Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    [quote="guiguibone"][quote="Christophe B+"][quote="pedal2droite"][quote="Andrew"]K-mickAZ revient avec Fafah sur la sub ex-sanjay et sanjay prend le départ avec la Cosworth je ne sais pas qui est encore le copilote !!! ny toyota izany lasa aiza, sa nijanona ao amin'ny Kmickaz ihany, sa lasa any amin'i Ice man??????
  2. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    soafikov>>>avoahy haingana aza ny magazine
  3. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    aza adino ny manao reportage eto ho an'izay mankany amin'ny réunion d'info rahariva
  4. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    sao dia tokony aroso indray aza ny rallye leuh ela loatra izany 15-16 mai izany kleuh
  5. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    fa tena ho combat kosa aloha izany rallye izany an 206 VS N12 VS EVO 6 VS EVO 7 VS N10 VS GC8
  6. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    ny sur aloha izany dia ho combat be ny rallye voalohany eo
  7. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    ny sur aloha dia au moins misy evo 7 sy N 12 vaovao hanao rallye dia miampy ireo fiara efa mahazatra
  8. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    iza no manao voiture 00
  9. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    eto ampiandrasana ny rallye dia tena evo 7, 206, sub N12, N10....., toyota, clio, 205, ........ miandry ny lancement officiel sisa izany.
  10. ragnotti

    calendrier général 2010

    ny tsara dia tsy any amin'ny resaka point no asiana avantage fa aleo atao ohatran'ny an'ny vazaha hoe any amin'ny prime ohatra
  11. ragnotti

    calendrier général 2010

    kôpy ela izay kosa aloha dia marina samy niezaka daholo hanao rallye na Gr N na GR A na Gr M
  12. ragnotti

    calendrier général 2010

    marina daholo ny voalazanareo ry zalahy, resaka moyen tokoa no mahatonga ny olona sasany micourir amin'ny Gr M, sady amin'izay mbola tena sarotra ny manao homologation tena hoe Gr N sy Gr A eto amintsika, ary io foana no mampisy disadisa satria rehefa tonga eto ny fiara Gr N na Gr A dia misy manova satria tsy mbola tena manana ny fitaovana hanaovana contrôle isika.
  13. ragnotti

    calendrier général 2010

    toa mbola tsy misy lalana mivoaka marina an!
  14. raha misy mila mi-commande Hans sy marteau ary coupe harnais dia mandefa MP na antsoy tél aho ô
  15. ragnotti

    calendrier général 2010

    sady efa misimisy ihany ny efa vonona, fffffffiiiiiiiioooooooooo
  16. Arahabaina izany ny prezida fédé fa dia miandry ny rallye voalohany izany izahay miaraka amin'ireo fiara vaovao efa heno sy ireo izay hiverina ny handray anajara
  17. ragnotti

    AMA

    hahazo fiara vaovao i prezida sa tsy izay ilay izy dia golf V sa VI sa kouah polo V sa VI , lazao haingana ilay vaovao ry zalahya, efa nisy resaka manko izay hoe hiova fiara i Freddy !
  18. ragnotti

    calendrier général 2010

    vivement le mois de mai pour voir des combats dans les SS, subaru, toyota, mitsu, peugeot ............
  19. ragnotti

    asa tana 2010

    ny suggestion-ko prezy dia ity , mety hoe ny Fédé no tokony hanao azy fa raha misy club mahavita azy ve tsy vao maika tsara. ilay systéme coupe (205, golf, cinq's) dia limité-na ny préparation (izay zakan'ny rehetra) dia mba mitovy ny chance no koa mihena be ny coût amin'ny fanaovana rallye dia asiana motivation tsara fotsiny
  20. ragnotti

    calendrier 2010

    DANZ KOUAH ILAY HOE NY SPONS MISY NY CONCURRENT VONONA FA ZAVATRA HAFA TSY AMPOIZINA INDRAY NO OBSTACLE, ANGAHA TSY MBA AZO ASIANA DEROGATION OHATRA IO RALLYE VOALOHANY IO IHANY DIA NY AMBINY NO MANARAKA IZAY REGLEMENT VAOVAO EO
  21. ragnotti

    coupe

    nisy projet noeritreretin'i Gerard Louvel izay ry zalahy raha tanteraka tena milay resaka coupe 205
  22. ragnotti

    calendrier 2010

    normalement raha Gr M vao maika tena intéréssant ny combat sub contre mitsu et toyo en observation dia enga anie ny 206 mba hanao kouah
  23. ragnotti

    Le Mag Rallygasy

    inona ilay Roadbook ry prezy
×
×
  • Créer...