Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

emsics1

Membres
  • Compteur de contenus

    1 517
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par emsics1

  1. emsics1

    Pioneer Carrozzeria Rally Japan

    +1 amin'ilay hoe misy ho tantaraina, sahala amin'ny hoe afaka 20 ans dia hanontany an'lesany ny zanak'lesany hoe nanao ahoana izany schumacher izany raha toa ka hoe tsy misy pilote 7fois champion du monde amin'izay. Fa isika lety génération bénie a : nahita an'i Loeb (5 fois WRC), Schumacher (F1), Rossi (Moto), Tom Kristensen (24 heures du mans). Manginy fotsiny ny hoe nahita an'i Prost sy Vatanen. Fa io na misy talent amin'ny pilotage eo koa ny talent amin'ny maha metteur au point. Mazava ho azy miampy ny poids financier an'ny équipe. Mety izay ny avantage (en plus) an'ny loeb, mahay lery fa ilay fiara koa ohatra ny hoe no-developper na manodidina an'lery. Raha maka retraite lery ohatra mety ho sahirana izay hanolo azy satria mety tsy mifanaraka amin'ny feeling an'izay pilote hisolo azy ny feeling amin'ny developpement sy règlage. Ohatra ny nahasahirana an'izay nandimby an'i Schumacher tao amin'ny benetton. Ny défi milay ohatra sady mampisy suspense dia hoe mifindra any amin'ny Sub lery dia mampiakatra ny niveau Sub. Similitude ihany hoe tahaka ny nataon'i Rossi tamin'ny Yamaha na na Schumi niaraka tamin'ny Ferrari (des équipes qui n'étaient pas au mieux de leurs formes en ces temp là). Ny fanontaniana mipetraka koa dia hoe raha mijanona pour de bon na manao année sabbatique i Loeb dia hanao ahoana ary ny mety ho niveau de suspens rehefa tsy ho eo lery?
  2. mandinika lesy ialahy izany kle!
  3. emsics1

    Commande Chemisette Team So6

    miampy 80 ve izany raha flasher-na ny anarana?
  4. emsics1

    Commande Chemisette Team So6

    emsics +1 fa ny taille mbola hanontaniana an'ny ankizy
  5. emsics1

    www.rallygasy.tk

    RALLYGASY supprime l’Article : ‘’ils ont dit … (à propos de la formation Sitraka et Mathieu) Face aux réactions soulevées par notre article ‘’ils ont dit … (à propos de la formation Sitraka et Mathieu), l’équipe Rallygasy tient à apporter les quelques précisions ci après. Cet article a été publié dans l’esprit de la ligne rédactionnelle qui a été toujours adoptée par Rallygasy, c'est-à-dire avec impartialité et sans parti pris. Il n’a jamais été question de polémiquer sur le sujet, ou de viser un pilote ou un club. Nous avons seulement transcrit les propos de plusieurs personnalités du monde du rallye qui nous ont volontairement accordé des interviews. Après, chacun est libre d’apprécier, de réagir et de commenter mais cela doit rester dans le respect des uns et de autres et le respect du sport. Il est très dommage de voir certains écarts de langages dans les commentaires et les posts qui ont découlé de cet article. Nous réitérons que nous n’avons fait que rapporter les dires des personnes citées dans l’article, nous n’avons pas utilisé de menaces ou de chantages pour soustraire ces déclarations et nous n’avons pas mis sur le compte de quelqu’un des propos qu’il n’a pas tenu. Nous estimons seulement que tout le monde doit assumer la responsabilité de ce qu’il affirme, que ce soit lors d’une interview ou pour les commentaires, notamment en s’identifiant lors de l’envoi d’un message. Rallygasy assume ce qui a été écrit. Toutefois, dans le souci de calmer les esprits, nous avons décidé, pour la première fois depuis l’existence du site, de supprimer le message et les commentaires qui s’en sont suivis.
  6. Ny diesel aza mbola tratra eny antanan'lery mihitsy;
  7. fa tsy fond de 6 ihany ange no en position dangereuse (raha ny fijery an'io sary io) fa ireo menamena ery aorina koa e
  8. fa io koa ange lety indraindray peu importe la forme il suffit parfois d'être convaincant ohatra an'ity bandy nanao demande na kandra ity ity Chair Madame la Chef du Perssonelle : Je voudrai me presenté pour la place d’assisten, comme c’est écri dans le journal. Je tape très vite, avec seulement un doig et je peu aussi faire des calculations. Je croix que je suis tres bon au téléfone meme si je n’ai pas étudier pour ca. On peu discuté de mon salère pour que vous voié ce que vous pouvez me paier et ce que vous pensez que je serais. Je peu commancer tout de suite. Merci bocoup pour votre attention. Avec mes remerciments amicau, Rafael Peres PS : Comme mon CV est tres cour jajoute ma foto. Réponse de la chef du personnel : Cher Rafa, Vous avez la place. Notre système Word est équipé d’une correction grammaticale automatique. Vous pouvez commencer dès demain matin!!! ity ilay sarin'lery => PHOTO efficace a!
  9. Ho an'izay tandrify azy : - Félicitations - Prompt rétablissement - Courage - Merci
  10. emsics1

    CI master

    ato ampiasana ny maraina dia manatrika mariazy ny atoandro dia any amin'ny animation So6 eny amin'ny Pc ny hariva
  11. a en juger par le temps de l'ES 1 où il est relégué à 16 sec -soit effectivement Laza assure comme tu dis -soit il a un problème erreur (pression?) ou mécanique attendons plus de nouvelles des gars dans la spéciale
  12. emsics1

    Team So 6 au rallye ASA Tana

    efa miezaka ny misopapa mihitsy izao
  13. Ka efa mazana be ny ady amin'ny famotsiam-bola eto amin'ny tanàna ka sao dia afangaron-drafanja amin'ny cartel de bogota ry lerony angamba
  14. emsics1

    MRC 08

    lay coupe mixte eo iany fa ny tena strategie an'zareo d nibahana any Patti et Sissi @ zay Legah ts manenlingelina d azony Champion M9 raha ny tokony ho izy tsy mi marquer point amin'ny championnat i Veroo sy Lolot amin'ny M9 na amin'ny équipage mixte satria tsy ampy ny nombre manche nataony tamin'ity (- de 60%)
  15. emsics1

    COTICOTA

    reveko ilay avatar e! ohatra ny mampihomehy ihany hoe vao ohatra'izao lety => dia mirevy an'ity =>
  16. emsics1

    RUN 2008

    Ny avatar an'là mihitsy no mila censurer-na
  17. emsics1

    Stickers TEAM SO6 2nd édition

    commande : emsics (1) fampatsiahivina fotsiny fa i emsics dia efa nividy tamin'ny édition voalohany ary efa mipetraka amin'ny fiarany. Mety ho isan'ilay mahazo gratis ve?
  18. emsics1

    Team So 6 au rallye ASA Tana

    Ary izay Team so6 tsy manao? sady ny an'ahy lety ny vam izao ho lokoina dia efa nokikisan-dry zalahy ilay izy napetratrako tamin'ny malle arrière. Fa apetrako amin'ny pare-brise ilay izy. Fa namisy kely lesy any dia alefaso aloha ra Tsi a
  19. emsics1

    Tour de Corse 2008

    ianao io ve ilay hoe fr****************? mbola bitika ianao
  20. Ny adidy tsy an'olon-dratsy e! olona tsara ianao matoa vesaran'adidy
  21. le filazana lety ohatra ilay antso fampandrenesana ao amin'ny RNM a!! tsy ampy kely an'ilay hoe Hisy ny fiara iombonana izay raisina eo anoloan'ny saint Antoine hisy ny fiaraha-misakafo aorian'izay. Ialana tsiny ho an'izay tsy tratra antso .....
×
×
  • Créer...