Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

asterix11

Membres
  • Compteur de contenus

    73
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. ** Lé groupe B taloha reny lesy aza 1,4 kou, kanefa 500ch Tsy lé cylindrée no mitondra an'io fa lé turbo é ! fa ny taloha tsy nisy bride eo am turbo!!! ny f1 renault 1,5litres turbo mode qualif mihoatra ny 1300cv mode course 870cv!!!! fa ny tena evolution dia ny agrement de conduite, ny temps nataon ny grb tan 500cv anie ka efa matin ny fiara 300cv daholo ankehitriny. "sans la maitrise, la puissance n'est rien"
  2. Yé, izy indrindra, Champion de France io an! zany an ? ra serge ve no mitondra anio sa efa lafon'lery ? tsy vitan i serge ny vitan ilay akama nitondra an io teny kha.... champion de mada hoy aho!!!!!
  3. efa misy post ato D aleo ao no asiana ny infos rehetra oo >>> http://www.mrallye.com/mrc-2010-f1/course-de-cote-imerkasinina-ama-t1455.htm azfdy fa info ilay izy. Misaotra eee
  4. Yé, izy indrindra, Champion de France io an! asa raha ny coupe ihany no tafajanona tany france na misy zavatr hafa ihany koa... ilay pilote champion de mada ( fa tsy run)
  5. La reunion d info de la course de cote se fera ce mercredi a la galerie smart tanjombato a partir de 18heures.
  6. a ilay type2 kely toa tsy mba nahazo sary???
  7. ny reglement: voiture misy arceaux : reglementation rallye voiture routiere : reglementation run bediabe ny categorie amin io, dia raha vao latsaky ny 3 / cat dia tsy tafiditra anaty trophée / cat fa lasa anaty classement general ex: pr2 : - vr6 T + M3 n.o.s : 2 voitures. par categorie tsy classé fa raha tafiditra 3 premiers ny "vr6 T" oh: 2 classement general ( hum hum ) dia 2eme cl.gen no izy.
  8. manao tsipoapoaka kely fa toa io indray no lamaody annn launch control + antilag 3500trmn
  9. asterix11

    Golf VR6 turbo 723 Cv

    Efa nivoatra kosa ny malagasy an! Tamin ny andron tsy mpataloha zany e. Afaka hatao amin ny golf 4 kha, raha hatao madio dia any amin ny 15 na 20 any no lany. Ny antsasak io lany amin ny vidin turbo!!!
  10. asterix11

    Golf VR6 turbo 723 Cv

    >>> ny problem, tsy misy (sarotra ary ee) ny mahita turbo essence 2,8l!!! supra? bi turbo, sky? biturbo, porsche? bi turbo... dia miainga amin izay misy eee colonel bob? sa hatao hoe Malagasy Powered!!!
  11. asterix11

    Golf VR6 turbo 723 Cv

    ny turbo tsy misy hoe camion, legere, diesel, essence sns sns, ny mila jerena dia ny habehan ny compresseur ( ilay alu ) sy ny turbine ( ilay fonte ). raha tsorina dia rehefa mihalehibe ny kmpr dia mihabetsaka ny debit, fa mihamavesatra ny fanodinana azy. raha mihakely kosa ny turbine, dia malaky mihodina fa malaky sempotra dia tsy miaina ny motera. ilay turbo kamion noteneniko dia a/r 130 (mba tsy handehanana lavitra dia ny a/r 50 no mety amin ny 2litres essence) ny turbine, dia io no nentiko tany am surral nampidinina 100 dia mbola hampidinina 80 alohan ny 1 aout. ny turbine gtd sy tdi ireny zao no a/r 35 ny turbine, izay no mahatonga azy miakatra aloha fa sempotra avy eo.
  12. iray club izahay ka, efa nolazaiko azy io teniko io, dia hiketrika pneus slick izy am run manaraka,
  13. asterix11

    Golf VR6 turbo 723 Cv

    ny sarotra tsy ahavitantsika malagasy an ireny prepas ireny anie dia ny pieces foana,... bielles, piston, gougeon culasses, injecteurs. isika mantsy tsy maintsy miaina amin ny pieces hita eto am tanana foana, ny tanaty mk3 zao dia izay pieces hita teto no nampiasaina, turbo kkk k27 camion mercedes injecteurs 505 turbo echangeur safrane tuyaux inox ''lavarangana'' reprog boitier '' vita malagasy'' pompe essence 6bar gti 16s mk2 embrayage stock moteur stock rv stock fa raha misy olona sahy miinvest zany dia milay beeee
  14. ou petetr comme disait shelby '' la puissance fait vendre les voitures mais le couple fait gagner des courses''
×
×
  • Créer...