Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Piraty

Membres
  • Compteur de contenus

    11
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Piraty

    PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008

    Nisy poince kely ihany ny pronostic-kako , fa hoe subaru no lohalaharana ao @ ity, fa i Matio kosa tena enjana an! nefa 205!!milay eh! merçi lesy! @ le 205 nefa tafiditra 2eme!!! fa i Sissi sy dani ary Dahery mifanarakaraka foana ireo @ rallye tato ho ato !!! de rahoviana indray ny rallye manaraka !
  2. Piraty

    PRONOSTIC RALLYE ASACM 2008

    Le lokon'ny vam Nashemy marina tsy de mamely fa mba tokony hovaina look rallye eh! look midorehitra lotra le couleur en'or kleh! ho sarotra ihany ny fandidiana @ ty ! enjana daholo aloha reo vam reo eh! i laza ngeh! mamely fa lery otran'ny ratsy vintana zany foana eh! fa tena manao lery!!! zay no mahatonga ahy hoe tena mety ho poince koa i sissi @ ity! nefa mety ho Mamy kely koa aza no hiakatra @io ! somary manao koa aza le Nissan an'lery! sur aloha za fa Subaru no ahazo @ ity fa eo fotsiny hoe subaru an'iza aza! (tsy hoe manao pub subaru an )
  3. Piraty

    ASACM / DZAMA SPORT

    Masak'zany fa dia efa eny ndray zany ny route @io zoma io! zay zany le hoe Vendredi magnifique eh!!! de misotra le Rallygasy @ fikarakarana sy fanohanana eh!
  4. Piraty

    ASACM / DZAMA SPORT

    bingbang<<Merci lesy! ary ny week end angaha tsy poince na zoma alina fa le jeudi andavanandro be mantsy ! nefa rehefa revena le izy petahina foana eh! sa ahona les!!
  5. Piraty

    ASACM / DZAMA SPORT

    Bingbang<<<Merci les! ary ny week end na zoma laina angah tsy poince!! any mantsy zao no tena masaka fa le jeudi andavanandro!!
  6. Piraty

    Fijerena Rallye ASACM (Team SO6)

    VVRRRROOOOOMMMMMMMMMMMM!!!!!!!!!!!!!! ty ary zay fa aona !!ihhhiiii efa koboko in vam ry zareo fa manin moa raha asina maneno varatra be ao anatiny eh!!
  7. Subaru WRX Sitraka Mitsubishi Laza Clio Dani Subaru wrx Dahery Toyota celica Mickaêl ----- ----- ---
  8. Piraty

    ASACM / DZAMA SPORT

    Salut daholo!! miala tsiny fa zao zay vao nahita eh!! saika hanontany ry akamaan! hoe @ le rallye @ week end ty , toa hoe misy @ alina le izy mantsy de ny henoko to somary mijanona kely ao analakely izy ty , ka so de misy mahafantatra le heure hijanonany eo analakely hoe @ firy alina fa to @ alina mantsy le henoko!! sady mba hanala azy kely eny @ ville mantsy no ankafy an'izy ty eh!! MBA ASIVO PRONOSTIC ALOHA ny anareo hoe iza avy no hamely @ ty rallye Asacm ty , za aloha sur fa mety ho lasan'ny Subaru izy ty fa eo fotsiny hoe subaru an'iza!!!!!!!
  9. Piraty

    Site web TMF

    Mba asio pub liens any site web ny rallye gasy rehetra any mba aharahin'ny kil fa bnetsaka ny tsy mahakobo hoe efa misy web ny TMF eh!! Masaka zany ! tohizo fa milay!!!! ary toa tsy mandeha le izy aloha eh!! fa ahona !!!!
  10. Salut daholo zay zany zao vao mba miditra @ty forum ty fa zay vo nahakobo ny tena marina hoe misy an'izy ty !! de mba asio pub ho an'izay manana vaovao eh!! fa betsaka ny tsy mbola maharaka! ary manahona ry zalahy le sub wrx ny sitraka , mety manao ihany iny raha milahatra ny mitsubishi ny laza ve! sa mbola vaovao lery @ le izy de mbola somary mitandrina , enjana le subaru le ry mantsy !!! efa miha betsaka ry zalah le vam enjana manao rallye eto ! fa le 206 ny faly hoa maninona no tsy petahana @ zay eh! mba hifalian'ny spect eh!! sady efa betsaka ny adva ra Faly eh! efa mahasaky reo!!!
  11. Piraty

    Jovenna 2008

    Zay zany le hoe samy manao daholo fa aza mba tratra ihany !!!
×
×
  • Créer...