-
Compteur de contenus
1 517 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par emsics1
-
Ny olana dia ilay mpanao gazety dia mpiasa ihany ao amin’ny téléviziona, tsy afaka mi occuper ny fitaovan’ny orinasa mandritra ny fotoana ela izy hakana sary any anaty spéciale sady sarotra vao mahazo fiara ho entina any. Manaraka izay indray resaka passion sy felling io tsy hoe misy sary tsara eo dia efa ampy fa mba mila dynamiser-na kely ny commentaire (amin’ny 13 intense izao mba tsara ihany ny sary fa tsy tsapa amin’ilay commentaire ny combat nisy teny amin’ny speciale). Tsy resaka halavana ilay izy (hoe 10 min sa 1 heure) fa ny hoe mafonja ve ilay zavatra asehonao. Jereo tsara amin’ny eurosport ohatra fa 90 secondes maximum ny flash iray nefa voalaza daholo izay hevi-baventy niseho tamin’ny etape iray. Izaho mahita hoe ry zalahy Top système ireny no manana izay feeling izay. Fa isika (izaho sy nareo io) koa afaka mifanampy manao an’izay. Izaho mihevitra fa tsy olana amin’ny TVM mihitsy no mandefa montaga izay amin’ny kianja raha vita tsara ilay izy.
-
serasera nalaina tamin'ny serasera nihaonan'ny mpankafy rallye iray Auteur: emsics Date: 12-09-06 06:32 Ity ry zalahy misy hevitra mba iainana bebe kokoa an’ilay passion sady mba ifampizarana izany amin’ny besinimaro a Tena tsy misy fampafantarana ny taranja fiarakodia mihitsy amin’ny fahitalavitra. Tsy haiko aloha na hoe tsy maintsy mividy espace na ny mpanao mihitsy no tsy misy. Taloha mba nisy an’ilay reportage milay ireny nataon’ny Top system, mis an’ilay ‘’rallye’’ iny ihany amin’ny rta fa sary sy mozika fotsiny fa tsy mamoaka tsara an’ilay combat sy ny fitsimbadimbadihan’ny classement. Ohatr an’ireny resumé amin’ny euronews ireny e! 5 minute anefa voalaza ao daholo ny etape rehetra, mba miseho eo daholo ny fiara rehetra. Ka izao le izy e: ny tenanay efa niasa tamin’io haino amanjery io ihany, ary efa mba tiatia maka sary any anaty speciale ireny dia mba manaonao montage eo, fa raha ato matotra izany ilay izy dia jerena hoe samy mitondra cam any anaty speciale dia monter na avy eo dia atao milay ny commentaire (atao mba dynamique tsar ohatra an’ireny amin’ny WRC ireny) dia mba omena izay chaine handefa azy Hevitra atsipy ihany izay fa misaotra e
-
io ange ra Tsi2 betsaka ny piste azo anaovana speciale fa ny olana dia tsy manome autorisatyion ny commune misy an'ilay lalana e fa hoe manimba lalana hono, atahorana ny biby fiompy, etc... nefa ange ny lalana azo amboarina rehefa vita ny rallye, ny biby fiompy azo ampidirina rehefa mandalo ny rally ka vita ny mampiomana ny mponina (hatramin'izany angamba tsy mbola nisy hoe omby maty voadonan'ny rallye) fa ny tena zava-dehibe dia mba mampitombo ny horizon n'ny olona na any ambanivohitra aza ny fandalovan'ny rallye, mba misy fialambolay rehefa week end (fa tsy miara-miarakotra bodofotsy fotsiny). fa na eo amin'ny lafinay ara-toekarena aza mba mitombo ny isan'ny labiera lafo eny amin'ny manodidina mandra-piandry ny speciale.
-
Andreucci a remporté le 48 Rallye San Remo couru du 14 au 16 Septembre sur une Fiat Punto S2000 comptant pour le championnat d’Europe et le nouveau championnat S2000 (Internatoional Rally Challenge), devant Aghini (Subaru Impreza) et Travaglia (Mitsubishi Lancer). Certes, Andreucci a profité des mauvaises fortunes de ses adversaires (Problème de penuamtique pour Aghini, pénalité pour travaglia) et les WRC dans les championnats nationnaux et continentaux sont nettement moins performants que ceux du Championnat du monde mais cette victoire donne un apperçu sur le niveau de performance des voitures courant dans la catégorie S2000. On en saura un peu plus lots du rallye de chypre, ou fiat alignera une Fiat Grande Punto S2000 avec à son volant giandomenico Basso
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
emsics1 a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
Tena nilay le combat Marina ilay hoe tsy miara-miditra ny favori. Ary dommage ilay izy satria dia mitovy aretina i joda sy Laza amin’ilay hoe raha tsy volaohany dia mi abandonne. I Joda moa efa anaovan’ny olona vazivazy hoe rehafa mitady tsy ho voalohany dia manao fanahy iniana manao abandon Vokatr’izay fahatelo i Cri. Tsara ny performance-n-dry zalahy raha ohatra ka rallye voalohany niraka tamin’iny fiara iny dia efa nahazo podium. Efa nihoatra ireo top 5 teo aloha (Teillet, Ra Micka,…) fa milay aloha le lokon’ilay fiara e!! ohatran’ny focus WRC 06 sa tsy izay ra Marcus? Nampalahelo fa tsy tonga hatramin’ny farany ny combat teo amin’ny cinq’s. Fa raha ny fijery azy tamin’ny prise de temps kely nataonay dia toa voan’ilay mavomavo ilay fotsifotsy, sady ilay mavomavo spectaculaire kokoa noho ilay fotsy. Tsara koa ny taux n’ny aarivée (22/37) mety amintsika tsara ilay système super rallye -
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
emsics1 a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
momba an'i Cry sy Jimmy : mitaky fotoana ny prise en main an'ilay fiara azo antoka fa tsy ho exploitée à 100% ilay fiara izany hoe ilay fiara izany tsy maintsy adapter-na amin'ny conduite n'ny pilote. hafa koa ny pression amin'ny test sy ny essai sy amin'ny situation réelle de course Raha ny podium aloha kely finoana aho raha tsy misy mi-abandonne ireo pilotes regulier mandray anjara matetika top 5 angaha -
Peugeot signera son retour sur la scène mondiale avec la 207 super 2000. On se pose des questions sur le niveau de performance des voitures dans cette catégorie par rapport aux WRC classique (4 roues motrices, moteur 2 L turbo). A part peugeot, Fiat s'implique beaucoup dans cette catégorie en developpant la punto S2000. on parle d'un éventuel retour de mitsubishi et même de Hyundai (à travers une structure privée) L'autre point d'interrogation est la fiabilité de la toute nouvelle C4 et celle du binôme Subaru-BFGoodrich ce qui devrait à priori profiter à Ford et pourquoi pas aux ... privées?
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
emsics1 a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
emsics1 a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
emsics1 a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
efa nivoaka ny lisitr'ireo mpifaninana. 38 ny mpifaninana hahafinaritra ny mijery ireo spéciale voalohany. satria miverina hatrany ilay resaka fiabilité hoe hisy indray ve ny équipage vao Super pséciale voalohany dia hitsoka andaharan Ny fanamarihana sy fanontaniana mipetraka i cri izany no hidaka ny subaru an'i hery hiverina indray rehafa tsy hita elaela i lalah (nissan sunny) i Haja Danielson hitondra R21 Efa fiabilisé ve ny mitsubishi an'i laza? Faramparany vao nisoratra anarana angamba i joda fa any amin'ny faramparan'ny lisitra vao misy ny anarany. i elena ihany no miaraka aminy. Inoana fa hafana ny combat cinq's eo amin'ny Davonjy sy Le Roi Lion (1 manche partout izao izy roalahy) Amin'ny week end isika mahita izy -
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
emsics1 a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
-
Ricqbourg - Joda (Opel) vs Alcazar - Maurice Be (R30) Rallye de l'amitié 85 I Maurice be sy alcazar irery no malagasy afaka nifampitana tamin'ireo reunionais be dia be nadray anjara tamin'izay. Nitarika hatrany izy roalahy narahin'i ricqbourg sy joda (copilote) akaiky saingy tapaka train avant tamin'ny etape farany
-
Ny lafiny tsara dia hoe zakan’i Madagascar tsara izany ny Afrika satria i Dethier (nitondra titre championde madagascar) tsy nanao afa-tsy 5 manches sur 8 nefa vice champion. i Emontspool (champion de Madagascar) champion d’Afrique. Tsy mampiendanja ny titre azon-dry zareo ny tsy fandraisan’anjaran’i Rautenbach, na i Azar Anwar (ry zareo ange nandray anjara ighany fa manches vitsivitsy fotsiny). Ny hita voalohany izany dia hoe ‘’mazana ‘’ ny Champion de Madagascar, izany hoe mazana koa izany championnat de Madagascar. Mety hahasarika mpifaninana avy atsy amin’ny kaontinanata mainty izany ny zava-bitandry zareo saingy na eo aza izany dia tsy ho tonga ho azy aty fotsiny ry zareo raha tsy haintsika ny mi-‘’exploiter’’ an’ireo titres ireo sy manao ‘’promotion’’ ny rallye gasy (izay no isan’ny zavatra tsara nianarana tamin’ny nataon’i Ntsoa). Ny somary indrokely dia hoe ireto champions de Madagascar toa Eropeana. Isika koa anefa mahalala fa raha performance pure dia verintsika lavidavitra ihany ry zareo. Raha tsy hilaza afa-tsy Joda, na i Mamikely na i Faly be. Ka ho tohin’ilay promotion ihany dia tsy azontsika atao ve mandrevy kely(izay sahy manonofy ihany hono no mahatanteraka ny nofiny) ny mi-monter dossier andefasana pilote gasy iray hanao championnat d’Afrique (tsy voatery ny 8 manches). Manangana pool de sponsors eto Madagascar sy any ivelany. Ny fiara indray hofana amin-dry zareo belges. Mino aho fa na tsy ho champion aza isika mety ho vice champion raha maka reference amin’ny nataon-dry Dethier sy Emontspool izay vao sambany no nandray anjara. Raha izay no tanteraka dia azo antenaina ny hisian’ny mpifaninana afrikana bebe kokoa
-
Rallye Total Fmmsam (15-16-17 Septembre 2006)
emsics1 a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
-
Samy mba te hahita fiara tsara sy tsy dia tranainy daholo ange e ! iza moa no mba tsy te hahita izany focus izany na izany Xsara izany, fa ianareo ihany no miteny hoe miakatra ny vidim-piainana ka lafo ny lasantsy mandeha mijery special … fa ry zareo mpaampirevy antsika amin’ny rallye koa iharan’izay fiakaran’ny lasantsy izay ankotra ny fiakaran’ny vidin’ny piesy ary arakaraky ny tsy maha ntaolo an’ilay fiara no maha lafo an’ilay pièce ary io halafon’ny pièce Io no mahatonga ny préparation-n’ny concurrents ho ratsy ka vao manao spéciale iray na roa dia miala. Ny 504 aza ange no tsy mahavitsy ny fiara jerena ao anaty speciale e... ary mbola maharesy subaru aza indraindray ka raha ny fiara tranainy ary no araky ny betsaka manao ny preparation ny tsy tyokony hahamenatra izany izay ary no misy fa ny tena zava-dehibe dia ny tokony hanajana ny lafiny securité Fa ny an’ahy no mba hevitra atsipiko hoe tokony avela afaka manao speciale ny cross cart dia alefa any aorianan’ny vam
-
Inona moa no niatombohan’ireo fiara matanjaka teto amin’ny tanàna ireny fa tsy tamin’ny hoe hirotsahana amin’ny championnat d’afrique sy ny hoe hi contrer-na an’ireo vazaha nampiditra fiara matanjaka teto. Amiko tsy olana raha ohatra miverina ny fiara tranainy raha toa ka mahafeno ny fepetra teknika sy ny momba ny securité izy. Ny qualité n’ny parc ange tsy voatery hoe misy fiara 4 RM na fira kely vaovao (Polo TDI na 206) fa eo ihany koe ny hoe manao spéciale 1 na 2 dia efa mi abandonne lasa oahatra ny hoe arnaque ilay izy vis-à-vis n’ny sponsors. Ny antony anfe a dia hoe tsy araka ny prepapratrion sy entretien sady ny fiara 4RM préparée ohatra dia efa conçue hoe tsy maintsy misolo tanteraka ny moterany rehafa nahavita rally maromaro, ny caisse koa efa maty kapoka. Ny mpanambola koa tsy voatery ho te hi investir amin’ny rally ny passionné indray tsy ampy saosy fa raha vitany ny mi bricole perfect ohatra an’I Davonjy ka voahaja tsara ny sécurité inona nmoa ny olana ? A titre de comparaison : ilay VW 1302 rallyenoteneniko 250 ch caisse polyester (fa asphalte aloha ilay izy) izao 2000 EUR nefa ny Toyota Corolla WRC phase 1 no mbola 100.000 EUR.
-
betsaka ihany ny options fa anjaran'izay te hi participer no mifidy izay mety aminy na hividy fiara 4RM occaz, lafo (ny vidiny, ny remise en etat, ny entretiens) ary sarotra ny prise en main na hividy fiara kelikely mbola tsara na lafo aza mora ny entretien sady tsy mila remise en etat firy na mividy fiara kelikely tranainainy ohatra ireny 205 maxi groupe F ireny na misafidy fiara original (genre 504 sady mora no robuste) dia maitriser na tsara dia sady mahazo plaisir no manome plaisir ny public. izaho mihevitra fa tokony hahazo spons betsaka i davonjy satria ny fiaran'ilay ry original ary efa maitriser-ny tsara no ilay ry no mahazo applaudimetre betsaka à chaque virage. any amin'ny annonce irenyn ohatra misy choupette (VW 1302) 250 ch caisse carbone ny olana aminy fotsiny anagmba ny debattement ny kely. mety prepaper na terre ve ireny. any Frnatsa aza mbola betsaka ny mitondra simca rallye sady rehefa misy na roa na telo ankoatran'i Davonjy ange mandray anajra dia tonga daholo izay mba kely budget e sady fahafinaretan'ny maso