Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

focus11

Membres
  • Compteur de contenus

    507
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. focus11

    Rallye Dzama Event 2012

    zay ny tena olana, lay gymnastique be amle upload am FB tsinona rapida be
  2. za manohana ilay rapidité d'affichage ny résultats manampy ny pression tsara zany sinon du côté spectact ndray za no miteny, du moins du côté sary sy vidéo iza mety ho entina hanaovana demande de sponsoring am manaraka 1) tsara ilay misy hotesses tsy haiko hoe i Orange misty ve no niantoka ny hotesse sa ny rpr fa itako hoe manome ambiance paddock tsara lay misy fleurs en tenue 2) tsapako hoe limité ny sary azo atao sy ny vidéo azo alaina nandritra ny contest rehetra satria tsy afaka manatrika ny pilotes ny mpaka sary, du coup après 5 clichés dia tsy hita intsony izay ho alaina satria mitovy daholo ny plan hita raha azo atao ny manisy espace entre ny mur sy ny latabatra na playseats dia maromaro kokoa ny plans exploitables dia possible azo sary daholo ny concrurrents rehetra ohatra fotsiny zao tam farany teo dia ny so6 no eo am fidirana ny VRC sy RPR ary am fond sady coin : ny so6 no be mpijery (et c bien ) fa ny vrc dia zalah sam zalah ihany no mifampijery, ary ny sary dia ny so6 no tena betsaka ao anatiny ny olana amzay fotsiny dia hoe rehefa anao vidéo pour la promotion de RBR et du contest amzay tsika dia ôtrany hoe so6 reprezent be fotsiny fa ny hafa taraiky. dia na hanao vidéos highlights du championnat aza dia tsy hisy sarin'i Irina milako Gvints ao fa dia sarin'i Prez sa no hanaovana ilustration ho an'ny GrN ^^ zay lay souci-ko amlay resaka emplacement, après nefa, effectivement, tsy olona rehetra no andeha hakany ambadika any satria ra sendra misy boykely misintona fil tampoka dia friakdoumama be avy eo fa de toutes façons kou nefa, ze haka sary sy vidsaka ihany no itako ho interressés hakany en face ny pilote fa ny hafa ny hijery ny écrans an'ny pilotes no tiany
  3. misy ihany ve ny zomà zalah? lay sabotsy mbola baraingo koa n fandehanana mijery ralls
  4. focus11

    Videos street racing

    Dzaomalaza> ataovy ato le nataon'lah sy Hathor iny e )
  5. focus11

    T6 grand rallye

    mdr merci zalah an
  6. http://www.facebook.com/media/set/?set=a.10150206494892954.327214.828542953 ze afaka mampiditra ny sary eto ho an'izay tsy afaka mahita n fbk-ko fa ny connex-ko otran limitée zay ihany
  7. focus11

    organisation contest 2011

    za afaka amlay aprem, dia afaka kou am PC fa tsy manana G25 na G27, dia tena ilaina ve n pc-ko amzany?? marihiko moa fa avy any ambohitrabiby no entiko lay matos raha ilaina )
  8. focus11

    trophée team online

    alefa amzay zany lay poste any am rallyesim zany?
  9. raha azoko tsara tsy maintsy miandry an update 4 fa efa tsy ao am gamefront tsony le izy e?? mankasitraka an'i Soaf aloha t@vandavatenany e
  10. ny ahy palette rapport sup= R2 rapport inf = L2 FAM = bouton 2 na "rond"
  11. focus11

    ASatanA le BLOG

    mes condoléances à la famille de Rila
  12. ka any am foot tsy koi ça va pas avec notre teint kleu
×
×
  • Créer...