Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

irina

Membres
  • Compteur de contenus

    1 359
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. irina

    MANCHE 1 : RALLYE RPRT

    arrivée officielle manche 1
  2. irina

    CONTEST 2013

    ok mety io e
  3. irina

    CONTEST 2013

    Mila mihomana sahady isika membres ny @ fikarakarana ny CONTEST Rond Point Rcing izay 2ème manche championnat de madagascar virtuel io. Ny règlement particulier no efa misy base, ny demande de sponsoring no mila kotrana nefa mialohan'izany, tokony efa ho atao ny RB d mba complet tsara ny dossier.
  4. irina

    #VMRC# on line 2013

    Aza adino zalah ny inscription V-MRC on line (125 000Fmg) première tranche aloha 22/02/13 au plus tard à la boutique perfection ambatomitsangana (ao @ i BIGBANG ihany io). Définition de votre catégorie de voiture en championnat + droit d'inscription.
  5. irina

    SUEDE

    andrinoa> rava indray ny tsena @ ty WRC ty, Noriza ko DNF, Za DNF, ialahy... Ravo tsy milamina ko ny saina d ts concentré mits e... Herjo> tena marina izany, na dia saut ko aza ataon'là à fond imbetsaka d misy jeu ny trains roulant... Tandremo ny manao touchette ko fa tonga d DNF fa tsy velona intsony ny fiara an... Zay ny nahavoa ana tao Leg 2 New Bobs tao... D ny DA ko lasa 40 sec sa ny mandona ol iz teo...
  6. irina

    CONGRATULATIONS LALAINA ET IRINAHAJA

    Misaotra anareo nahatsiaro anay e...
  7. irina

    WRC Rallye Automobile Monte Carlo

    Bravo hajax nahatonga rallye atramin'ny farany... Ny ahy, compliqué b ty rallye ty e... Départ d RRC no chargé d nanao reclam d mbo tafa ihany ny POLO. Vita soa amatsara ny Leg 1 dia tsy nisy temps lasa fa fotsy b ny ecran de resultats. Nefa ny ES mi-cahrge foana. Tonga dia hiditra leg 2 dia ts tafiditra fa mbola ilay leg 1 ihany no azo chargena... Nanao reclam indray d zoma alina vo hafaka nihainga fa ny fotoana indray no tsy nisy ny asabotsy. Omaly andeha hanesy leg 2 sy 3 dia vo 2ème Es leg 2, écran noir (ny feho heno fa ny sary tsy hita intsony : tao Joux verte io)... Kivy mits... Aleo manarina @ manarak nefa mba efa tsara ihany ny classement raha voatazona vita leg 2 iny...
  8. irina

    Nos condoléances à Sofikov!

    mes sincères condoléances à la famille
  9. irina

    WRC Rallye Automobile Monte Carlo

    misy problem mits ny team Polo, fa ny ahy indray dia efa hafak nanainga soamatsara fa dia tsy nety lasa ny tempas rehetra leg1, fa ecran blanc fotsiny izao ny affichage temps. Dia nandefasak mp i fifou sy i Beu-C woe aon ny atao, dia mila halefa any ny Html sy 7z rehefa hafaka mandefa izany. Omaly mants mbola tsy nandeha ireo fichiers ireo.(Zay lesy ra Hents a). Andeha tonga dia hanaiga leg 2 indray dia loza fa mbola hafaka manao choix hanaiga leg 1 indray za... lol, d ho troisième fois kosany v ny leg 1 tsy ho voalohany ao aho? Aleo mi-informe andri zalah...
  10. irina

    RPR SALOON

    Autres informations : Le Team RPR présentera ses condoléances à Sanjy (alias Soafikov) pour la perte de son père à Ambodivoanjo (derrière Résidence des Charmilles) aujourd'hui à 19 h 30. Prière aux membres qui peuvent y aller de bien vouloir nous représenter...
  11. irina

    RPR SALOON

    RAIKITRA IZANY RY ZALAH NY FOTOANA FANAOVANTSIKA BONNE ANNEE RPR A! Ho tanterahina ao @ QG ny asabotsy 26 janvier à partir de 16 heures e! Fandraisan'anjara : sakafo maivana ho atao snack + jus toutes catégories Au programme : - Présentations des membres ho an'ireo izay vaovao - Divers échanges d'expériences au jeu RBR : pilotages, réglages, déclinaison des catégories en championnat on-line pour les points stables - Autres échanges pour autres activités sportives - Photos de famille (de préférence avec les trophées RBER eues par les pilotes du Team) Présence de tous vivement souhaitée, A samedi zany e!!!
  12. irina

    WRC Rallye Automobile Monte Carlo

    Tsy hazoko, nefa za ar efa nihainga RRC... D aon?
  13. irina

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Tena mahay mits io preparteur antsika io an.. Hents' PREPA no tokony ho soratana eo, ngeda b... lol
  14. irina

    Jeux

    Misaotra an'i kenworth mizara ny experience. Bonne saison 2013 daholo ary e.
×
×
  • Créer...