Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    CI master

    aiza daholo ny misy anareo ry zalahy androany
  2. tena ho combat ity ry zalahy fa mitovy izao ny chance ao vontovorona fa malama ny lalana tamin'ilay orana alina sy maraina vao maika miampy ny pression i laza amin'izao fa miova ny donnée rehetra
  3. dia tena iady be ity rallye ity ry zalahy fa tsy azo rate-na mihintsy , ary hisy hifampihinan......... ny mihintsy anaty SS any ireo
  4. gaga eo ialahy ry ari fa ohatra ohatran'izay ilay sirprizy amin'ny asa tana III
  5. rehefa mivoaka ny liste ny concurrent dia ho hita eo ny surprise fa dia suspens aloha mandra pivoakany na izany aza anie tsy maintsy hoe iza no amoaka fiara na hoe iza no nisolo fiara e!
  6. ahoana avy ny horaire fa tsy mbola mivoaka ato anie nefa ilay découpage SS tena mety ho an'ny spect fa afaka manenjika SS betsaka
  7. ragnotti

    Tour de Corse 2008

    za aloha mahita fa mbola tsy manana ny combativité an'i Marcus i Hirvonen, fa i latvala kosa no tokony efa maharaka an'i loeb sur terre fa tsy ampy maturité i leiry
  8. fa i mathieu angaha mbola misy chance amin'ny championnat après n'ilay abondant teo satria raha ny contraire kosa aloha dia normale i leiry raha hiova fiara sinon tsy hitako ny antony, sô dia i sissy no hitondra Gr A na WRC ....wait and see.....
  9. ragnotti

    MRC 08

    fa na izany aza tokony apetraka mazava ity resaka assistance ity fa maha-be wawawa fotsiny kle
  10. ragnotti

    Cross Kart So6 edition

    +1 inscrit amin'ilay prochaine édition
  11. tonga soa RAR !!! efa azonao antsaina ihany angamba ny bandy ato a
  12. ragnotti

    Programme 2006

    ary i nirina 58 anie ohatran'i any pars zao sa hiverina aloha i leiry, i roi lion no nilaza fa hiezaka ny hiverina amin'izay amin'ny 2009 c'est bon pour le spectacle
  13. fa ahoana ny ahafantarana hoe ity actif dia ity tsy actif
  14. o ra TVN adinon'ialahy angaha ilay moellon teo ampovoan'ny digue nefa miraparapa sahalamin'ny inona tamin'ilay 505 tirbo inject dia nitsina fotsiny ilay izy fa soa tsy naninona ny fiara
  15. ragnotti

    RALLYE TOTAL 2008

    salut daholo aty alavitra aty aho no mijery woawoawoawoa ato soa ihany fa nisy ity kle valifaty kosa angamba ny an'ny sasany fa toa tena andrasana kendry tohana mihintsy izay manao assistance interdite tokony apetraka tsara fotsiny ny réglement dia izay tratra dia tratra fa tsy asiana appréciation zany ny sanction (oh 15 mn ny sasany dia hors courses ny sasany) tokony miezaka koa ny fédé mametraka juge de fait fa raha tsy izay koa io tsy mety mihintsy miantso volontaire anie dia mety miampy formation kely fa raha tsy zany dia ohatran'izao foana nefa ny spaoro ihany no voa mafy avy eo
  16. LIVE LIVE LIVE LIVE tsy mbola poince angaha ry zalahy
  17. ragnotti

    Asio saut team so6 N° 2

    angaha tsy team CREVNOSO6
  18. mba tanatarao ny mombamomba le gooooolllfffffffffffff lahery a
  19. ity indray ny ahy ny pronostic 1 - LAZA - MICHAEL - MATHIEU - SISSY - PARTAL (performance) na koa 2 - SISSY - MATHIEU - GUIGUIBONE - RILA - DAHERY ( endurance) na koa 3 - MICHAEL - SISSY - MATHIEU - RILA - PATOU (chance)
  20. ragnotti

    RALLYE TOTAL 2008

    toa nissan ex-lalah io ho entin-dry zalahy io raha tsy diso aho, milay ny combat zany e
  21. ragnotti

    Concours photos réelles

    AZA ADINO NY LIVE RY ZALAHY O!
  22. ragnotti

    Pirelli star driver

    inciter-na daholo ny pilote izay te hanao fa ny fede kosa tokony mba manampy surtout resaka transport ny auto , na ny logistique rehefa any koa aza
  23. ragnotti

    Site web FMMSAM

    izao hariva amin'ny 5ora zao ny inscrip no tapitra
  24. ragnotti

    Site web FMMSAM

    liste ny engagé ry zalahy mba alefaso hijerena ny combat
×
×
  • Créer...