Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    Rallye Asacm #2#

    tadidiko rallye tany mahajanga fa ny ankizy kely amin'ilay ambanivohitra ireny dia i JOda ihany no fantany dia niafarany moa noprésente-na teo amin'i départ mihintsy izy no joda fa horakoraka izany
  2. ragnotti

    Ecole de pilotage

    inona ny confirmé ry zalahy ilay détaxe sa ilay ecole de pilotage
  3. ragnotti

    Ecole de pilotage

    tokony ilay loi sa decret momba ny détaxation ny matériel sportif zao no tokony avoakan-dry zalahy haingana kouh fa raha io no mivoaka tena sur aho fa au moins 50 foana ny participants amin'ny rallye
  4. ragnotti

    Rallye Asacm #2#

    tsy maintsy izay manana fiara mafy aloha no tena manana chance be dia be handresy amin'io. imaginer-o hoe attaque à 100% vao manomboka tena henjana ihany nefa tsy maintsy izay no atao raha te hahazo classement tsara
  5. ragnotti

    Trophée propul's 2010

    N 58 > ary ahoana ilay resaka coticota sa participation amin'ilay 505gti
  6. Tsy maintsy azontsika io bain a
  7. ragnotti

    Rallye Asacm #2#

    [quote="Rajoù"]raha ny SSDRSK henoko dia ny 18 eo Analakely ny presentation equipage ary ny sabotsy no misy SS de nuit. izaho aloha mahita fa tokony atao foana io présentation équipage io isaky ny début rallye satria ny spons na an'ny equipage na ny an'ny organisateur dia milaza daholo fa tsy ampy ny communication surtout avant rallye mba hisian'ny promotion tsara satria mba mila retombée tsara kouah ry zareo .
  8. ragnotti

    Rallye Asacm #2#

    ary i mamykely - ggb kouah ve tsy efa hanao daholo , sy ry sanjay(ford)
  9. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    efa jour - 3 semaines sisa ny rallye manaraka, i 58 sy roi lion no andrasana indray ny participation
  10. ragnotti

    Rallye Asacm #2#

    efa jour J-3 semaines sisa anie ry zalahy ny rallye manaraka, espérons que 58 et roi lion seront de la partie
  11. ragnotti

    Rallye Asacm #2#

    aza adino fa efa J-3 semaines ny rallye manaraka, araka ny RSDRSK azo dia Joda et rila mbola miaraka amin'io
  12. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    merci, merci , vivement samedi
  13. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    ny ahy indray izao no mety hiseho 1- JODA - MAX - CRI - KMIC - SISSI - KOPELA 2- MAX - JODA - SISSY - CRI - KOPELA - KMICK RM indray 1- HD - TAX - IRINA - SANG LL
  14. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    hents>>>>aiza ny liste ô
  15. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    ny an'i Rila sy joda zany sub N4 fa tsy ilay N12 akory, vao maika tsara amin'izay ny combat joda vs zazamaditra miady tsara
  16. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    ireto ny ahy ny pronostic: 1- joda - cri - zazamaditra - sissy - kmickaz - kopela - dany 2 - zazamaditra - joda - sissy - kmickaz - cri - dany - kopela 2 RM : TAX - IRINA - FIDY - SANG LL
  17. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    araky ny SSDRSK teny amin'ny sisiny aloha dia tokony hanao ny 206 hatramin'izao. wait and see [/quote] araky ny RSDRSK sy ny SSDRSK koa dia hoe ny toyota ex KMICKAZ dia any amin'ny H.D ny fahamarinany sisa no asa
  18. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    otrany tsy anainga ony atram'zao a araky ny SSDRSK teny amin'ny sisiny aloha dia tokony hanao ny 206 hatramin'izao. wait and see
  19. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    aiza ilay lalana ry dadah
  20. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    sao dia efa misy manana lalana mba avoahay eto ô
  21. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    raha azoko tsara izany dia roi lion vs N58 vs Joda tête d'affiche amin'ny rallye voa mafy raha tsy mijery kleuh
  22. ragnotti

    lalana

    omeo soupapa eto ho an'izay efa mahita lalana ô
  23. ragnotti

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    [quote="1000Lahy"][quote="Hirvo"][quote="guiguibone"][quote="Christophe B+"] aiza ary ô mdrrr any amin'ny 1000 lahy zany
×
×
  • Créer...