Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

emsics1

Membres
  • Compteur de contenus

    1 517
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par emsics1

  1. emsics1

    Jovenna 2008

    misy vazah amin'ity ka sady joba vazah! ilay sandrine sy marc mitondra AX io équpage amin'ny championnat de France ny radio oficiel tsy fantatro aloha fa ny site officiel dia rallygasy lolll
  2. emsics1

    Jovenna 2008

    Tsy hanao hono lery fa tery be ny fotoanany fa hono ho'ah ry zalahy lesany ve tsy mazoto hanala azo amin'ilay pronostic ao amin'ny forum rally-live.com e! http://forums.rally-live.com/fr/ rubrique jeux dia Prono inter N°2 ao ny rallye jovenna, mba tsy ho izaho irery no mi pornostiquer ao amin'izay
  3. emsics1

    Jovenna 2008

    misy pari Rally jovena ao amin'ny forum rally live http://forums.rally-live.com/fr/ index forum>forum francophone>Jeux sujet : Prono Inter (fa amin'ny herinandro manomboka amin'ny alatsinainy) tongava ao dia mba maromaro no manao pronostic rallye Jovenna
  4. misy live rallye speciale par specila ao amin'ny rallygasy fa afaka manaraka foana ialahy e!
  5. ary ialahy izany ramatoa adv eo amin'ilay transmission a! (boite auto!!) lol ho avy amin'ny manaraka e!!!!
  6. emsics1

    Jovenna 2008

    Tsy sary photo ihany fa vidéo koa e!
  7. emsics1

    Jeux

    Noho ny antony asa aman-draharaha dia tsy afaka fa amin'ny manaraka hiezaka e!!! alaivo ry zalahy ny championnat lol
  8. emsics1

    photo insolite

    elaela i bibill izany
  9. tsy koi ve raha début d'après m no miconfirm?
  10. emsics1

    Calendrier MRC

    Milay kosa le poisson d'Avril hoe Rautenbach ho avy aty Madagascar an (tamin'ny les nouvelles omaly)
  11. emsics1

    photo insolite

    inona ary no tena tao andohan'i Zandrikely tamin'io? sa fan club n'ny adva an'ny le roi lio lery?
  12. ahoana tokotrany ilay fihaonana e
  13. emsics1

    Calendrier MRC

    Préparation emontspool hono ilay subaru an'i Sissi
  14. emsics1

    Jeux

    Efa saika hi proposer an'io fihaonana réel io ny tenanay izay tratran'ilay hoe tsy tsara ny connexion any an-trano no tsy misy fika indray ny aty am-piasana amin'ilay ora. fa dia mba ilazao ihany rehafa tanteraka fa vonona e!
  15. emsics1

    Calendrier MRC

    Henoheno teny ho eny : hirotsaka eo amin'ny sokajy fiarakodia koa i Mr Sissi mpanamory Quad toa hoe subaru, hono, no ho entiny sady toa hoe efa nanao fiofanana momba ny fanamoriana fiarakodia ingahy rainy. Toa miketrika Visa indray ry Mme Patty: Efa eo am-pandatsahana moteur sy boite vaovao amin'ilay fiara (ilay nentin'i gino ve ilay 3725 TS? mavomavo)
  16. emsics1

    Rallye de Suède 2008

    Mitovy hevitra amin'i Dadah na constructeur aza mety ho sahirana i ford satria 2 ny ékipany (Ford abu dabhi sy stobbart) ho an'ny stobbart dia pigiste avokoa ka mety hiparitaka be ihany ny isa. Fanontaniana: iza no pilote numero 1 ford izao? Mikko sa Jari?
  17. emsics1

    Rallye de Suède 2008

    Victoire de Jarri Matti Latvala au Rallye de Suède 2008,qui devient à 22 ans et 10 mois le plus jeune vainqueur en WRC. Cette victoire redonne plus d'intérêt à un championnat qui voyait planer après la première manhe monégasque le spectre d'une domination sans partage de Loeb. Le pilote N1 de citroen a du abandonner après une sortie de route lors de la première journée. son 2quipier Sordo fait mieux que sauver les meubles en finissant 6è : sans sa pénalité de 5 min avant même le départ du rallye (pour changement de moteur) il aurait empêcher Ford de réaliser un triplé Focus en prenant la 3è place de Galli qu'on attendait pas à pareil fêt sur une épreuve sur glace. La deuxième place de Hirvonen lui permet de prendre la tête du championnat.
  18. Toa hoe le 4848 Tu an'i Mija no lasan'i Nashemy raha ny fitadidiko azy tsy mbola nidita arrivée mihitsy i Mija tamin'iny fiara iny. Olana teo amin'ny turbo matetika no nahavoa azy. Henjankenjana ny préparation raha ohata ka te hanao resultat
  19. emsics1

    Monte-carlo 2008

    miova io satria efa niova ny reglement amin'ny pneumatique amin'ilay hoe tsy misy an'ilay système anti-crevaison izay mety tena hampiova ny donne, indrindra raha speciale somary fohy. Dilemne be ho an'ny pilote io hoe : hanolo peuneu ao anaty speciale ve dia ho very 3 na 4 minutes sa haka risque hanohy dia mety ho valaka hatramin'ny transmission. Miady be aloha ny épreuve terre amin'ity.
  20. Mba positif kosa aloha lery e!!! Io raha tsy mieritreritra ny hanao zavatra dia aleo tsy manao. "Gagner c'est avant tout gagner dans sa tête" hoy ilay sportif malaza izay.
  21. emsics1

    www.rallygasy.tk

    Fa natao inona ity subaru ry soafahana?
  22. Dia irariana mba ho fiable ilay caisse dia milay be ny course dia faly be ramatoa
  23. raha ny teto amin'ny tanana ny celica aloha dia iny an'i Mickael dia ilay an'i irina taloha (izay an'i Mamalikely taloha ihany koa) dia ilay an'i Mija dia 1205
  24. emsics1

    www.rallygasy.tk

    OK! efa miainga tsara
  25. emsics1

    www.rallygasy.tk

    tsy mety misokatra ilay izy fa mivoak erreur foana
×
×
  • Créer...