Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

emsics1

Membres
  • Compteur de contenus

    1 517
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par emsics1

  1. ny ekipa Didier Rallye (ao amin'ny club Didier Ralambo) izay nahazo ny tournoi didier Ralambo natao atao amin'ny Gymnase Ankrondrano ny sabotsy 28 juin teo dia nanolotra ny coupe azony tamin'io tournoi io ho an'i Fidi.
  2. Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana. Mankahery an'i Fidi
  3. misy azo atao location ve rehefa misy competition?
  4. emsics1

    Création Base de données

    aty amiko misy GPEGA sous MSDOS
  5. mety ve raha ohatra hoe sujet iray ihany no sokafana fa asiana canevas fotsiny dia samy mameno araka izay fotsiny ny tsirairay. Ity izao ohatra ny style tao amin'ny rally-live : Vrai prénom: Age: Ville: Pilote préféré: Equipe préférée: Rallye préféré: Amateur de Rallye depuis: Acteurs/actrices préférés: Films préférés: Musique préférée: Passions/loisirs: Métier: Sportifs préférés (hors Rallye): Plat préféré: Boisson préférée: Site internet préféré: Chaîne télé préférée: Emission télé préférée: Radio préférée: Magazine préféré: BD préférée: Couleur des cheveux: Des yeux: Signe astrologique: Bonne présentation à tous et n'hésitez pas à sortir du stricte cadre proposé ! Ca fait un peu cahier de souvenir fa milay ihany raha ny fijeriko azy . Asa aloha fa sosonkevitra ihany iny
  6. +2 amin'ilay stickers e! na dia tsy afaka foana aza isaky ny misy fifanenana. sabotsy atoandro vao tonga any tanà raha aloha indrindra
  7. emsics1

    Rallye Dzama Sport 2008

    ny an'ialahy izany ry soafahana tsy misy week end mihitsy ny mrallye a!
  8. emsics1

    ASACM / DZAMA SPORT

    tadidiko mintsy iny, teny lazaina ny première sortie-any; Tô prologue no tany tamin'zany , teo am'lé piste iny, vao hoe misy baomb B ndray hono ao fa groupe A et tout et tout hono. dommage bé iny fiara iny fa tsy nety nahazo palmares tsara mintsy. asa zé ho fiovany? Nisy fotoana i stenio efa niady podium tamin'ny Astra fa nanao tonneau avy eo . toa après an'izay no natsipin'lety izy iny
  9. emsics1

    Classement MRC 2008

    fa inn le vam an'i mathieu? ceci dit tena miady be mihitsy ny championnat amin'ity a!!! ohatra ny F1 ihany Kubica izao no voalohany après 7 manches 7 points fotsiny ny écart entre les 4 premiers.
  10. emsics1

    Rallye Dzama Spaoro Rsbr

    ngah lety tsy azo kozina ao amin'ilay texte hoe ato le izy? http://rspaddock.rallyesim.fr/Numero25/EtrangersJovenna.htm
  11. emsics1

    Classement MRC 2008

    raha tsy diso ao dia ity ny podium amin'ny championnat 1er Dani 110 points (une 1ère place) 2eme Mathieu 110 points (une 2è place ) 3ème Sissi 110 points (une 3è place )
  12. emsics1

    ASACM / DZAMA SPORT

    ary sao dia tokony hovana hoe philosphie ary ny titre n'ity sujet ity Nari9 lasa conficius a!! (tsyi conficius-le chinois-bebe io a!!!):''la plus grande gloire n'est pas de ne jamais de tomber, mais de se relever après chaque chute et de continuer la marche''
  13. emsics1

    ASACM / DZAMA SPORT

    raha adika amin'ny fiteny sport auto io dia hoe : ''LA SEULE COURSE QUI NE FINIT JAMAIS : SE DEPASSER'' soit porsche lesy ra Nirina58. tsy hoe voatery mandeha Porsche ohatra an'i Mickaël akory ialahy no dikan'izany a! Tandremo fa signature an`i Marcus io an ary gravy izany fa maka tahaka an'i Marcus i Porsche le
  14. emsics1

    ASACM / DZAMA SPORT

    raha adika amin'ny fiteny sport auto io dia hoe : ''LA SEULE COURSE QUI NE FINIT JAMAIS : SE DEPASSER'' soit porsche lesy ra Nirina58. tsy hoe voatery mandeha Porsche ohatra an'i Mickaël akory ialahy no dikan'izany a!
  15. emsics1

    Rallye Dzama Sport 2008

    dia ahoana ilay SS nisy vato be?
  16. emsics1

    ASACM / DZAMA SPORT

    Fa ilay fiara koa ange fiable be e! raha hanova fiara lery mbola hi fiabiliser io ilay tonga amin'ilay hoe "tout vient à point à celui qui sait attendre" fa ho an'lery attente active ilay izy.
  17. emsics1

    ASACM / DZAMA SPORT

    Tsy maninn mihitsy... fa atao Jeudi ny départ ... manjary lasa fohy kely raha tsy izay sady raha vita sabotsy dia afaka mivavaka alahady amin'izay rehefa misy rallye fa ny fakana congé aty am-piasana no miova ahoana ho valianareo ve ilay vizongo mba te hahalala ny momba anareo ao amin'ny forums.rally-live ao amin'ilay lien nomeko io?
  18. emsics1

    ASACM / DZAMA SPORT

    Tsy dadarabe no ilain'là fa mpandoko volo handoko an'ilay saka maintsy atao blond na fotsy
  19. emsics1

    ASACM / DZAMA SPORT

    Felicitaion ho an'i Cri... Felicitation koa ho an'izay nahatonga rehetra lol fa tena henjana hono iny rallye iny. Courage ho an'izay sendra vitan-dratsy rehetra dommage fa tsy teto ny tenanay fa nanompo firenena e!! niezaka ny nanaraka ihany fa hay miova mihitsy ny tontolo TIC rehefa miala ny renivohitra. Tsy afaka nanaraka live akory... ny texte voasoratra koa nisy ihany fa ny fampitana azy no lesoka misy afaka mamaly ilay fanontaniana ato ve? nirina58? http://forums.rally-live.com/viewtopic.php?f=4&t=223&start=40&st=0&sk=t&sd=a dia mazotoa daholo ary amin'ny rally dzama RBR e mbola tsy afaka mandray anjara hatrany i emsics amin'io fa rehefa misy ny fandefasana comande stickers SO6 dia soarty any ny tenanay
  20. emsics1

    PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008

    ao amin'ny http://forums.rally-live.com/fr/ ry zalahy misy pornostic amin'ny rallye Dzama ny an'ahy aloha Laza Mathieu Mickael Toavina Ice Man fa misy bandy vizongo izay ao mba manao pronostic koa fa ny an'lery Laza Mickael Dani Mathieu Sitraka raha misy mazoto lesany dia midira ao, fa mila login aloha ilay izy dia mba tsy izahay mitsam irery no manao madagascar ato izany => http://forums.rally-live.com/viewtopic.php?f=4&t=223
  21. emsics1

    ASACM / DZAMA SPORT

    Fa ra Laza kosa aloha tokony mba manao spectacle kely (ampiana izany e!) rehefa le mahazo avance be dia be ireny sa ahoana ry zalahy? Dommage zah tsy eto amin'ny tanàna amin'io Ataovy milay ny live ry zalahy amin'io fa any izany no mampionontena a
  22. emsics1

    Rencontre 03 Mai

    tena tsy mbola afaka na sabotsy après m aza e, sao dia mba misy any amin'ny 17 Mai any ohatra? sabotsy après m io
  23. emsics1

    Rencontre 30 Avril 2008

    ka Mitsubishi EVo 8 N4 sur greenhills fotsiny ange no tena nokotranana tao e! miampy 4 L Tana antsirabe!!! Ialana tsiny indray ry zalahy fa tsy afaka fa tsy maintsy hanaingo ho any antsirabe amin'ny efatra maraina ny 1er Mai. Tsy misy isaorana lesy fa natao tamin'ny fitiavana daholo izay mbo kely sy bitika natao, sadyaraka ny voalazan'ilay olona izay hoe fianarana daholo ireny e! amin'ny manaraka indray e!!!
  24. emsics1

    Jovenna 2008

    elaela indray système D izany a
×
×
  • Créer...