Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

STICKER TEAM SO6

Messages recommandés

Vita ny commande ry zalah fa nanao 10 aloha zà ho an'izay tratra antso sy handeh radem a!

20.000 fmg ny iray fa tonga d alohako daholo satria tsy maintsy henjehana ho vita radem dia radem zaraina e eo @ epingle Daddy!!
Raha mety dia alefao eto daholo ny commanden'lisany mba hafahako tsara mametra ny isa farany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité RABIBS
salama daholo e,
tena tsara mintsy le hevitra,fa ahoana ny atao raha mba te hahazo koa nefa tsy eny an toerana?ary tee shirt rallygasy ve mety mahazo koa?dia ohatrinona?ary ny stickers Mrallye ve misy koa?misaotra e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misaotra betsaka an'la lesy ra tsi² fa tena milay lé izy an!! cheers
asiako sarin'ny vamako eto miaraka am'lé sticker fa milay bé ny fivokany lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 koa ny aty ra-Tsi2 Twisted Evil

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tokony nalefa niazakazaka io avatar an'i Peno io t@ Alahady fa to manao marathon be lery zany lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibill a écrit:
Tokony nalefa niazakazaka io avatar an'i Peno io t@ Alahady fa to manao marathon be lery zany lol!lol!

ka lery kosa mety fanatik rallye no hanao @ ilay ndao hiazakazaka koh!! lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny ahy efa mipetaka Basketball
a l'arrière côté gauche en haut des feux (309 io daba io)
am'zay mahita an'io daholo zay any arinako any lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny aty mbola hoe aiza no recuper-na ilay izy ra-Tsi2 Question

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ny aty mbola hoe aiza no recuper-na ilay izy ra-Tsi2 Question

Any @ ra-big mbola misy ka mbola misy 6 any fa izy resahina.
r'efa lany indray ny any vô manao tirage vaovao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
His a écrit:
Ny aty mbola hoe aiza no recuper-na ilay izy ra-Tsi2 Question

Any @ ra-big mbola misy ka mbola misy 6 any fa izy resahina.
r'efa lany indray ny any vô manao tirage vaovao

Ny blem dia ny stickers toa grillée niaraka t@ So6 nature scratchscratchscratchBe loatra angamba ny Nos lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
AIZAAAA!!!!!! Kôzy ve zany ra-Big Question

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Aiz marin no misy an le sticker e

Tsi2 sa Big ???

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ilay sticker Team So6 izany ry zalah tokony mbola nisy ambiny 4 fa tena hialana tsiny ilay izy fa variana nihinana so6 sy nos t@ rallye farany teo dia tsy hita izay nalehany a!!
Ka ny tsara dia miverina mi-passer commande indray izay mila dia r'efa tonga ny rencontre mensuelle dia entina indray ilay izy e!

02 (roa) cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
emsics a écrit:

03 (telo) cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:

lol!lol! Rainizana..... tonguelol! Mdrr...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ampiana sticker iray ny ahy azafady ô ô ô cheerscheerscheers

satria mety sahirana ry zalah dia avy dia aza adino 2 stickers par équipage team so6 an (8 zany ny an'zalah) geek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
S....o6 iray ny anah!!! .......... Shocked Hay ve S........ticker e!!

+1 lesy ho ahy ahh Cool

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ataoko recap kely izany aloh ireo nanao commande radem a!
Nari9, Emsics, Ari, Henitsoa, His, Mikkah=6
Mbola le logo taloha io fa tsy ilay vaovao a!
entina radem @ fivoriana, raha mbola misy mila dia tsara raha azoko alohan'ny 12h zao.

efatra arivo ariary moa ny iray?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary maninon marina tsy ilay vaovao no hatao?
Sa tsy tratra intsony Rolling Eyes

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

efatra arivo hoe????
efatra alina zany vé letsy tsy efa autocollant plaqué or geekgeek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Dimy Arivo ariary no vidin'ilay stickers ka lol!

7 no natonta aloha anio

Inflation aaaaa lol!lol!lol! vazivazy eeee

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...