Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. hypothése ny ahy ramich fa tsy aiko ny fahamarinany, ny R21 quadra dia 4RM fa tendance traction 60% avant dia 40% ny arriére, izany hoe raha mafy loatra ny fandeha dia manao sousvirage ilay fiara dia eo no tsara apetraka amin'ny Chief Instructor amin'izay ny tohiny hoe atao ahoana mba tsy hanao vidéo gag avy eo: déccélération - accéleration - frein à main
  2. ragnotti

    location

    TSI2>>>>fa angaha moa misy hoe par équipe ilay izy sa ahoana
  3. ragnotti

    location

    ok fa mazava zany momba an'ilay fiara C.I>>>>>systéme gymkhana zany sa hoe ohatran'ny slalom sa SS iray no atao sa ahoana , aleo marina tsy exigéna ny arceau fa asaina manao décharge fotsiny ny participant dia ok
  4. ragnotti

    www.rallygasy.tk

    maninona raha avoaka gezety kely io fa tena milay sady pub ho an'ny rallygasy sy hoe misy tena passionné - sport auto na tsy miparticipé aza ny ankamaroany
  5. ragnotti

    location

    C.I>>>trophée sur une même voiture ou voiture perso.
  6. izaho koa ry zalahy tena mirevy type I ary nanana projet hoe hanao rallye amin'ny type I fa atao motera TDI 130 na 150 fa tena tsy tanteraka hatramin'izao e!!!!!! ilay izy koa mila sôsy dia tena aleo ilamina kely aloha fa tssssssssss
  7. ary ny club golf type 2 kay efa misy fa hitako tamin'ny TV plus fa ny an-dry zalahy tena type 2 ihany no ekeny
  8. ragnotti

    Rallye de Nouvelle Zélande 2008

    izaho koa kivi amin'ilay ford kle
  9. [nanao esai teo @ tanana teo (parking ampefiloha) tonga tery @ farany @zay ande ivily hiverina tonga sdouuuuuuuu b tao @ bac a ordure fa kay ny frein tsy napetaky le bandy mecano] vidéo gag koa izany
  10. ragnotti

    Rallye de Nouvelle Zélande 2008

    résultat farany tamin'ny equipe tv HIRVO LOEB SORDO LATVALA DUVAL
  11. sady le terrain io tsy misy tanana loatra eo akaikiny ka mety tsy dia misy hi oa oaoaoaoaoa loatra
  12. ragnotti

    Rallye de Nouvelle Zélande 2008

    on verra ce que les finlandais vont faire contre loeb
  13. ragnotti

    Problèmes shifter g25

    angaha moa izay le izy fa tsy hoe manao RBR tsy mijery ecran ialahy
  14. ragnotti

    RALLYE TOTAL 2008

    ie, ilay type 1 leisy ilay izy , fa tamin'ny Toyota ilay tany janga nahavita 3éme temps scratch , dia avy eo nanamboatra tambohan'olona sy nihantona sur 4 roues ilay fiara, fa ny tena milay anie ilay ambiance ao anatin'izany rehetra izany ny tantara iray tamin'io koa dia tsy dia namely ny temps anay tamin'ny prologue fa nasaiko nandeha propre raTVN, samy gaga izahay avy hoe tsy namely tsika zany nefa somokotra ery
  15. ragnotti

    Coucou

    tonga soa e! fa angaha misy So6 control amin'ny sabotsy ry zalahy
  16. ragnotti

    Rallye FMMSAM TOTAL

    tsy efa fantatra ve ny lalana rallye FMMSAM
  17. ragnotti

    Mikkah

    manao sortie de route daholo leisany zay mahita an'ireo
  18. efa misy cox iray koa any efa vonona be mitovitovy amin'ny an'i nirina 58 ilay préparation tsara ho hita ny perf -ny
  19. ragnotti

    RALLYE TOTAL 2008

    TVN>> adinon'ialahy angaha ilay hoe "moramora" nefa ny vam1,6 kely , ity tokoa ry zalahy ny souvenirs milay nanao 3éme temps scratch tany janga tao aorian'ny subaru anankiroa sa ahoana ra TVN
  20. ragnotti

    Nirina58

    moi, je suis prêt à te supporter et brandir le banderôle "alefa L...."
  21. ragnotti

    sary insolites na crash

    kely sisa dia ho feno 100 ny membre ato e!
  22. ragnotti

    Rallye ADAC Deutschland 2008

    Hirvonen sy latavala zany ohatran'ny mifampiankina fa vao nanao erreur i latvala dia calme hirvo nefa tokony mba ho resin'i leiry i Sordo raha naka marge misimisy leiry ka vao nisy crevaison dia out
  23. marina ilay hoe participation aloha e! fa maninona raha ovaina kely ny formule cours + pratique > chrono satria drift so6control ihany
  24. ragnotti

    sary insolites na crash

    asio sary mahatsikaiky ry zalahy fa tonga dé maharesy
×
×
  • Créer...