampy reco tsra sy i Teillet no copi dia tena combat be fa saingy indrisy, toa tamin'io fotoana io koa i bebesa no nanao tamina 309 Gti 16 raha tsy diso aho.
  15. ragnotti

    Projets pour 2009

    505 sy ck iray tokoa anie dia mety efa mety fa ny com fotsiny no atao tsaradia taritina ny fédé hiaraka amin'ny organisation , fa enjana izany aloha fa rehefa atao ve ts ho vita e
  16. mety tsara kosa aloha ilay lazain'i prez ny FSAM ny tsy maintsy anasiana article (réglement) ny réclamation e! dia tokony ampiana fotsiny hoe iza no olona habilité hanao réclamation en dehors concurrent sy ny officiels
  17. ragnotti

    Slalom ACCT-Team SO 6

    O ry zalahy alefaso ihany ny bouche à oreille fa efa mba nikozy kozy tamin'ny mpanao rallye ihany aho fa mazotoa ny hanao slalom ihany ny ankabeazany fa mila fantatry ry zalahy aloha hono ny date hanaovana prépa na dia ny minimum aza
  18. Aza asiana olana izany ry zalahy izay vita dia vita samy mahazo ny tandrifiny daholo na naharesy na resy , vivement la saison 2009.
  19. ragnotti

    Contact pour les SO6

    serge 033 02 220 00 ny mail ko profes fa appel dia ok
  20. izay ilay hoe ny ratsy tsy mba irery , fa na izany aza tena mandeha ialahy ry nirina 58 anaty SS kle, ny toerana nisy anay courbe anankiroa, dia nandeha daholo ny commentaire -ny spect tsy misy mahavita ohatran'i joda eto e! gaga eo ialahy fa nangina ny mpitazana nony nandalo ialahy, tsy nety nahitsy ilay mitsu fa trav hatramin ny farany , dommage tsy nisy naka sary le! sinon raha mahita an'i fab ialahy tsy aiko i leiry raha nahavita nanapika apareil
  21. ragnotti

    www.rallygasy.tk

    ny ahy indray ry zalahy rehefa mifanaja fotsiny dia tsy maninona aleo hivoaka daholo izay hivoaka, izay ilay hoe mifanakalo hevitra ampanajana
  22. ragnotti

    Commande Chemisette Team So6

    Hirvo taille 41-42 angamba (M izany angamba sa L) isany : 1
  23. raha tsy misy ny sampona izany dia efa dans lapoche ny victoire Mathieu sy sissi ry zalahy
×
×
  • Créer...